17/06/2026
💧🏗️ VITA SOAMANTSARA NY FANATSARANA LAVADRANO TETO AKADIKELY ILAFY 🏗️💧
Faly izahay mampahafantatra fa vita ny asa fanatsarana lavadrano natao teto Akadikely Ilafy, mba hanomezana rano madio sy azo antoka ho an'ny mpampiasa.
✅ Asa vita :
🔹 Fanitarana lavadrano 18 metatra
🔹 Fametrahana buse 07 isa
🔹 Fametrahana pompe immergée électrique
🔹 Fanamboarana sarony décoration manara-penitra
🎯 Ny tanjonay dia ny hanolotra asa matihanina, maharitra ary manara-penitra ho an'ny rehetra.
📍 Toerana : Akadikely Ilafy
🙏 Misaotra ny fitokisana nomenareo.
📞 Raha manana tetikasa fanamboarana lavadrano, forage d'eau, fanitarana lavadrano, fametrahana pompe électrique na fanatsarana lavadrano ianareo dia aza misalasala mifandray aminay.
💧 MADIO RANO MADAGASIKARA
Contacter :0385423948
Whatsapp :+261 34 93 372 87
Mail: [email protected]
"Ny rano madio no loharanon'ny aina, ny kalitao no andraikitray."