Artopo

Artopo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Artopo, Surveyor, Moramanga.

IREO DINGANA ARAHINA RAHA IVIDY TANY NY OLONA IRAY : ( vente en totalité )ilay tany manontolo*Dingana 1 : Tena Ilaina ny...
12/05/2020

IREO DINGANA ARAHINA RAHA IVIDY TANY NY OLONA IRAY : ( vente en totalité )
ilay tany manontolo

*Dingana 1 : Tena Ilaina ny fijerevana ifotony ilay tany hovidiana
*Dingana 2 : Hanontaniana ny olona mipetraka aminy manodidina ilay tany raha sanatria ka misy ady tany
*Dingana 3 : ireto avy ny homanin'ilay mpivarotra alohany handehanana hanao "acte de vente" :
- Cerificat juridique (latsakin'ny 3 volana) isany 2 ( alaina eny @ sampandraharahan'ny fananantany
- dika mitovy ny karapanondro ny mpivarotra sy ny mpividy hamarinin'ny kaominina( latsakin'ny 3 volana) isany 2
-ny sarintany ( plan topographique ) isany 5 ny iray asiana " coordonnée)
-ny fanamarinam-ponenan'ny mpivarotra sy mpividy ( latsakin'ny 3 volana) isany 2
- Ny taratasy fiantohana soniavin'ny mpivarotra sy mpividy) legalisé en forme foncier isany 2
- taratasy fangatahana ataony mpividy hamadihana azy ilay boky tany "legalisé" soniavin'ny mpividy ihany isany 2
- ny "Autorisation de transaction" alaina ao @ Amenagement de territoire
-ny duplicata titre
Dingana 4 : misafidy ny hanaovana ny acte " acte sous seing privé, na acte authentique na acte notariat"
Dingana 5 : mila tonga eo daholo ny mpivarotra sy ny mpividy @ fotoana hanaovana ny acte" sinon procuration ................................................................................Mbola hitoh

ny soa hifampizarana :
12/05/2020

ny soa hifampizarana :

25/02/2020

BIRAO ETO MORAMANGA AKAIKIN DOMAINE
IZAHAY DIA MANAO NY ASA REHETRA MOMBA NY FANDREFESAN-TANY:
SY MANORO-HEVITRA IHANY KOA

Address

Moramanga
514

Telephone

034 22 067 67

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Artopo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category