21/09/2026
๐ฅ๐ฅ๐๐๐๐๐ฆ๐๐ก๐ ๐๐๐ก๐๐๐๐๐ง๐ฅ๐ ๐๐ก๐๐๐ญ๐ฌ ๐ง๐๐ก๐ฌ ๐๐ ๐๐ก' ๐ก๐ฌ ๐๐๐ข๐ ๐๐ก๐๐ก๐ ๐ง๐ฆ๐๐ก๐๐ข๐๐ฅ๐๐ฉ๐ข๐ฎ๐ฎ , ๐๐๐ฅ๐๐ง๐ฅ๐ ๐๐ข๐ก๐๐ข๐๐๐ฉ๐.
Zazavavikely kely 11 taona, antsoina hoe FANELAH no saika lasan'ny jiolahy roalahy ankeriny tany Ambohitromby, Fkt Ankazoavo, kaominina Tsinjoarivo22, Distrikan'i Fenoarivobe, omaly 18 septambra tokony ho tamin'ny 12 ora atoandro, raha izy andeha hatsaka rano any an-tsaha iny.
Nosamborin'izy ireo avy hatrany io tovovavikely io , ka bandikely atao hoe Lebรดda, izay fianakaviny ihany no nahita izany avy eny lavidavitra ka tsy nisalasala nihazakazaka hamonjy azy. Voakapok'ireo jiolahy ireo nefa ny lamosiny ka lavo tamin'ny tany ilaikely. Mbola afaka nandady izy na izany aza ka niantso vonjy tany an-tanana.
Mahery fo kely ilay zaza.
Ilay ankizivavikely kosa namaly hatrany ka naratra mihitsy vokatry ny nataon' ireo olon-dratsy ary votsotra sy tafatsoaka.
Mandrapahatongan'ireo olona nantsoina nefa , efa nadio ny rano nitan-dry tsy valahara, lasa nitsoaka izy ireo. Nanenjika ihany ny miaramila PSR ao Ambohitromby sy ny fokonolona saingy tsy tratra intsony, ilay naratra kosa efa nahazo fitsaboana, Ary tsy misy atahorana ny ain'izy mianadahy.
Mitohy ny fikarohana ireo lehilahy ireo.
Manafatra ireo ray aman-dreny arak'izany ny mpitandro filaminana, mba samy hanaramaso ny zanany, tsy handefa irery ny ankizy ary hifanome loharanom-baovao raha misy olona na tranga mampiahiahy.
. ( Myelo Haingo Herivahy Tantely)