Nir'ina Services

Nir'ina Services Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Nir'ina Services, Contractor, Mangarivotra.

Azo atao tsara ny mampiroborobo ny varotra atao(Vente en ligne,boutique, magasin, entreprise, Hôtel)Mp plus d'info ou co...
15/07/2025

Azo atao tsara ny mampiroborobo ny varotra atao(Vente en ligne,boutique, magasin, entreprise, Hôtel)
Mp plus d'info ou contact 0347095838
Mampiseho ny talenta sy sangan'asa mba ho hitan'olona maro(Artiste, photographe, coiffure)
Amin'ny alalan'ny fanaovana Boost page.
Afaka manampy anao amin'izany izahay

Miarahaba ny Malagasy rehetra amin'izao andro fankalazana ny nazahoantsika fahaleovantena izay.Mirary fety sambatra hoan...
26/06/2025

Miarahaba ny Malagasy rehetra amin'izao andro fankalazana ny nazahoantsika fahaleovantena izay.
Mirary fety sambatra hoantsika rehetra izahay ato amin'ny Nir'ina Services

20/04/2025
Salon palissandre  tsara be,amidy miaraka amin'ny coussin(VITAFOAM) miaraka amin'ny lambany rechange 3 karazany(rouge, o...
17/04/2025

Salon palissandre tsara be,amidy miaraka amin'ny coussin(VITAFOAM) miaraka amin'ny lambany rechange 3 karazany(rouge, orange,marron)
Prix: 1 150 000Ar na 5 750 000Fmg
Lieu: Mangarivotra Sud Toamasina, contact 034 70 958 38

Mandray saisie en ligne sy sur place. ☑️tsy voatery manantona aty ianao raha ampanao saisie fa afaka alefanao sary fotsi...
03/02/2025

Mandray saisie en ligne sy sur place.
☑️tsy voatery manantona aty ianao raha ampanao saisie fa afaka alefanao sary fotsiny dia rehefa vita ny saisie vao alainao na koa alefanay mail raha tsy avoaka Taratasy dia mbola mihena koa ny tarif amin'izay.Afaka aterinay ihany koa.
tarifs: 700Ar par page raha atao dossier numérique
1000Ar par page raha avoaka dossier physique
Plus de 10pages misy réduction
Lieu: Akaiky Poste Ambolomadinika Toamasina
Contact 034 70 958 38

Teneno izay ilainao fa mandeha tsara daholo ireo tsisy problème-Imprimante HP 2320 tsisy cartouche, tsy misy problème,ma...
15/01/2025

Teneno izay ilainao fa mandeha tsara daholo ireo tsisy problème
-Imprimante HP 2320 tsisy cartouche, tsy misy problème,mandeha tsara 70 000Ar
-RAM DDR 3 , 2G bureau 10 000Ar
-Disque dur Portable 500Go, 100 000Ar
-Carte mère DDR3 miaraka amin'ny processeur Core2duo 100 000Ar
-Adapteur (imprimante, ecran plat ,ordinateur)10 000Ar-20 000Ar
-Cable d'alimentation ordinateur, cable imprimante 5000Ar
Sns, mp na teneno amin'ny commentaire izay momba ny informatique tadiavinao
Lieu: Akaiky poste Ambolomadinika, 0326405348

Imprimante HP 2320, tsisy probleme mbola mandeha tsara fa tsisy cartouche fotsiny.Amidy mora fa efa tsy ampiasainaDispo ...
13/01/2025

Imprimante HP 2320, tsisy probleme mbola mandeha tsara fa tsisy cartouche fotsiny.
Amidy mora fa efa tsy ampiasaina
Dispo Akaiky poste Ambolomadinika

Joyeux NoëlNous vous souhaitons de passer un doux et heureux Noël en famille
25/12/2024

Joyeux Noël
Nous vous souhaitons de passer un doux et heureux Noël en famille

02/07/2024

Mirary torimaso sambatra hoantsika rehetra!!!

Send a message to learn more

Eid Mubarak à tous
10/04/2024

Eid Mubarak à tous

Address

Mangarivotra

Telephone

+261347095838

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nir'ina Services posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Nir'ina Services:

Share

Category