Ndao Hamorona Asa sy Antom-pivelomana

Ndao Hamorona Asa sy Antom-pivelomana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ndao Hamorona Asa sy Antom-pivelomana, Contractor, Toamasina.

Hey 🔥🔥🔥Efa hoe tsy manana asa zaraina aminareo zahay 👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼Fa ATELIER ity ‼️‼️ MAHAIZA MANOMBOKA...
02/08/2026

Hey 🔥🔥🔥
Efa hoe tsy manana asa zaraina aminareo zahay

👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼

Fa ATELIER ity

‼️‼️ MAHAIZA MANOMBOKA AMIN’IZAY EO AM-PELNTANANA ‼️

🔥🔥 MBA TSY HAMPANONTANY LAVA ANAO INTSONY HOE INONA NO AFAK ATAO HANODINANA VOLA

🔥🔥 MBA TSY HAHAVERY VOLA NA HAMPIDOFOTRA ANAO INTSONY

👊🏼 RAHA MANANA

🍃 Vola ampiasaina ianao fa tsy manana hevitra

🍃 Nofinofy tianao hotanterahana ianao sady manana fonds kely afaka anombohana

❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️
Samy manana talenta Sy Fahalalana nomen’Andriamanitra ny olona tsirairay.

👉🏽 KOA MANAOVA ITY ATELIER d’ORIENTATION ITY

👊🏻 👊🏼 Tsarovy fa ny talenta miafina sy ny nofinofy ao am-pandriana tsy miteraka vola.

Fa ny fahaizana ampiasaina, ampivelarina ary zaraina amin’ny hafa dia mety ho lasa loharanom-bola sy fahombiazana maharitra ary tsh mety ho ritra

✍️ Inscription Obligatoire Via MOBILE

🧍‍♂️ INDIVIDUEL OU EN GROUPE ( MISY TARIF SPÉCIAL ho an’ny Groupe )

🩸🩸 PRÉSENTIEL eto Toamasina

☎️ 034 40 317 24

‼️‼️ Ndao horesahana 🍃 Ho anareo Fikambanana mitaiza tanora 🍃 Ho anareo vondrona mpanao asa soa 🍃 Ho anareo olontsotra n...
01/08/2026

‼️‼️ Ndao horesahana

🍃 Ho anareo Fikambanana mitaiza tanora

🍃 Ho anareo vondrona mpanao asa soa

🍃 Ho anareo olontsotra na efa mpandraharaha liana te hampidibola sy handroso bébé kokoa

Ahoana no amohazanao sy amadihanao ny talentanao ho lasa vola ⁉️

👊🏼 - AZA ANGATAHANA ANDRO INTSONY

Samy manana talenta Sy Fahalalana nomen’Andriamanitra ny olona tsirairay.

👉🏽 Ny dingana voalohany dia ny mamantatra ny tena talentanao sy fahaizanao manokana,
Inona ilay zavatra ataonao mora nefa sarotra amin’ny hafa? Inona no asa ataonao ahitanao fifaliana na dia tsy voatery handoavana vola aza?

👉🏽 Ny dingana faharoa dia ny mampivelatra azy. Ny talenta voakarakara dia lasa fahaiza-manao matihanina.

👉🏽 Ny dingana fahatelo dia ny mamadika azy ho tonga fiainana andavanandro amin’ny olona. Tsy vola no tadiavin’ny olona voalohany fa vahaolana hiara-dalana aminy .

🔥🔥🔥🔥🔥 MISY PAIKADY SY FANAZARANA AVOKOA ANEFA IREO

❤️❤️ Ny tena miaraka

👊🏻 Ianao ho sahy miseho sy mampahafantra amin’ny olona ny antom-pisianao.

👊🏻 Ianao afaka mampidobola sy manampy ny hafa amin’ny talentanao

💪🏼💪🏼 Tsarovy fa ny talenta miafina dia tsy miteraka vola. Fa ny talenta ampiasaina, ampivelarina ary zaraina amin’ny hafa kosa dia mety ho lasa loharanom-bola sy fahombiazana maharitra.


✍️ Inscription Obligatoire Via MOBILE

🧍‍♂️ INDIVIDUEL OU EN GROUPE

🩸🩸 PRÉSENTIEL eto Toamasina ( AFAKA MI SE DÉPLACER ANY AMIN’NY FARITRA ) raha ilaina ho ana vondrona na Fikambanana / Fiangonana

☎️ 034 40 317 24

🔥ATELIER D’ORIENTATION 🔥 TOAMASINA Fais de ta passion un métier !💡 Et si votre passion devenait votre source de revenus ...
15/07/2026

🔥ATELIER D’ORIENTATION 🔥 TOAMASINA

Fais de ta passion un métier !

💡 Et si votre passion devenait votre source de revenus ?

Raha mba tonga asa mahavelona tokoa moa io nofinofinao io sy ny zavatra mahafinaritra anao ⁉️

☘️ Manana talenta ve ianao?

☘️ Manana nofinofy tena tianao tanterahana nefa mbola tsy hitanao ny lalana hanombohana azy?

☘️ Te - hanangana ho avy voafaritra matotra tsara ?

✨ Tongava amin’ity atrikasa ity, hahafahanao:

* Mamantatra ny tenanao
* Mamaritra ny talentanao
* Mamoha ny nofinao
* Manangana ny hoavinao
* Mamorona asa mifanaraka amin’ny fahafahanao.

Eto izahay

🟣 Hamolavola tetikasa azo tanterahina.
🟡 Hanana fahasahiana hanomboka sy hahomby.
🔴 Hamaritra ny hoavinao

💰 Fandraisana anjara: 20 000 Ar

☎️ Fisoratana anarana: 034 40 317 24

⚠️ Voafetra ny toerana!

👇🏼👇🏼👇🏼
Anio no fotoana hanombohanao manorina ny hoavinao.

💦💦 Ataovy tonga asa mahavelona ny zavatra tianao sy mahafinaritra anao ! 🌱✨

🩸🩸🩸 Ho an’izay eto Toamasina Écoute - Partage - Séance d’orientation - Idées de Business -  Culture Entrepreunarial Ireo...
27/05/2026

🩸🩸🩸 Ho an’izay eto Toamasina

Écoute - Partage - Séance d’orientation - Idées de Business - Culture Entrepreunarial

Ireo no anisan’ny hfampizarantsika ao tompko

Manao inscription mialoha satria tena voafetra ny toerana

☎️ 034 40 317 24

27/05/2026

🩸🩸🩸 Ho an’izay eto Toamasina

Écoute - Partage - Séance d’orientation - Idées de Business - Culture Entrepreunarial

Ireo no anisan’ny hfampizarantsika ao tompko

Manao inscription mialoha satria tena voafetra ny toerana

07/05/2026

ATELIER ETO TOAMASINA

🔥🔥🔥 REHEFA AVY MAMONJY ITY ATELIER ETO TOAMASINA ITY IANAO 👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼1. Mahay mifehy tena    Tsy mor...
07/05/2026

🔥🔥🔥 REHEFA AVY MAMONJY ITY ATELIER ETO TOAMASINA ITY IANAO

👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼

1. Mahay mifehy tena
Tsy mora tezitra, tsy matahotra , tsy mora diso fanantenana

2. Mahay mifandray tsara
Mahay mihaino, manana compréhension amin’ ny hafa, mahay miresaka amin’ny vady sy ny zanaka, mahay mitondra sy mifehy mpiasa

3. Mitombo fahatokisan-tena
Tsapanao kokoa ny tanjakao sy ny herinao ka mora kokoa ny mandroso sy mahomby

4. Mihena ny stress sy tebitebinao
Satria rehefa voafehy ny fihetseham-po dia milamina kokoa ny saina sy ny fo.

5. Lasa mahomby amin’ny fitarihana sy fitantanana
Ny olona manana intelligence émotionnelle dia mahay mandamina, mahay mifehy sy mitantana

6. Lasa mitombo amin’ny fahombiazana
Na amin’ny asa, fandraharahana, fianarana na fiainana andavanandro

7. Lasa manana faharetana amin’ny olana
Tsy mora kivy foana rehefa misy sakana fa mahay miarina sy mandray lesona

8. Manana filaminan-tsaina sy fiadanam-po
Rehefa mahafehy ny ao anatinao ianao dia mihena ny korontana anatiny ary miaina am-pilaminana kokoa.

9. Tafiditra anaty Communauté VAOVAO vonona handroso sy hifanohana tsara

🛑 🛑 AOKA IZAY NY ANDRASO ANDRASO

⏰ ⏰ ATOMBOY EO AMIN’NY TENANAO NY ZAVATRA REHETRA TIANAO HO HITA SY IAINANA

♻️♻️ « Penses différemment . . . Vies autrement »

📌📌📌 IZAY MAHAVITA INSCRIPTION IHANY NO MAHAZO REPÈRE TOMPOKO,

❌❌❌ TSY MANDRAY LIANA WERAWERA

🔥🔥🔥 NDAO HIOMBONA 🔥🔥🔥✅ Rehefa miaraka isika . . . Mahavita be be kokoa ✅ Rehefa miaraka isika . . . Lasa lavitra kokoa ✅...
05/05/2026

🔥🔥🔥 NDAO HIOMBONA 🔥🔥🔥

✅ Rehefa miaraka isika . . . Mahavita be be kokoa

✅ Rehefa miaraka isika . . . Lasa lavitra kokoa

✅ Rehefa miaraka isika . . . Mahazo tombony bebe kokoa

✅ Rehefa miaraka isika . . . Mitombo traikefa kokoa

✅ Rehefa miaraka isika . . . Manamaivana fatiantoka kokoa

👉🏽👉🏽👉🏽 HO ANAREO MANANA IDÉES DE BUSINESS sy FONDS HOAMPIASAINA

📌 Mbola tsy hitanao ve izay hanombohana azy ?

👉🏽👉🏽👉🏽 HO ANAREO MANANA ASA EFA TOKONY HOATOMBOKA

📌 Olona azo antoka sy mpiara-miombona antoka matotra ve no maha-ory anao ?

🌹🌹🌹🌹 NDAO HIOMBONA FA METY AMINAO NY MIARA-DALANA AMINAY

💪🏼💪🏼 Hanangana Tontolo Hafa mahay mifamelona isika

Amin’ny Asabotsy izao ny Atelier voalohany

Fandraisan’anjara 10 000ar ( Aloha mialoha via Mobile Money)

❌❌❌ VOAFETRA NY TOERANA ❌❌❌

Address

Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ndao Hamorona Asa sy Antom-pivelomana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category