28/07/2026
โด๏ธ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐: ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐
An-kafaliana no hanoloranay anareo indray ity tetikasa vaovao ity. Kisary tsotra sy mbola tsy miteny ireto kanefa fototra hiorenan'ny asa rehetra ho avy.
Ny tany misolampy dia tsy ratsy velively raha hay ny mitrandraka azy sy mametraka fotodrafitr'asa mifanaraka amin'ny toe-tany sy zava-maniry eo aminy. Eto izahay dia mitady ny firindrana eo amin'ny fahamafisan'ny fotodrafitr'asa, ny vola mivoaka kanefa tena manaja ny tontolo iainana๐งฒ.
โฉ๏ธNy zavatra rehetra ho atao eto, ny akora miasa ary ny fomba hanantaterahana izany dia hanaja ireo fenitra. Tianay hapetraka amin'ity asa ity ny firindrana, ny fanajana ny tontolo sy ny zava-maniry ary indrindra ny filaminan-tsaina ho an'izay rehetra hampiasa ny asa vitanay๐๏ธ.
Koa araho hatrany ny pejy ahafantsika mijery ny fivoaran'ny asa!
==========================================
โด๏ธ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐: ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐
Sur un terrain ร forte pente, lร oรน la nature impose ses dรฉfis et rรฉvรจle sa beautรฉ, sโouvre une aventure architecturale passionnante! Lโรฉtude dโamรฉnagement que nous entreprenons ne se limite pas ร bรขtir : elle cherche ร dialoguer avec lโรฉcologie du site, ร รฉpouser ses courbes et ร magnifier sa verdure. Les remblais et cubatures deviennent ici des instruments de prรฉcision, permettant de modeler lโespace sans jamais trahir son harmonie๐งฒ.
โฉ๏ธChaque ouvrage BTP est pensรฉ pour sโadapter ร la pente, optimisant la qualitรฉ tout en maรฎtrisant les coรปts, afin que lโรฉquilibre entre fonctionnalitรฉ et esthรฉtique soit toujours respectรฉ. Ce projet, qui me tient profondรฉment ร cลur, est une invitation ร imaginer des bรขtiments qui ne sโimposent pas mais sโintรจgrent, crรฉant un ensemble oรน architecture et paysage se rรฉpondent dans une symphonie durable๐๏ธ.
๐0336634550
๐ฅ๏ธ[email protected]
๐งฒhttps://www.linkedin.com/in/sitraka-mahery/
๐กhttps://visionetchantier.blogspot.com/