22/08/2026
🌸 ARRIVAGE FOURNITURES SCOLAIRES 🌸
📚 Mbola betsaka indray ny arrivage eto amin’ny Pavillon 800–801–802, Analakely!
✨ Tsara kalitao • Mora ny vidiny • Safidy maro
Ireto misy amin’ireo entana azo jerena :
💐 Enveloppe invitation couleur
💐 Perforateur décoratif
💐 Note Book karazany maro
💐 Chemise cartonnée
💐 Valisette
💐 Stylo gomme
📒 Cahier
📗 Bloc-notes
📝 Agenda semainier
📓 Agenda journalier
🖊️ Stylo azo personnalisé
📔 Note Book avec machine
🎨 Ary mbola maro hafa isan-karazany!
📋 Afaka manao devis izahay ho an’izay mila commande.
📍 Afaka tonga mijery sy manjifa mivantana ihany koa.
📞 Contact : 034 69 001 64
📩 Afaka miditra MP RRP pavillon 800 raha mila fanazavana na commande.
🌺 Tongava mitsidika anay eto amin’ny RRP Pavillon 800, Analakely.
🛍️ Mbola betsaka ny arrivage, aza tara!