15/07/2024
Miarahaba antsika izay efa manaraka ny Pejy 🥰
Ampifaliana no hampahafantaranay, fa ny Pejy MM'kalydia nosafana hanomezana fahafaham-po ho antsika eto Antsirabe izay liana amina resaka sakafo. Natsangana ny Pejy izay handraisana Commande en Ligne. Ary ho livrenay any aminareo, na any amin'ny toerana ilainareo azy. ( livraison à domicile ).
Tsara ny mampahafantatra fa resaka Snack, Patisserie ary Traiteur no asa hovoizin'ny Pejy. 😊
Manasa anao ary hanasa ny namanao hanaraka ny Pejy "hi-Suivre" sy "hi-J'aime" an'izany 🥰
Am-pitiavana tanteraka ❣️