19/08/2025
🚌 TAGGÉO manavao ny fitateram-bahoaka eto Madagasikara!
Tapitra hatreo ny fasahiranana andavanandro! Miaraka amin'ny Taggéo, mividy tapakila amin'ny application Taggéo na amin'ny toeran-tsinjarana, dia mandehana am-pilaminana miaraka am QR Code-nao.
Inona ny olana sendra anareo rehefa mandeha BUS eto Antananarivo?
Ny tsy fisian'ny vola marim-pototra handoavana? 💰
Ny fiandrasana ela-ela amin'ny toeram-pijanonana? ⏰
Ny fahabetsahan'ny mpandeha? 👥
Ny fotoana tsy azo antoka? ⌚
Zavatra hafa?
Zarao ao amin'ny commentaire ny hevitrareo!
🎯 Miaraka amin'i TAGGÉO: ✅ Fividianana tapakila tsotra ✅ Fandoavana nomerika azo antoka ✅ Fampihenana ny fotoam-piandrasana