27/05/2026
💐👩👧👦 Ho avy izao ny FETIN'NY RENY! 🎉❤️
🍽️🐟 Hikarakarao sakafo matsiro sy miavaka i Mama mandritra ny fankalazana ny fetiny amin'ny alalan'ireo Tilapia vokarina ao amin'ny Royal Tilapia.
✨ Habeany : 150 g ka hatramin'ny 200 g ny iray.
💰🔥 Vidiny mora be : 20 000 Ar monja ny 1 Kilao.
🏪🍴 Tsy adino ihany koa isika toeram-pisakafoanana rehetra manomana ny Fetin'ny Reny.
Ampidiro ao anatin'ireo lisitry ny sakafo atolotrareo ny Tilapia ao amin'ny Royal Tilapia 🐟💚 mba hanomezana tsiro miavaka sy sakafo ara-pahasalamana ho an'ireo reny rehetra tonga hankalaza ny androny ao amin-tsika. 👩❤️
📩🚀 Alefaso dieny izao ny kaomandinao!
📞 038 22 859 34
🌐 https://www.royal-tilapia.com/
💐❤️ Satria mendrika ny tsara indrindra i Mama amin'ny androny! ❤️💐
🐟💚