15/09/2026
Tsy aleo ve atomboka amin’ny villa basse tsotsotra dia any aorina mampiakatra sy manitatra tsikelikely?
Vitanao io fa mila miezaka sy milofo hatrany isika fa tsy mijanona manofy fotsiny ary eto zahay equipen’i Miorina Construct vonona hanome fafahampo aareo.