Miaradia & Co

Miaradia & Co Additifs alimentaires et produits chimiques - matériels agro-alimentaires

Metabosulfite de Soude Dispo en vrac Sur livraison hatrany.
27/06/2026

Metabosulfite de Soude
Dispo en vrac
Sur livraison hatrany.

Salanitra eh... Misy soa azo zaraina indray e. Efa nampiasa ity Mena-boanjo avy any Anjozorobe ity vé ianaoMenaka   100%...
20/03/2026

Salanitra eh...
Misy soa azo zaraina indray e.
Efa nampiasa ity Mena-boanjo avy any Anjozorobe ity vé ianao
Menaka 100% natoraly = 0 produit chimique
Pressé à froid
Tena tsara reto....
Ndao hanjifa n'y vokatra Malagasy 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
1/4 L : 3.500 Ar
1/2 L : 6.000 Ar
1L : 12.000Ar
5L : 60.000Ar
Manao livraison 🚚🚴🚴‍♀️ fa afaka alaina ihany koa
🤳033 61 213 45

28/02/2026

Avec Alain Andriamiandrisoa – J’ai une série en cours ! Je suis super fan depuis 4 mois d’affilée. 🎉

Appelez vite 034 42 641 68
15/02/2026

Appelez vite 034 42 641 68

Ndao Ary ❤️❤️❤️🙏
20/01/2026

Ndao Ary ❤️❤️❤️🙏

RAK ROOTS - LOATRA (Lyrics)Ankafizo ary aparitaho aussi nos musiques sur notre Site web https://www.lamozika.comPou...

 na Plasmal.Ho antsika mpanao saucisse,  charcuterie isan-karazany. Vente en détail à partir de 125gSur livraison aloha ...
19/01/2026


na Plasmal.
Ho antsika mpanao saucisse, charcuterie isan-karazany.
Vente en détail à partir de 125g
Sur livraison aloha isika an
034 69 213 45

Acide acétique Fanamboarana   blanc  ✓ 4 à 6 % ra ho an'ny sakafo :👉 Vinaigre Blanc 1Kg=1L >>> Acide acétique 80g + Eau ...
29/12/2025

Acide acétique
Fanamboarana blanc
✓ 4 à 6 % ra ho an'ny sakafo :
👉 Vinaigre Blanc 1Kg=1L >>>
Acide acétique 80g + Eau déminéralisée 920g
✓ 8% ra anadiovana sy lafiny hafa

Sur livraison hatrany
En vrac ou en bidon de 50Kg
033 61 213 45
034 69 623 45

Acide ascorbique   Vitamine CVente en vrac à partir de 125g      🛵🛵🛵Sur livraison 📲  033 61 213 45Inona tokoa moa no asa...
25/12/2025

Acide ascorbique Vitamine C
Vente en vrac à partir de 125g
🛵🛵🛵Sur livraison
📲 033 61 213 45
Inona tokoa moa no asan'ny
🍡🥗 👉 Mitazona n'y loko sy ny tsiro ao @ sakafo [ toy n'y oe asina citron le salade de fruits MBA tsy ho mangana ny Akondro sy paoma e 🍌🍎]
🍖🦴 👉 Fanampin-tsakafo tsotr'izao izy : manamafy taolana, miaro ny nify, Hery fiarovana
🍹🍓👉 Fangaro anti-oxydant ho an'ny jus de fruits
💇💆‍♀️👉 Mampaza sy maha-tanora ny oditra ra ampiasana @ vokatra cosmetika 😁

SORBATE DE POTASSIUM Vente par Kg ⚖️⚖️ à partir de 125g🤙🤙 033 61 213 45 Sur livraison hatrany 🛵🛵Ho antsika   🍹Jus de fru...
21/12/2025

SORBATE DE POTASSIUM
Vente par Kg ⚖️⚖️ à partir de 125g
🤙🤙 033 61 213 45

Sur livraison hatrany 🛵🛵

Ho antsika
🍹Jus de fruit,
🥛Yaourt,
🧀 Fromage
🌭 Charcuterie
Miaro n'y vokatra @ bakteria sy leviora, manampy @ fitahirizana sakafo maharitra , mitazona ny tsiro endrika manintona azy.
Manao livraison eto Tana sy ny manodidina
Mandefa any @ faritra 🙏🙏🙏

Metabisulfite de potassium >> Meta K Vente en vrac ⚖️ à partir de 125g 📲 033 61 213 45 🤙 034 69 623 45🚴 🛵. Sur livraison...
21/12/2025

Metabisulfite de potassium
>> Meta K
Vente en vrac ⚖️ à partir de 125g
📲 033 61 213 45
🤙 034 69 623 45
🚴 🛵. Sur livraison
📌 Agent conservateur : mampihena n'y fihanaky ny bactérie sy olatra
📌 Fangaro mitazona n'y kalitaon'ny ho ambony hatrany 🍇🍷
📌 Antioxydant : manampy @ fitahirizana sakafo maharitra 🥫
Kalitao milamina tsara 👌👌👌

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miaradia & Co posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share