Mora Tôle

Mora Tôle Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mora Tôle, Construction Company, Antananarivo.
(352)

👉 Tôles prélaquées
👉 Tôles Aluzinc
👉 TOG – Tôle Ordinaire Galvanisée
👉 Panne C 80 / 100 / 120
👉 Faîtières (coupe 33 – 50)
👉 Accessoires complets pour toiture
🏠 Sanitaires & Décoration int / ext maison
0342707660 Mr laza (WhatsApp)
0332851868

❤️ TSY NATAO HILANA VONINAHITRA, FA FANOMEZANA HO AN’NY MIEZAKA!Ireo dia santionany ihany 🤣🤣Ary raha misy mila manamarin...
20/09/2026

❤️ TSY NATAO HILANA VONINAHITRA, FA FANOMEZANA HO AN’NY MIEZAKA!

Ireo dia santionany ihany 🤣🤣
Ary raha misy mila manamarina dia afaka antsoina ireo olona ireo, satria misy contact daholo 😊

MORA TÔLE TIA MIZARA! ❤️

Fa rehefa hita fa tsy mety na tsy misy fandraisana andraikitra intsony, dia ajanona ihany koa ny fizarana. 😊

👉 Tsy filana abonné akory.
👉 Tsy fanaovana boost.
👉 Tsy mitady laza amin’izany izahay.

Fa ny tena tanjonay dia ny hampahafantatra fotsiny fa manana entana izahay, ary manome lanja ny kalitao tsara sy ny fahafaham-pon’ny mpanjifa. ❤️💙

Izay ihany no fanazavana momba izany.
MORA TÔLE — Tia mizara, tia manampy, ary tia kalitao! 🏠❤️



Amena 10.000Ar avy ianareo ❤️Mankasitraka matoky anay! 🙏
20/09/2026

Amena 10.000Ar avy ianareo ❤️
Mankasitraka matoky anay! 🙏

💳🔵🔴 TPE MORA TÔLE – MORA NY FANDOAVANA! 🔵🔴Tsy mila mitondra vola be eny an-tanana intsony! 😍👉 Afaka mandoa amin’ny carte...
20/09/2026

💳🔵🔴 TPE MORA TÔLE – MORA NY FANDOAVANA! 🔵🔴

Tsy mila mitondra vola be eny an-tanana intsony! 😍
👉 Afaka mandoa amin’ny carte bancaire ianao rehefa manao achat eto amin’ny MORA TÔLE.

💳 VISA
💳 Mastercard
💳 UnionPay
📲 Fandoavana amin’ny TPE haingana sy mora.

✨ Mora, rapide ary pratique!
Ny tanjonay dia ny hanamora hatrany ny fiantsenanao sy hanomezana anao service tsara.

🏠 MORA TÔLE – Hafa ihany ny azo antoka! ❤️

📍 Usine Mora Tôle – alohan’i Yandy By Pass
📍 Magasin Ankadimbahoaka – alohan’i Galana
📍 Magasin Shell Gazety – vers Tetezana Iavoloha

📞 033 28 518 68 / 034 27 076 60
📱 WhatsApp disponible

Mahazo 20.000Ar avy aloha reto! Alefako eo ny Mahazo 10.000Ar avy eo!
20/09/2026

Mahazo 20.000Ar avy aloha reto!
Alefako eo ny Mahazo 10.000Ar avy eo!

20/09/2026

🔵🔴 IZA NO EFA AFA-PO NANJIFA TETO AMIN’NY MORA TÔLE? ❤️💙
🙋‍♀️ Iza no efa naka tôle teto ka afa-po tamin’ny kalitao sy ny service?

🤔 IZA NO MBOLA MISALASALA?
👉 Tongava mijery, manontania ary jereo mivantana ny asa ataonay!

💪 IZA NO TAPA-KEVITRA?
👉 Alefaso aminay ny commande-nao, fa vita eo no eo ny production! 😍

🚨 MORA TÔLE – AZO ANTOKA! 🔵🔴

Mitohy hatrany ny asa eto amin’ny Usine Mora Tôle! 💪
Bobine maro loko sy kalitao no vonona hokarakaraina, ka tôle araka izay ilainao no amboarinay.

✅ Tôle Original
✅ Refy marina sy azo antoka
✅ Tôle sur mesure
✅ Vita eo no eo
✅ Afaka manatrika ny coupage/production ianao
✅ Kalitao matanjaka sy maharitra

📞 Antsoy izahay :
👨 Mr Laza : 034 27 076 60
👩 Mme Kezia : 034 84 071 68

💬 Efa nanjifa teto amin’ny Mora Tôle ve ianao? Lazao ao amin’ny commentaire ny traikefanao! ❤️

🏭 MORA TÔLE – Hafa ihany ny AZO ANTOKA! 🔵🔴

🌸✨ Alahady finaritra ho antsika rehetra! ✨🌸Enga anie ity andro mahafinaritra ity hitondra fiadanana, hafaliana, fitiavan...
20/09/2026

🌸✨ Alahady finaritra ho antsika rehetra! ✨🌸

Enga anie ity andro mahafinaritra ity hitondra fiadanana, hafaliana, fitiavana ary fitahiana ho anareo rehetra. ❤️🙏

Ankafizo tsara ity Alahady ity miaraka amin’ny fianakaviana sy ireo olon-tiana. 🥰

💕🌷 Mirary Alahady sambatra ho antsika rehetra! 🌷💕

Livraison anio Asabotsy!mankasitraka anareo matoky anay foana
19/09/2026

Livraison anio Asabotsy!
mankasitraka anareo matoky anay foana

Aza miala amin'ny Mora Tôle ❤️
19/09/2026

Aza miala amin'ny Mora Tôle ❤️

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mora Tôle posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mora Tôle:

Shortcuts

Share