Entreprise NySoa Antsirabe

Entreprise NySoa Antsirabe TOUS TRAVAUX DE CONSTRUCTION (Maçonnerie, carrelage, plomberie, bricolage,...)

📢📢 PROMOTION, PROMOTION 📢📢Resaka promotion le raha 😊Raha ianareo izao no hanontaniana dia iza  voalaza manaraka ireto no...
13/08/2026

📢📢 PROMOTION, PROMOTION 📢📢

Resaka promotion le raha 😊

Raha ianareo izao no hanontaniana dia iza voalaza manaraka ireto no mba tianareo ataontsika promotion?

A- Conception plan 2D/3D
B- Elaboration devis

Ao mba samy mamaly ao hoe A sa B dia hitantsika eo izay be mpifidy 😊

Aza adino aloha na izany aza fa isan'ny tolotra hita ato @ Entreprise NySoa Antsirabe daholo ireto hitanareo ao ambany ireo an 👇🏻👇🏻👇🏻
..Sahia manonofy foana ee 😊🤩
Dia aza misalasala miditra mp na whatsapp fa raisinay am-pitiavana be

📞 +261 34 99 498 49

02/08/2026

Iza daholo no ato???

O ry foko, moramora ihany...



Ity ary ny valin'ny lalao efa nandrasantsika hatry ny ela e 🥳🥳🥳❤️ Voalohany, mankasitraka ny rehetra tamin'ny fandraisan...
31/07/2026

Ity ary ny valin'ny lalao efa nandrasantsika hatry ny ela e 🥳🥳🥳

❤️ Voalohany, mankasitraka ny rehetra tamin'ny fandraisana anjara 🙏🙏🙏

🎊 Faharoa, arahabaina ianareo voatonona manaraka ireto fa ianareo no nahazo ny loka avy aty Entreprise NySoa Antsirabe 🤩🤩

Lot 1 (réservation 15.000ar): Narda Fianara
Lot 2 (billet 10.000ar): Ny Aina RN AN
Lot 3 (billet 10.000ar): Raissa Raharinanahary
Lot 4 (billet 5.000ar): Ventso Andria
Lot 5 (billet 5.000ar): ???

Rahampitso tolakandro ny hangalana ny loka an, eny Andranovisy ny toerana.

🤔 Farany, hitanareo fa mbola misy lot n°5 dispo io an, satria Tsy nahafeno fepetra Ireo mpandray anjara sasany. Dia omena chance farany ianareo mandrapaha rahampitso izay te hahazo azy mba hameno ny fepetra ara-dalàna tsara 🙂

Izay ary fa any mihaona eee 👋👋👋



📢📢📢 Eohhh, ity ilay lalao miaraka @ REKO BAND nandrasantsika ary e ⏳⏳⏳Tapakila 5 be izao no ho zaraina ho an'ireo 5 mpan...
20/07/2026

📢📢📢 Eohhh, ity ilay lalao miaraka @ REKO BAND nandrasantsika ary e ⏳⏳⏳

Tapakila 5 be izao no ho zaraina ho an'ireo 5 mpandresy:
Loka 1: Réservation 15.000ar
Loka 2 sy 3: billets 10.000ar
Loka 4 sy 5: billets 5.000ar

Tsotra kely ny fitsipi-dalao 😊

🎤 Mentioneo ato ireo namana 5 tianao hiara-hijery REKO aminao
🎤 Asainao izy 5 ireo hi s'abonner @ page Entreprise NySoa Antsirabe
🎤 Partageo en mode public ity publication ity miaraka @ légende "je participe avec NySoa Antsirabe"

Izay commentaire 5 be réaction indrindra ka manaja ireo fitsipika eo ambony ireo no ho mpandresy.

Alarobia 29 Juillet 2026 no ho avoakatsika eto ny mpandresy 🎊🎊🎊

Alefaaaaa 🤩




👋🏻👋🏻👋🏻 Akory aby eee 👋🏻👋🏻👋🏻📢📢📢 Iza daholo no mankafy REKO BAND ato o??? Dia efa nahazo billet daholo sa mbola??Ho asiant...
13/07/2026

👋🏻👋🏻👋🏻 Akory aby eee 👋🏻👋🏻👋🏻

📢📢📢 Iza daholo no mankafy REKO BAND ato o???

Dia efa nahazo billet daholo sa mbola??

Ho asiantsika lalao hahazoana billet REKO ato @ page fa aza miala lavitra an. 🤩🤩🤩

Billet 5 be izao no ho zarain'ny Entreprise NySoa Antsirabe ho anareo sady mpanaraka ny page no mpankafy fa tonga dia antsoy ato @ commentaire daholo aloha ireny namantsika mpankafy ireny sao tsy maharaka 😊

Mirary herinandro mahafinaritra be foana an 🙏🏻



📢📢 Hello July  📢📢🗓 Efa miditra @ tapa-taona faharoa ny 2026 sahady isika. Tena mandeha ny fotoana e??🤔 Iza daholo ilay n...
01/07/2026

📢📢 Hello July 📢📢

🗓 Efa miditra @ tapa-taona faharoa ny 2026 sahady isika. Tena mandeha ny fotoana e??

🤔 Iza daholo ilay nanonofy hanangana trano amin'ity taona ity??
Tsy mbola tara raha izao no hanomboka fa andao amin'izay e 🏃🏻‍♀️🏃🏻‍♀️🏃🏻‍♀️

🤩 Toy izao ngeh ny nofinofinareo rehefa ataonay an-tsary e 🤩

Aza adino fa anisan'ny tolotra ato amin'ny Entreprise NySoa Antsirabe ny fanaovana Plan (2D/3D).

Dia tsy mijanona ho sary fa tanterahitsika izy avy eo an?

Aza misalasala miditra mp
Na miantso ny laharana 034 99 498 49 raha mila fanazavana fanampiny.


🇲🇬🇲🇬🇲🇬 TRATRY NY ASARAMANITRA E! 🇲🇬🇲🇬🇲🇬Mirary fety sambatra ho antsika rehetra amin'ity anio ity o🥳Mbola misy tsy mahala...
26/06/2026

🇲🇬🇲🇬🇲🇬 TRATRY NY ASARAMANITRA E! 🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra amin'ity anio ity o🥳

Mbola misy tsy mahalala tsara ny Entreprise NySoa Antsirabe ve?

Manao ny asa rehetra momba ny tao-trano izahay.
🏠 Na fananganana io
🏡 Na fanavaozana
Dia azonay tanterahina avokoa.

Aza miala lavitra dia tsiditsidio matetika ny pejintsika fa hisy tolotra tsara be atsy ho atsy an ⏳

Aza adino koa ny manasa namana hi- s'abonner 👍🏻

Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala miditra anaty hafatra miafina.

📞 +261 34 99 498 49


📢 OFFRE D’EMPLOI – TECHNICIEN CONTRÔLEUR BTPDoté d'un fort sens de qualité?Vous êtes le profil idéal que nous recherchon...
28/04/2026

📢 OFFRE D’EMPLOI – TECHNICIEN CONTRÔLEUR BTP

Doté d'un fort sens de qualité?
Vous êtes le profil idéal que nous recherchons.

Pourquoi ne pas joindre notre équipe?

✔Contrôler la conformité des travaux sur chantier

✔Veiller au respect des normes techniques et de sécurité

✔Assurer le suivi qualité des réalisations

✔Identifier les écarts et proposer des améliorations

✔Collaborer avec les équipes techniques pour garantir un travail irréprochable
.. feront partie de vos missions principales.

📩 Intéressé? Envoyez votre candidature sur whatsapp +261 34 73 366 20 ou via mail [email protected]

📨 N’hésitez pas à nous contacter en message privé pour plus d’informations.

🔎 Vous cherchez un professionnel sérieux pour concrétiser vos projets ?🗝️ Pourquoi ne pas nous contacter dès maintenant?...
17/02/2026

🔎 Vous cherchez un professionnel sérieux pour concrétiser vos projets ?
🗝️ Pourquoi ne pas nous contacter dès maintenant??

🔨 Nous faisons, non seulement :
✔️ Des travaux de construction
✔️ Des réhabilitations
✔️ Des rénovations

📐 Mais nous vous accompagnons aussi avec des services essentiels :
✅ Conception de plans 2D et 3D
✅ Élaboration de devis détaillés et précis
✅ Études et conseils personnalisés

💡 De l’idée à la réalisation, nous transformons vos projets en réalité, avec professionnalisme, qualité et respect des délais.

💭💭💭 Osez rêver... et laissez-nous réaliser 🏗️🏘️
☎️ +261 34 99 498 49

📢 OFFRE D’EMPLOI – TECHNICIEN CONTRÔLEUR BTPNous recherchons un technicien contrôleur BTP, passionné par la qualité, rig...
21/01/2026

📢 OFFRE D’EMPLOI – TECHNICIEN CONTRÔLEUR BTP

Nous recherchons un technicien contrôleur BTP, passionné par la qualité, rigoureux et attentif aux détails.

Vous êtes une personne dynamique, curieuse, ayant un sens élevé du contrôle et toujours à l’affût des nouvelles tendances et normes du secteur BTP?

Ce poste est fait pour vous ✅

📩 Intéressé? Envoyez votre candidature sur whatsapp +261 34 73 366 20 ou via mail [email protected]

📨 N’hésitez pas à nous contacter en message privé pour plus d’informations.

Address

Antsirabe

Telephone

+261339032705

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Entreprise NySoa Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share