05/08/2024
‼️🛑Manasa lamba maimaimpoana🛑‼️
Amin'ity Volana Aogositra ity, nanapa-kevitra izahay ny hampifaly anao amin'ny lalao izay mitondra voka-tsoa amin'ny fiainanao andavanandro! 🌞
Milalaova ary mahazoa tolotra fanasan-damba sy fipasohana maimaimpoana isan-kerinandro mandritra ny volana aogositra! 😍
Ahoana ny fandraisana anjara? Tsotra izany!
1️⃣ J'aime ny pejy FMM Lingenetenetenet sy ity post ity👍
2️⃣ Zarao amin'ny rindrinao (mode public) ity "publication" ity ka mentionner-o ny pejy Lingenet ahafahanay mahita azy 📢
3️⃣ Tagguer-o ao amin'ny "commentaire ny namana 3 mba handray anjara raha te-hahazo tombony amin'ny serivisy milina fanasan-damba maimaimpoana! 👯♂️
Isan-kerinandro dia hisarika mpandresy tsara vintana iray isika izay hahazo tombony amin'ny serivisy fanasan-damba sy fipasohana maimaimpoana! 🏆
Mety ho ianao ny ho voasarika isak'herinandro dia ho sasanay maimaimpoana foana izany ny lambanao ao anatin'ilay iray volana.
Fa angaha izay ihany! 🎁
🎉Tolotra miavaka🎉
Manolotra fihenam-bidy 20% manokana ihany koa izahay amin'ny tolotra fanasan-damba sy fipasohana ho an'ny mpanjifa vaovao rehetra hanao "abonnement" alohan'ny 12/08/2024 ! 🛍️
Ny "Abonnement" dia manomboka amin'ny 36 000Ar isam-bolana ny vola alohanao dia ho sasanay isan-kerinandro ny lambanao.
📅 Ny Lalao dia manomboka androany 05/08/2024 ka hatramin'ny 31/08/2024
📣 Ireo mpandresy dia ho lazaina isaky ny Alatsinainy eto amin'ny pejy Facebook.
Aza miandry ela àry mandray anjara ary fantaro ny antony itiavan'ny mpanjifanay ny tolotra fanasan-damba sy fipasohana ato aminay! Miaraka amin'ny ekipanay, ny akanjonao dia tsara karakara: madio tsy misy pentina, voapasoka tsara ary vonona ny hanaovana avy hatrany 🌟
Mirary soa ho antsika rehetra ary araraoty izao tolotra fihenam-bidy izao! 🍀✨