Foyer Ahitantsoa

Foyer Ahitantsoa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Foyer Ahitantsoa, Contractor, Toamasina.

Ivon-toerana iray
hananganana tontolo vaovao / Écoute active

Hiainoana Sy hanabeazana Ankizy sy Tanora mila fanaraha-maso manokana

Hiaraha-miasa amin’ny Olontsotra na Mpandraharaha mila tohana sy fitantanana

Hey ‼️‼️ HO ANTSIKA ETO TOAMASINA SY NY MANODIDINA JEREO TSARA SAO  ATO ANATY LISTA ATO NY MAHAKASIKA ANAO ✅ Raha anisan...
14/06/2026

Hey ‼️‼️ HO ANTSIKA ETO TOAMASINA SY NY MANODIDINA

JEREO TSARA SAO ATO ANATY LISTA ATO NY MAHAKASIKA ANAO

✅ Raha anisan’ireo mitady vadin’asa ianao fa manana vola kely na betsaka hoampiasaina

✅ Rah te hanampy sy hanitatra ireo fidiram-bola efa misy ka haka hevitra

✅ Raha tsy mety mahita asa ka mba te hanomboka business.

✅ Raha mpianatra ka mba te hanana business manokana.

✅ Raha Renimpianakaviana mitaiza ka tsy afaka mivoaka ny trano nefa te hanao business.

✅ Raha mpiasa efa miasa tsara fa sady te hanana fidiram-bola fanampiny ankoatra ny karamanao.

✅ Raha mpandraharaha te hampitombo ny vola miditra sy hanitatra ary hanatsara ny asa.

✅ Raha efa tena anatina business nefa tsy mbola mahazo vokatra araka ny nantenaina.

✅ Raha efa misotro ronono nefa mbola te hivelatra ara-bola.

✅ Raha tanora kely fa mba te hianatra sy hanomboka hanangana ny hoavinao dieny izao.

✅ Raha manana talenta na fahaiza-manao te havadika ho loharanom-bola mahavelona

✅ Raha te hahaleo tena ara-bola ka tsy te ho vesatra amin’ny olona .

✅ Raha te hianatra ny fomba fisainan’ny mpandraharaha sy ny fitantanana vola.

✅ Raha te hanova ny fiainanao amin’ny alalan’ny fianarana mahakasika ny asa fandraharahana.

🔥🔥🔥 AZA AMPIRIMINA FOTSINY ANY NY

❌❌❌❌ 20 000ar ❌❌❌❌

🔥🔥🔥 FA NDAO HANANGANANA NY HO AVY

Tsotra ny hafatra :
👉 Raha te handroso ara-bola sy ara-pivelomana ianao, dia natao ho anao itony ATELIER itony

👉Tsy mila manam-bola be vao manomboka,

🎯 fa mila hevitra tsara

🎯 mila fahalalana mazava tsara

🎯 mila paikady mipetrapetraka tsara

🎯 mila namana mpitantana amin’ny fandraharahana

💪🏼💪🏼 RENDEZ-VOUS AU SOMMET

☎️ 034 40 317 24
CONDITIONS MANOKANA HO AN’NY FARITANY ANTANANARIVO

⁉️⁉️ Hey ‼️OLONA 1 MONJA NO NANATRIKA NY ATELIER ANDROANY 🔥🔥🔥 FIÈRE BE MIHITSY IZAHAY satria tsy nampihemotra anay Faly ...
13/06/2026

⁉️⁉️ Hey ‼️
OLONA 1 MONJA NO NANATRIKA NY ATELIER ANDROANY

🔥🔥🔥 FIÈRE BE MIHITSY IZAHAY satria tsy nampihemotra anay

Faly izahay satria Ny ankamaroan’ny olona miandry fotoana malalaka ,
Fa izy kosa nandeha nitady sy nanomana ny ho aviny samirery,
Satria izy efa AVO LENTA

🚨 🚨 🚨 AZA MAMONJY AN’ITONY ATELIER ITONY MIHITSY OAAA,

Tazomy ao anaty paosy ny 20 000 Ar sao mahomby eo ianao

✅✅✅ DIA TADIDIO TSARA

FA ny olona hanankarena sy hahomby dia tsy faly mandany vola fotsiny, fa mampiasa ny volany amin’ny fampandrosoana ny tenany.

ATELIER : Idées de Business & Intelligence Financière

📅 Mardi - Jeudi - Samedi ( Safidio ny andro hahasambatra anao)

☎️ 034 40 317 24

‼️‼️ VOAFETRA NY TOERANA ‼️‼️🔥🔥 RAHA MITADY IDÉES DE BUSINESS mifanaraka tsara amin’ny eto Toamasina sy mifanandrify ami...
10/06/2026

‼️‼️ VOAFETRA NY TOERANA ‼️‼️

🔥🔥 RAHA MITADY IDÉES DE BUSINESS mifanaraka tsara amin’ny eto Toamasina sy mifanandrify amin’ny fahafahanao ianao

Tongava amin’ny Asabotsy 13 Jona 2026 ( 8h30 )

❌❌❌ 20 000ar ❌❌❌
INSCRIPTION OBLIGATOIRE via M-Vola ou Orange Money

🌷🌷 SORATY INSCRIPTION IZAY TENA VONONA DIA ANDEFASANAY MP AMIN’NY NUMÉRO ANAOVANA INSCRIPTION

☎️ 034 40 317 24

‼️‼️ CULTURE DE L’ENTREPREUNARIAT ‼️‼️ INTELLIGENCE FINANCIÈRE RAOVIANA NO TOKONY HANOMBOKA ?AHOANA NO HANATSARANA ?✅✅ F...
09/06/2026

‼️‼️ CULTURE DE L’ENTREPREUNARIAT

‼️‼️ INTELLIGENCE FINANCIÈRE

RAOVIANA NO TOKONY HANOMBOKA ?

AHOANA NO HANATSARANA ?

✅✅ Fantatrao ve fa ny Hatakandro sy Fisalsalana no FAHAVALONAO voalohany ?

Amin’i ty Fotoana ity no anombohanao fa tongava miaraka amin’ny Projet anao

📅 Asabotsy 13 Jona 2026 ( 8h30 )

🩸 Mahavita inscription vao mahazo Repere tompoko oooo ( 034 40 317 24 )

🔥🔥 NDAO HANOMBOKA AMIN’IZAY EO AM-PELANTANANA 🔥🔥NDAO HATSARAINA SY KOLOKOLOINA NY FOMBA FITANTANANA 🌾🌾 Ny kolontsain’ny ...
08/06/2026

🔥🔥 NDAO HANOMBOKA AMIN’IZAY EO AM-PELANTANANA

🔥🔥NDAO HATSARAINA SY KOLOKOLOINA NY FOMBA FITANTANANA

🌾🌾 Ny kolontsain’ny fandraharahana dia tsy manomboka amin’ny vola, fa amin’ny toe-tsaina.

Tsy voatery hanana orinasa lehibe vao manana kolontsain’ny fandraharahana. Manomboka amin’ny fomba fisainana sy ny fahavononana hanao zavatra izany.

‼️‼️ ATELIER MIAVAKA ‼️‼️

📅 Asabotsy 13 Jona 2026 ( 8h30 )

✅ Fandraisana anjara ( 15 000ar )

🩸Toerana : OMENA NY REPERE REHEFA MAHAVITA INSCRIPTION

☎️ 034 40 317 24

27/05/2026

CERCLE DES MAMANS

Écoute - Partage - Séance d’orientation - Idées de Business - Culture Entrepreunarial

Ireo no anisan’ny hfampizarantsika ao tompko

Manao inscription mialoha satria tena voafetra ny toerana

034 40 317 24

🌸🌸 CERCLE DES MAMANS( Écoute - Échanges - Conseils - Orientation Professionnelle - Idées de Business - Réconfort ) 🔥🔥🔥 N...
24/05/2026

🌸🌸 CERCLE DES MAMANS
( Écoute - Échanges - Conseils - Orientation Professionnelle - Idées de Business - Réconfort )

🔥🔥🔥 Ndao hampakatra ENERGIE indray aloha miaraka amin’ireto Thèmes mangotraka be ireto

Isika renimpianakaviana sy ny fitadiavambola

Isika renimpianakaviana sy ny fihetsehampo

Isika renimpianakaviana mifampizara sy mifampihaino

Infos & Inscription ( 034 40 317 24 )

🎀🎀🎀 IDÉES CADEAUX 🎁  🎁 TOLOTRA MIAVAKA TSY MISY MPANANA ( Écoute - Échange - Réconfort - Conseil - Orientation ) 🌺🌺🌺 Ire...
24/05/2026

🎀🎀🎀 IDÉES CADEAUX 🎁 🎁
TOLOTRA MIAVAKA TSY MISY MPANANA

( Écoute - Échange - Réconfort - Conseil - Orientation )

🌺🌺🌺 Ireto avy no safidy amin’ny Thème Individuel afaka atolotra ho an’i Neny raha tsapanao fa mety / tokony mila izany

🌸 SOUTIEN MORALE POUR MAMAN

Fotoana iresadresahana fotsiny
Fanohanana sy Fampaherezana ho an’i Neny
( na : Moment de Partage - de Soutien & Réconfort pour Maman )

🌸 FAIRE DE SA PASSION UN MÉTIER

Avadiho ho Asa sy Fivelomana ny Talenta ao anatiny ao
( na : Transformer sa Passion en Activité Professionnelle )

🌸 MOMENT DE DÉCHARGE

Fotoana Hihainoana sy Hamoahana ny ao Am-po
( na : Moment d’Écoute Active & de Libération Émotionnelle )

❌❌❌ FOTOANA FANARARAOTRA ITY SATRIA TSY VOASANDA VOLA NY VALEUR AN’I MAMAN

INSCRIPTION ET RÉSERVATION : 034 40 317 24

Individuel ny Atelier dia misafidy andro sy ora tompoko

📅 Regroupement : Samedi 30 Mai 2026

🎀🎀🎀 IDÉES CADEAUX 🎁 SPÉCIAL FÊTE DES MÈRES 🔥🔥 HO FANEHOAM-PITIAVANA MANOKANA DIA MANOLOTRA IRETO SÉANCE IRETO IZAHAY HAN...
20/05/2026

🎀🎀🎀 IDÉES CADEAUX 🎁 SPÉCIAL FÊTE DES MÈRES

🔥🔥 HO FANEHOAM-PITIAVANA MANOKANA DIA MANOLOTRA IRETO SÉANCE IRETO IZAHAY HANOHANANA NY RENY

📌📌📌 IVIDIANO ITY OFFRE ITY NY MAMAN AKAIKY ANAO REHETRA RAHA TIANAO HAHATSAPA FA

✨ Tena tiana izy ary tsy irery akory

✨ Ny Talenta ao anatiny dia mety ho Asa fivelomana ho azy rahampitso

✨ Afaka mamoaka izay mavesatra ao am-pony izy

✨ Mila Espace d’écoute et de reconstruction personnelle izy hitomboany indray hiatrika fiainana

🌺🌺🌺 Ireto avy no safidy amin’ny Thème Individuel afaka atolotra ho an’i Neny

🌸 SOUTIEN MORALE POUR MAMAN
Fotoana Fanohanana sy Fampaherezana ho an’i Neny
( na : Moment de Soutien & Réconfort pour Maman )

🌸 FAIRE DE SA PASSION UN MÉTIER
Avadiho ho Asa sy Fivelomana ny Talenta ao anatiny ao
( na : Transformer sa Passion en Activité Professionnelle )

🌸 MOMENT DE DÉCHARGE
Fotoana Hihainoana sy Hamoahana ny ao Am-po
( na : Moment d’Écoute Active & de Libération Émotionnelle )

❌❌❌ FOTOANA FANARARAOTRA ITY SATRIA TSY VOASANDA VOLA NY VALEUR AN’I MAMAN

INSCRIPTION ET RÉSERVATION : 034 40 317 24

🔥🔥🔥 REHEFA AVY MAMONJY ITY ATLEIR ETO TOAMASINA ITY IANAO ,Dia HO SALAMA TSARA SATRIA ( Vakio tsara ireto )👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇...
12/05/2026

🔥🔥🔥 REHEFA AVY MAMONJY ITY ATLEIR ETO TOAMASINA ITY IANAO ,
Dia HO SALAMA TSARA SATRIA ( Vakio tsara ireto )

👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼👇🏼

1. Mahay mifehy tena
Tsy mora tezitra, tsy matahotra , tsy mora diso fanantenana

2. Mahay mifandray tsara
Mahay mihaino, manana compréhension amin’ ny hafa, mahay miresaka amin’ny vady sy ny zanaka, mahay mitondra sy mifehy mpiasa

3. Mitombo fahatokisan-tena
Tsapanao kokoa ny tanjakao sy ny herinao ka mora kokoa ny mandroso sy mahomby

4. Mihena ny stress sy tebitebinao
Satria rehefa voafehy ny fihetseham-po dia milamina kokoa ny saina sy ny fo.

5. Lasa mahomby amin’ny fitarihana sy fitantanana
Ny olona manana intelligence émotionnelle dia mahay mandamina, mahay mifehy sy mitantana

6. Lasa mitombo amin’ny fahombiazana
Na amin’ny asa, fandraharahana, fianarana na fiainana andavanandro

7. Lasa manana faharetana amin’ny olana
Tsy mora kivy foana rehefa misy sakana fa mahay miarina sy mandray lesona

8. Manana filaminan-tsaina sy fiadanam-po
Rehefa mahafehy ny ao anatinao ianao dia mihena ny korontana anatiny ary miaina am-pilaminana kokoa.

9. Tafiditra anaty Communauté VAOVAO vonona handroso sy hifanohana tsara

🛑 🛑 AOKA IZAY NY ANDRASO ANDRASO

⏰ ⏰ ATOMBOY EO AMIN’NY TENANAO NY ZAVATRA REHETRA TIANAO HO HITA SY IAINANA

♻️♻️ « Penses différemment . . . Vies autrement »

📌📌📌 IZAY MAHAVITA INSCRIPTION IHANY NO MAHAZO REPÈRE TOMPOKO,

❌❌❌ TSY MANDRAY LIANA WERAWERA

Address

Toamasina
501

Telephone

+261344031724

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Foyer Ahitantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category