10/06/2026
🏡 Manana tetikasa hanorina trano ve ianao ?
Marinas Construction dia manampy anao amin'ny :
✅ Fanaovana planina mifanaraka amin'ny filanao sy ny teti-bolanao
✅ Torohevitra ara-teknika sy ara-maritrano
✅ Famolavolana endrika maoderina sy manara-penitra
✅ Fanohanana anao mandritra ny fanatanterahana ny tetikasa
Ny tanjonay dia ny hanova ny nofinofinao ho trano tena izy, sady tsara tarehy no maharitra.
📞 Mifandraisa aminay dieny izao mba hiresahana ny tetikasanao.