02/08/2026
❌️❌️ Offre FLASH❌️❌️
iza daholo ilay nitady tete de cortège nefa petit budget,
Ho an’izay hanambady mois d’août ,200000 ar tout compris (carburant, chauffeur et décoration)
réserveeo malaky ary datenao ,fa mois d’août ihany no dispo ilay tolotra
nb: tsy io le fiara fa sary fanehoana