20/07/2025
🤝🤝 Faly miarahaba antsika rehetra indray izahay ato amin'ny Tia Trano ! 🤝🤝
🎯 Ekipa manam-pahaizana amin'ny karazana endrika trano rehetra : Trano Gasy, Trano Maoderina, Villa, Birao, na trano miavaka araka ny nofinao !
👉 Ireto avy ny tolotra atolotray ho anao :
🔹 Plan_2D (Plan ara-dalàna ho an'ny permis de construire) : 2000 Ar/m²
🔹 Rendu_3D Extérieur (Sary 3D amin'ny endrika ivelany amin'ny kalitao avo) : 2000 Ar/m²
🔹 Combo Plan_2D + Rendu_3D Extérieur : 3000 Ar/m²
🔹 Pack Premium (Plan_2D + Rendu_3D Extérieur + Devis Quantitatif sy Estimatif) : 3500 Ar/m²
🔹 Rendu_3D Extérieur sy Intérieur : 2000 Ar/m² + 45 000 Ar/efitra (sary anatiny amin'ny efitra fidianao)
📞 Raha mila fanazavana fanampiny na fandraisana andraikitra haingana dia antsoy izahay :
📱 Laharana finday : 034 50 390 83
🌐 Pejy Ofisialy Facebook : AR Tia Trano