09/08/2024
Aiza indray isika Ados oooo.
Sahiran_ tsaina ve isika Ray aman-dReny ny amin'izay ho avin'ny zanatsika???
Na koa manam_ paniriana mba hampandray anjara azy ireo ao an- tokantrano.
Tonga ilay nandrasana eee.Misaotra anareo hatrany matoky ny PATIS FY KALYTAO.Manomana 2 andro be izao ho anareo izahay ( plus de 16 ans).Ny talata 13 sy alarobia 14 ho avy izao, manomboka amin'ny 9 ora ka hatramin'ny 3 ora tolak'andro ,aza tara fa voafetra ihany ny toerana.Manasa anao hiantso avy hatrany ny laharan_ tariby na hiditra @ soratra miafina.
Ireto avy ny zavatra hitantsika ao anatin'io 2 andro io.
* Savoir vivre et savoir faire.
* Santรฉ Reproductive des Adolescents
* Conseilling jeune
* Vision de l'avenir.
* Base de cuisine
*Hygiรจne
* Genoise
* Manipulation douille
* Mascage
* Lissage
* Dรฉcoration
* Crรจme au beurre.
* Crรจme Chantilly
* Hamburger
* Mini pizza
* Madeleine
* Cake
* Flan au marmite.
* Base de couture.
Elaela indray vao miverina ity atelier ity ,koa araraoty fa tena voafetra ny toerana.Tsy maintsy mahay ianao na ny zanakao ary tsy ho sahirana intsony hanomana ny ho aviny izy ireo.
Natao mirary dia mirary satria 60 000 Ar
fotsiny ireo rehetra ireo.
Toerana : Saint Joseph Andohalo