20/04/2026
๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐
Dingana ara-dalร na ampamindrana ny fananana tany rehefa misy didim-pitsarana
Ny mutation par jugement dia atao rehefa misy didim-pitsarana (jugement) mamaritra hoe iza no tomponโilay tany na iza no mahazo zo aminโizany.
Matetika izy ity no mitranga rehefa misy olana na tsy fifanarahana, na koa rehefa tsy ampy taratasy ara-dalร na ny fananana.
โ
๐๐ป๐ผ๐ป๐ฎ ๐ป๐ผ ๐ฎ๐๐ฎ๐ผ ๐ต๐ผ๐ฒ ๐บ๐๐๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป ๐ฝ๐ฎ๐ฟ ๐ท๐๐ด๐ฒ๐บ๐ฒ๐ป๐ ?
Izany dia fomba famindrana ny fananana tany mifototra aminโny didy navoakanโny tribunal. Rehefa vita ny procรฉdure dia soloina ao aminโny bokin-tany na kadasitra ny anaranโny tompony araka ilay jugement.
๐ ๐๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ผ๐ฒ-๐ท๐ฎ๐๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐ถ๐ป๐ผ๐ป๐ฎ ๐ป๐ผ ๐ถ๐น๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐๐ ?
โ Rehefa misy ady tany voavahanโny fitsarana
โ Rehefa misy jugement momba ny lova na fanamarinana mpandova
โ Rehefa misy prescription acquisitive
โ Rehefa mila fanamafisana ara-dalร na avy aminโny tribunal
๐ ๐ง๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ฎ๐๐ ๐ถ๐น๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ :
โ Copie jugement (grosse) + jugement dรฉfinitif
โ Certificat de Situation Juridique (CSJ)
โ Duplicata titre na rรฉfรฉrence cadastral
โ Plan
โ Copie CIN
โ Certificat de payement impรดt
โ Fangatahana mutation
โ๏ธ๐๐ถ๐ป๐ด๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ถ๐ป๐ฎ :
Maka jugement dรฉfinitif eny aminโny tribunal
Manangona taratasy rehetra
Fandoavana hetra eny amin'ny Centre fiscal
Mametraka dossier eny aminโny Domaines na Conservation
Fanamarinana sy fanadihadiana
Fandoavana frais
Fanoratana anarana vaovao
โ ๏ธ ๐ญ๐ฎ๐๐ฎ-๐ฑ๐ฒ๐ต๐ถ๐ฏ๐ฒ :
โ Tsy ampy ny jugement raha tsy mbola atao mutation
โ Tsy maintsy dรฉfinitif ilay jugement
โ Mety mila Gรฉomรจtre raha misy fizarana na fanitsiana tany