Electr'IK Service

Electr'IK Service Installation électrique BT/solaire dans divers locaux à Madagascar .

🖐️Miarahaba ô. Mitoy hatrany ny asa, mbola kely tokoa izahay saingy afaka manomeha ny tsara indrindra izay tratranay.✅ R...
02/02/2026

🖐️Miarahaba ô. Mitoy hatrany ny asa, mbola kely tokoa izahay saingy afaka manomeha ny tsara indrindra izay tratranay.
✅ Raha misy zavatra tinareo hampanaovina anay aza misalasala miantso avy hatrany.



16/01/2026

❌Na dia teo aza ny accident de travail kely omaly dia miezaka mitady zavatra mahafinaritra foana ny équipe eny antenatenan'ny asa eny, anisan'izany ity astuce iray ity raha ohatra ka nanadino metatra ianareo.

👋Miarahaba antsika rehetra mpiara-miasa sy mpanaraka ny pejy nahatratra ny taona vaovao 2026.Electr'IK Service
31/12/2025

👋Miarahaba antsika rehetra mpiara-miasa sy mpanaraka ny pejy nahatratra ny taona vaovao 2026.
Electr'IK Service

29/12/2025

❌ Tandremo, raha sendra misy loza na mila fanampiana ianareo na kely na lehibe azo antsoina ra....Voir plus

✅Miarahaba antsika mpanaraka ny pejy.ireto misy ampahany amin'ny zavatra ataon'ny Electr'IK ServiceMisokatra amin'ny fia...
20/07/2025

✅Miarahaba antsika mpanaraka ny pejy.
ireto misy ampahany amin'ny zavatra ataon'ny Electr'IK Service
Misokatra amin'ny fiarahamiasa rehetra. Misaotra

✋Miarahaba tompoko.✅Mitohy hatrany ny asa rehetra momba ny "installation électrique" teto indray dia "climatiseur " no n...
12/04/2025

✋Miarahaba tompoko.

✅Mitohy hatrany ny asa rehetra momba ny "installation électrique" teto indray dia "climatiseur " no napetaky ny équipe Electr'IK Service

Aza misalasala miantso, misokatra amin'ny fiarahamiasa rehetra.
☎️+261 38 25 676 82

✅Miarahaba, mitoy hatrany ny asa momba ny "installation électrique" misaotra ireo nanomeha fahatokisana.
11/03/2025

✅Miarahaba, mitoy hatrany ny asa momba ny "installation électrique" misaotra ireo nanomeha fahatokisana.


🤗Miarahaba antsika rehetra. Mitohy hatrany ny asa momba ny "installation électrique" izay ataonay ato amin'ny Electr'IK ...
09/10/2024

🤗Miarahaba antsika rehetra. Mitohy hatrany ny asa momba ny "installation électrique" izay ataonay ato amin'ny Electr'IK Service koa aza misalasala miantso.
✅ Inverseur de source automatique/manuel
✅ Installation électrique en général BT
✅ Lampe de secours/groupe de secours...

🔥Miarahaba antsika rehetra.Mateti-pitranga ny fahatapahan-jiro eto Madagasikara. Manana vahaolana amin'izany izahay ato ...
04/10/2024

🔥Miarahaba antsika rehetra.Mateti-pitranga ny fahatapahan-jiro eto Madagasikara. Manana vahaolana amin'izany izahay ato amin'nyElectr'IK Servicee
✅ Manamboatra "Inverseur de source monophasé/triphasé"
[Manuel/automatique]

✅ mamelona sy mamono ny "groupe électrogène automatique "

Miarahaba antsika namana rehetra indrindra ny mpanaraka vaovao.Vonona hatrany ny "équipe" hanome ny tsara indrindra.Mank...
19/09/2024

Miarahaba antsika namana rehetra indrindra ny mpanaraka vaovao.
Vonona hatrany ny "équipe" hanome ny tsara indrindra.

Mankasitraka ireo izay efa nanjifa ny tolotra omenay.👍Electr'IK Servicee

Address

Antanivao Sud
Antsirabe

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00

Telephone

+261382567682

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Electr'IK Service posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Electr'IK Service:

Share

Category