๐‡๐š๐ข'๐“๐š๐ง๐ฒ - ๐†รฉ๐จ๐ฆรจ๐ญ๐ซ๐ž ๐„๐ฑ๐ฉ๐ž๐ซ๐ญ

  • Home
  • Madagascar
  • Antananarivo
  • ๐‡๐š๐ข'๐“๐š๐ง๐ฒ - ๐†รฉ๐จ๐ฆรจ๐ญ๐ซ๐ž ๐„๐ฑ๐ฉ๐ž๐ซ๐ญ

๐‡๐š๐ข'๐“๐š๐ง๐ฒ - ๐†รฉ๐จ๐ฆรจ๐ญ๐ซ๐ž ๐„๐ฑ๐ฉ๐ž๐ซ๐ญ Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ๐‡๐š๐ข'๐“๐š๐ง๐ฒ - ๐†รฉ๐จ๐ฆรจ๐ญ๐ซ๐ž ๐„๐ฑ๐ฉ๐ž๐ซ๐ญ, Antananarivo.

26/08/2026

๐…๐€๐Œ๐ˆ๐๐ƒ๐‘๐€๐Œ-๐๐€๐๐€๐๐€๐๐€ ๐๐Ž๐‡๐Ž ๐๐˜ ๐…๐€๐‡๐€๐…๐€๐“๐„๐’๐€๐๐€

Rehefa maty ny tompona tany dia miditra aminโ€™ny antsoina hoe fandovana na (mutation par dรฉcรจs) ireo taranany mpandova.

๐™„๐’“๐™š๐’ ๐’Š๐™ก๐’‚๐™ž๐’๐™– ๐™ง๐’†๐™๐’†๐™›๐’‚ ๐’‰๐™–๐’๐™–๐’ ๐’‡๐™–๐’๐™™๐’๐™ซ๐’‚๐™ฃ๐’‚ :

๐Ÿ‘‰๐ŸปTaratasy fanamarinana ny fahafatesana (acte de dรฉcรจs) izay alaina any aminโ€™ny Kaominina.

๐Ÿ‘‰๐ŸปTaratasy maha-mpandova (acte de notoriรฉtรฉ) : manana endrika araky ny lalร na, atao any aminโ€™ny notaire na dรฉlรฉguรฉ dโ€™arrondissement.

๐Ÿ‘‰๐Ÿป Rehefa azo ireo taratasy ๐’“๐’๐’‚ ireo dia manao ny ยซ ๐‘‘๐‘’ฬ๐‘๐‘™๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘ก๐‘–๐‘œ๐‘› ๐‘‘๐‘’ ๐‘ ๐‘ข๐‘๐‘๐‘’๐‘ ๐‘ ๐‘–๐‘œ๐‘› ยป any aminโ€™ny ivon-ketra (centre fiscal). Ireo no manao ny kajy miohatra amin'ny vidinโ€™ny tany ary misy vola haloa any, ka mahazo ny ยซ ๐‘๐‘’๐‘Ÿ๐‘ก๐‘–๐‘“๐‘–๐‘๐‘Ž๐‘ก ๐‘‘๐‘’ ๐‘๐‘Ž๐‘ฆ๐‘’๐‘š๐‘’๐‘›๐‘ก ยป. Entina any aminโ€™ny Sampandraharahanโ€™ny Fananantany io antontan-taratasy io avy eo.

๐Ÿ‘‰๐Ÿป Manao ny taratasy fangatahana (rรฉquisition) any aminโ€™ny Sampandraharahanโ€™ny Fananantany.

๐Ÿ‘‰๐Ÿป Mameno ny taratasy fanekena (lettre dโ€™engagement) izay manamarina fa manaraka ny lalร na ny dingana rehetra natao ary tsy misy hosoka.
โ˜๐Ÿป Efa misy modely omenโ€™ny Sampandraharaha, fenoina, soniavina ary hamarinina izany (lรฉgalisation des signatures).

๐Ÿ‘‰๐Ÿป Dika mitovy ny kara-panondrom-pirenena.
โ˜๐Ÿป Mety misy taratasy hafa angatahinโ€™ny ยซ ๐‘๐‘œ๐‘›๐‘ ๐‘’๐‘Ÿ๐‘ฃ๐‘Ž๐‘ก๐‘’๐‘ข๐‘Ÿยป, arakarakinโ€™ny zava-misy.

๐Ÿ‘‰๐Ÿป Entina hatrany ny bokitany titre (duplicata du titre) izay hanaovana ny famindrana.

๐™๐’†๐™๐’†๐™›๐’‚ ๐’—๐™ค๐’๐™ค๐’๐™– ๐™ž๐’“๐™š๐’ ๐’‚๐™ฃ๐’•๐™ค๐’๐™ฉ๐’‚-๐’•๐™–๐’“๐™–๐’•๐™–๐’”๐™ฎ ๐™ž๐’“๐™š๐’ ๐’…๐™ž๐’‚ ๐’Š๐™ฃ๐’๐™ฃ๐’‚ ๐’๐™ฎ ๐™™๐’Š๐™ฃ๐’ˆ๐™–๐’๐™– ๐™ข๐’‚๐™ฃ๐’‚๐™ง๐’‚๐™ ๐’‚ ?

๐Ÿ‘‰๐Ÿป Miroso aminโ€™ny famindrana ny Sampandraharahanโ€™ny Fananantany.

โ˜๐Ÿป Marihina fa ny famindrana dia tsy voatery ho olona iray fa mety ho maromaro, ary azo atao miaraka izany. Satria indraindray betsaka ny tomponโ€™ny tany izay efa maty, izay vao tapa-kevitra hiroso aminโ€™ny famindrana ny mpandova.

๐Ÿ…ต๐Ÿ…ฐ๐Ÿ…ฝ๐Ÿ…ฐ๐Ÿ…ผ๐Ÿ…ฐ๐Ÿ†๐Ÿ…ธ๐Ÿ…ท๐Ÿ…ฐ๐Ÿ…ฝ๐Ÿ…ฐ

*๏ธโƒฃ Ny famindrana noho ny lova dia tsy maintsy atao anatinโ€™ny ๐’†๐’๐’Š๐’Ž-๐’ƒ๐’๐’๐’‚๐’๐’‚ aorianโ€™ny fahavitan'ny taratasy fanamarinana ny fahafatesana.

*๏ธโƒฃ Raha mihoatra io fe-potoana io dia iharanโ€™ny sazy noho ny fahatarana ny voakasikโ€™izany (pรฉnalitรฉ de re**rd dโ€™inscription).

*๏ธโƒฃ10% ๐˜ช๐‘ ๐˜ข๐‘š-๐‘๐˜ฐ๐‘™๐˜ข๐‘›๐˜ข, ๐‘˜๐˜ข๐‘—๐˜ช๐‘Ž๐˜ฏ๐‘Ž ๐‘Ž๐˜ฎ๐‘–๐˜ฏโ€™๐˜ฏ๐‘ฆ ๐‘ฃ๐˜ฐ๐‘™๐˜ข ๐˜ต๐‘œ๐˜ฌ๐‘œ๐˜ฏ๐‘ฆ โ„Ž๐˜ข๐‘™๐˜ฐ๐‘Ž ๐‘›๐˜บ ๐˜ด๐‘Ž๐˜ป๐‘ฆ.

โ˜๐Ÿป Na izany aza, ny fitambaranโ€™ny sazy dia tsy mihoatra ny 100%, izany hoe rehefa mahatratra 10 volana ny fahatarana dia mijanona eo aminโ€™ny 100% ny sazy.

๐Ÿ‘‰๐Ÿป ๐˜•๐‘œ๐˜ฉ๐‘œ ๐‘–๐˜ป๐‘Ž๐˜ฏ๐‘ฆ ๐‘Ÿ๐˜ฆโ„Ž๐˜ฆ๐‘“๐˜ข ๐˜ฎ๐‘–๐˜ฉ๐‘œ๐˜ข๐‘ก๐˜ณ๐‘Ž ๐‘›๐˜บ 10 ๐‘ฃ๐˜ฐ๐‘™๐˜ข๐‘›๐˜ข ๐˜ช๐‘ง๐˜ข๐‘›๐˜บ ๐˜ฏ๐‘ฆ ๐‘“๐˜ข๐‘›๐˜ข๐‘ก๐˜ข๐‘›๐˜ต๐‘’๐˜ณ๐‘Ž๐˜ฉ๐‘Ž๐˜ฏ๐‘Ž ๐‘›๐˜บ ๐˜ง๐‘Ž๐˜ฎ๐‘–๐˜ฏ๐‘‘๐˜ณ๐‘Ž๐˜ฏ๐‘Ž ๐˜ฅ๐‘–๐˜ข ๐˜ข๐‘š๐˜ฑ๐‘–๐˜ต๐‘œ๐˜ฎ๐‘๐˜ฐ๐‘–๐˜ฏ๐‘Ž ๐‘Ÿ๐˜ฐ๐‘Ž โ„Ž๐˜ฆ๐‘›๐˜บ ๐˜ฏ๐‘ฆ ๐‘ฃ๐˜ฐ๐‘™๐˜ข ๐˜ง๐‘œ๐˜ต๐‘œ๐˜ต๐‘Ÿ๐˜ข ๐˜ต๐‘œ๐˜ฌ๐‘œ๐˜ฏ๐‘ฆ โ„Ž๐˜ข๐‘™๐˜ฐ๐‘Ž.

03/08/2026

๐‚๐€๐ƒ๐€๐’๐“๐‘๐„ โ€“ ๐‚๐„๐‘๐“๐ˆ๐…๐ˆ๐‚๐€๐“ ๐…๐Ž๐๐‚๐ˆ๐„๐‘ โ€“ ๐“๐ˆ๐“๐‘๐„ ๐…๐Ž๐๐‚๐ˆ๐„๐‘

๐Ÿก ๐ˆ๐‘๐„๐Ž ๐“๐€๐‘๐€๐“๐€๐’๐˜ ๐‹๐„๐‡๐ˆ๐๐„ ๐Œ๐€๐๐€๐Œ๐€๐‘๐ˆ๐๐€ ๐๐˜ ๐…๐€๐๐€๐๐€๐-๐“๐€๐๐˜ ๐„๐“๐Ž ๐Œ๐€๐ƒ๐€๐†๐€๐’๐ˆ๐Š๐€๐‘๐€

Ny ๐—•๐—ผ๐—ธ๐˜† ๐—ž๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ (๐—–๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐˜€๐˜๐—ฟ๐—ฒ), ny ๐—ž๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜† (๐—–๐—ฒ๐—ฟ๐˜๐—ถ๐—ณ๐—ถ๐—ฐ๐—ฎ๐˜ ๐—™๐—ผ๐—ป๐—ฐ๐—ถ๐—ฒ๐—ฟ) ary ny ๐—•๐—ผ๐—ธ๐˜† ๐—ง๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฒ (๐—ง๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฒ ๐—™๐—ผ๐—ป๐—ฐ๐—ถ๐—ฒ๐—ฟ) dia samy manana ny toerany sy ny lanjany eo amin'ny sehatry ny fananan-tany eto Madagasikara.

๐Ÿ—บ๏ธ 1. ๐˜ฝ๐™Š๐™†๐™” ๐™†๐˜ผ๐˜ฟ๐˜ผ๐™Ž๐™„๐™๐™๐˜ผ โ€” ๐˜พ๐˜ผ๐˜ฟ๐˜ผ๐™Ž๐™๐™๐™€
Ny Cadastre dia rafitra ampiasaina amin'ny famantarana, fandrefesana ary famaritana ny parcelle.
Ao anatin'izany no ahitana, arakaraka ny antontan-kevitra misy:
โ€ข Ny toerana misy ny tany
โ€ข Ny laharana cadastral
โ€ข Ny velaran-tany
โ€ข Ny sisin-tany sy ny parcelle manodidina
โ€ข Ny plan cadastral sy ny vaovao mifandraika amin'ilay tany
Ao amin'ny Boky Kadasitra dia mety hisy ihany koa ny anarana/identitรฉ an'ilay olona manana zo amin'ilay tany, miaraka amin'ny mombamomba ny parcelle.

๐Ÿ“œ 2. ๐™†๐˜ผ๐™๐˜ผ๐™๐˜ผ๐™‰๐™” โ€” ๐˜พ๐™€๐™๐™๐™„๐™๐™„๐˜พ๐˜ผ๐™ ๐™๐™Š๐™‰๐˜พ๐™„๐™€๐™
Ny Certificat Foncier dia taratasy manamarina ny zo amin'ny fananana tany tsy mbola titrรฉ, ao anatin'ny rafitra fananan-tany tsy titrรฉ.
Izy io dia avoakan'ny Guichet Foncier eo anivon'ny Collectivitรฉ Dรฉcentralisรฉe, araka ny procรฉdure ara-dalร na.
Ao amin'ny Certificat Foncier dia azo jerena, anisan'izany:
โ€ข Ny anaran'ny tompon-jo
โ€ข Ny famaritana ny parcelle
โ€ข Ny velaran-tany
โ€ข Ny sisin-tany
โ€ข Ny rรฉfรฉrence an'ilay parcelle
๐Ÿ‘‰ Ny tompon'ny Certificat Foncier dia manana zo ara-dalร na amin'ilay tany, ary afaka mangataka ny famadihana ny Certificat Foncier ho Titre Foncier.

๐Ÿ“• 3. ๐˜ฝ๐™Š๐™†๐™” ๐™๐™„๐™๐™๐™€ โ€” ๐™๐™„๐™๐™๐™€ ๐™๐™Š๐™‰๐˜พ๐™„๐™€๐™
Ny Titre Foncier dia antontan-taratasy ara-dalร na mifandray amin'ny rรฉgime d'immatriculation fonciรจre.
Ny tany titrรฉe dia tantanan'ny Conservation de la Propriรฉtรฉ Fonciรจre, eo anivon'ny Circonscription Domaniale et Fonciรจre.
Ny Titre Foncier dia manondro :
โ€ข Ny propriรฉtaire
โ€ข Ny numรฉro du titre foncier
โ€ข Ny superficie
โ€ข Ny limites sy ny famaritana ny immeuble
โ€ข Ny inscriptions sy droits rรฉels voarakitra amin'ilay titre
๐Ÿ‘‰ Izany no mahatonga ny Titre Foncier ho antontan-taratasy tena manan-danja amin'ny fanamarinana ny fananan-tany ao anatin'ny rรฉgime d'immatriculation.

๐Ÿ”„ ๐€๐‡๐Ž๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐…๐€๐Œ๐€๐ƒ๐ˆ๐‡๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐“๐€๐๐˜ ๐‡๐Ž ๐“๐ˆ๐“๐‘๐„ ๐…๐Ž๐๐‚๐ˆ๐„๐‘?

๐ŸŸข ๐˜ผ. ๐˜พ๐™€๐™๐™๐™„๐™๐™„๐˜พ๐˜ผ๐™ ๐™๐™Š๐™‰๐˜พ๐™„๐™€๐™ โžœ ๐™๐™„๐™๐™๐™€ ๐™๐™Š๐™‰๐˜พ๐™„๐™€๐™
Ny lalร na dia mamela ny tompon'ny Certificat Foncier hangataka ny transformation du Certificat Foncier en Titre Foncier.

1๏ธโƒฃ Fametrahana ny fangatahana
Mametraka fangatahana transformation/immatriculation miaraka amin'ireo antontan-taratasy takiana.
โฌ‡๏ธ
2๏ธโƒฃ Fanamarinana ny dossier
Jerena ny maha-marina ny antontan-taratasy sy ny zo amin'ilay tany.
โฌ‡๏ธ
3๏ธโƒฃ BORNAGE
Atao ny bornage mba hamaritana sy hanamarinana ara-teknika ny sisin-tany.
โš ๏ธ Ny transformation ho Titre Foncier dia tsy afaka atao raha tsy vita ny bornage.
โฌ‡๏ธ
4๏ธโƒฃ FE-POTOANA 15 ANDRO IASANA
Manomboka amin'ny datin'ny bornage ny fe-potoana 15 andro fiasana ahafahana mametraka opposition na contestation momba ny sisin-tany sy misoratra ireo fangatahana inscription.
โฌ‡๏ธ
5๏ธโƒฃ FAMAHANA NY OLANA RAHA MISY
Raha misy litige na contestation, dia tsy maintsy voalamina araka ny lalร na izany; raha misy raharaha eny amin'ny fitsarana dia ilaina ny fanapahan-kevitra ara-pitsarana lasa dรฉfinitive alohan'ny hanohizana ny transformation.
โฌ‡๏ธ
6๏ธโƒฃ IMMATRICULATION
Rehefa feno ny fepetra dia tanterahina ny immatriculation de la parcelle.
โฌ‡๏ธ
7๏ธโƒฃ FAMORONANA NY TITRE FONCIER
Farany dia avoaka ny Titre Foncier, ary havaozina mifanaraka amin'izany ny antontan-kevitra eny amin'ny Guichet Foncier.

๐ŸŸก ๐˜ฝ. ๐˜พ๐˜ผ๐˜ฟ๐˜ผ๐™Ž๐™๐™๐™€ โžœ ๐™๐™„๐™๐™๐™€ ๐™๐™Š๐™‰๐˜พ๐™„๐™€๐™
Ny fisian'ny tany ao amin'ny Cadastre dia tsy midika fa efa manana Titre Foncier ilay tany.
Raha tiana hatao titrรฉ ilay tany, dia mila arahina ny procรฉdure d'immatriculation fonciรจre mifanaraka amin'ny sata sy ny antontan-taratasy ananan'ilay parcelle.

Amin'ny ankapobeny:
Cadastre / documents cadastraux
โฌ‡๏ธ
Demande d'immatriculation
โฌ‡๏ธ
Vรฉrification du dossier et de la situation juridique
โฌ‡๏ธ
Travaux topographiques / Bornage
โฌ‡๏ธ
Publicitรฉ et dรฉlai d'opposition
โฌ‡๏ธ
Rรจglement des รฉventuelles oppositions
โฌ‡๏ธ
Immatriculation
โฌ‡๏ธ
๐Ÿ“• TITRE FONCIER

๐Ÿ  ๐‘๐š๐ก๐š ๐ฆ๐ข๐ค๐š๐ฌ๐š ๐ก๐ข๐ฏ๐ข๐๐ฒ ๐ญ๐š๐ง๐ฒ ๐ข๐š๐ง๐š๐จ:
Aza mijery fotsiny hoe:
ยซ Misy numรฉro cadastral ve? ยป
na hoe:
ยซ Misy taratasy ve? ยป
Fa tokony hohamarinina koa ny:
โœ”๏ธ Tompony ara-dalร na
โœ”๏ธ Superficie
โœ”๏ธ Limites
โœ”๏ธ Situation juridique
โœ”๏ธ Opposition na litige
โœ”๏ธ Hypothรจque na inscription hafa raha misy
โœ”๏ธ Authenticitรฉ-n'ny antontan-taratasy
โœ”๏ธ Ary ny procรฉdure ilaina amin'ny famindrana ny zo/fananana

๐Ÿ‘‰๐€๐ซ๐š๐ก๐จ ๐ง๐ฒ ๐ฉ๐ž๐ฃ๐ฒ, ๐ก๐š๐ก๐š๐ณ๐จ๐š๐ง๐š๐จ ๐ญ๐จ๐ซ๐จ๐ก๐ž๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ฆ๐š๐ก๐š๐ฌ๐จ๐š!

28/07/2026

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌFANGATAHANA TANIM-PANJAKANA

๐ˆ๐ซ๐ž๐จ ๐๐ข๐ง๐ ๐š๐ง๐š ๐š๐ซ๐š๐ก๐ข๐ง๐š

1๏ธโƒฃ ๐‘ญ๐’‚๐’Ž๐’‚๐’“๐’Š๐’•๐’‚๐’๐’‚ ๐’”๐’š ๐’”๐’‚๐’•๐’‚-๐’•๐’‚๐’๐’š ๐’Ž๐’‚๐’‰๐’‚๐’Œ๐’‚๐’”๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐’๐’š ๐’•๐’‚๐’๐’Š๐’Ž-๐’‘๐’‚๐’๐’‹๐’‚๐’Œ๐’‚๐’๐’‚

Ny lalร na 60-004 no nihatra mahakasika ny tanim-panjakana talohanโ€™ny fanavaozana azy taminโ€™ny 2005.

Taorianโ€™ny 2005 dia teraka ny lalร na 2005-019/17 Oktobra 2005 mikasika ny sata-tany : tanim-panjakana, tany anโ€™olon-tsotra ary misy ny tany manana ny sata manokana.

Nisy ny fanovana ny lalร na taminโ€™ny 2005. Ankehitriny, ny lalร na 2008-014 taminโ€™ny 23 Jolay 2008 no manankery aminโ€™ny fangatahana tanim-panjakana.

2๏ธโƒฃ ๐‘ฐ๐’›๐’‚ ๐’‚๐’—๐’š ๐’๐’ ๐’‚๐’‡๐’‚๐’Œ๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’๐’ˆ๐’‚๐’•๐’‚๐’Œ๐’‚ ๐’•๐’‚๐’๐’Š๐’Ž-๐’‘๐’‚๐’๐’‹๐’‚๐’Œ๐’‚๐’๐’‚ ?

Afaka mangataka avokoa ny olon-drehetra.

3๏ธโƒฃ ๐‘ป๐’‚๐’๐’Š๐’Ž-๐’‘๐’‚๐’๐’‹๐’‚๐’Œ๐’‚๐’๐’‚ ๐’”๐’š ๐’“๐’†๐’‡๐’š ๐’•๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐’‚๐’‰๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’ ๐’‚๐’‡๐’‚๐’Œ๐’‚ ๐’‚๐’๐’ˆ๐’‚๐’•๐’‚๐’‰๐’Š๐’๐’‚ ?

Tsy voafetra ny refinโ€™ny tany azo angatahina.

-๐“ฃ๐“ช๐“ท๐“ฒ๐“ถ-๐“น๐“ช๐“ท๐“ณ๐“ช๐“ด๐“ช๐“ท๐“ช ๐“ช๐”ƒ๐“ธ ๐“ช๐“ถ๐“ฒ๐“ญ๐”‚ : tanim-panjakana tsy misy titra, tsy misy kadasitra, na efa manana titra aminโ€™ny Fanjakana .

-๐“ฃ๐“ช๐“ท๐“ฒ๐“ถ-๐“น๐“ช๐“ท๐“ณ๐“ช๐“ด๐“ช๐“ท๐“ช ๐“ฝ๐“ผ๐”‚ ๐“ช๐”ƒ๐“ธ ๐“ช๐“ถ๐“ฒ๐“ญ๐”‚ : natokana ho anโ€™ny Minisitera, Domaine Public (ampiasaina hoanโ€™ny vahoaka).

4๏ธโƒฃ ๐‘น๐’†๐’‰๐’†๐’‡๐’‚ ๐’Š๐’๐’๐’๐’‚ ๐’๐’ ๐’๐’‚๐’”๐’‚๐’โ€™๐’๐’š ๐’๐’๐’๐’๐’‚ ๐’Š๐’“๐’‚๐’š ๐’๐’š ๐’•๐’‚๐’๐’Š๐’Ž-๐’‘๐’‚๐’๐’‹๐’‚๐’Œ๐’‚๐’๐’‚ ?

๐Ÿ‘‰๐ŸปMiafara aminโ€™ny fahazoana ๐‘‡๐‘–๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž ny dingana arahina aminโ€™ny fahazoana tany. ๐‘‡๐‘–๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž izay milaza fa anโ€™ny Fanjakana Malagasy aloha ny tany, ary izy no manome izany ho anโ€™ny mpangataka.

๐Ÿซด๐Ÿป Misy karazany maromaro ny fanomezana tany ataonโ€™ny Fanjakana :
๐น๐‘–๐‘ฃ๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘œ๐‘ก๐‘Ž๐‘›๐‘Ž (vente)
๐น๐‘Ž๐‘›๐‘œ๐‘˜๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘ก๐‘Ž๐‘›๐‘ฆ (affectation) raha ho anโ€™ny Minisitera
๐น๐‘Ž๐‘›๐‘œ๐‘™๐‘œ๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž (Dotation) raha hoanโ€™ny Kaominina
Fampanofana : fampanofana tsotra (bail ordinaire), bail emphytรฉotique.

5๏ธโƒฃ ๐‘ฐ๐’๐’๐’๐’‚ ๐’‚๐’—๐’š ๐’Š๐’“๐’†๐’ ๐’…๐’Š๐’๐’ˆ๐’‚๐’๐’‚ ๐’‚๐’“๐’‚๐’‰๐’Š๐’๐’‚ ๐’“๐’‚๐’‰๐’‚ ๐’•๐’๐’‚ ๐’Œ๐’‚ ๐’‰๐’‚๐’๐’ˆ๐’‚๐’•๐’‚๐’Œ๐’‚ ๐’•๐’‚๐’๐’Š๐’Ž-๐’‘๐’‚๐’๐’‹๐’‚๐’Œ๐’‚๐’๐’‚?

๐Ÿ‘‰๐ŸปFanaovana saritany (plan) any aminโ€™ny sampandraharahanโ€™ny Fadrefesantany (service topographique) ka tsy maintsy midina any an-toerana izy mamaritra ny tany izay hangatahina.

๐Ÿ‘‰๐Ÿป Raha azo angatahina ny tany dia afaka miroso aminโ€™ny famenoana ny ยซ formulaire ยป.

๐Ÿ‘‰๐Ÿป Aterina ao aminโ€™ny sampandraharahanโ€™ny Fananantany (Service des domaines) ny ยซ formulaire ยป hitahirizana (enregistrement) ny antontan-taratasy. Miaraka aminโ€™izay ny fahazoana ny laharanโ€™ny tany, ary iny ihany koa ny daty fanombohanโ€™ny fangatahana any aminโ€™ny sampandraharahanโ€™ny Fananantany ialohavanโ€™ny fandoavam-bola antoka (cautionnement).

๐Ÿ‘‰๐Ÿป Misy ny fidinana ifotony (constatation des lieux) izay ataonโ€™ny Kaomisionina tarihinโ€™ny Sampandraharahanโ€™ny Fananantany sy ny Fandrefesantany. Ka antsoina ny tompony sy ireo mpiray vody rindrina mialohanโ€™izany.
Ny Kaomisiaonina no manao fintanana an-tsoratra ny mahakasika ny eo amboninโ€™ilay tany angatahina : fanorenana nafambolena ary izay nanazary izany. Izy ireo ihany koa no mametraka ny heviny (avis) aminโ€™ny fanomezana na tsia ilay tany.

๐Ÿ‘‰๐Ÿป Mitohy aminโ€™ny fitsirihana faharoa (2nd repรฉrage) ny dingana aorianโ€™ny fahazoanโ€™ny sampandraharahanโ€™ny Fandrefesantany ny antontan-taratasy .

๐Ÿ‘‰๐Ÿป Rehefa vita izany dia alefa any aminโ€™ny ยซautoritรฉs des dรฉcisionsยป.

๐Ÿ‘‰๐Ÿป Manome tolokevitra ny lehibenโ€™ny fari-piadidiana (chef circonscription) : omena na tsia ny tany, ny antonโ€™izany ary mametra ny vidiny .

๐Ÿ‘‰๐Ÿป Mametraka ny sampandraharaham-paritra : mitombina ve ny fanomezana na tsia, ary ihany koa ny fanampahan-kevitra (dรฉcision) ao.

๐Ÿ‘‰๐Ÿป Rehefa tsy misy fanamarihana avy aminโ€™ny ยซautoritรฉs des dรฉcisionsยป dia miroso aminโ€™ny ยซimmatriculationยป ny tany. Satria ny tany voasoratra amin'ny anaran'ny Fanjakana Malagasy ihany no azo omena ny mpangataka.

๐Ÿ‘‰๐Ÿป Raha tsy mitombina kosa ny fangatahana, dia tsy tohizana intsony ny dingana.

๐Ÿ‘‰๐Ÿป Rehefa ekena ny fangatahana dia mety ho ny tany rehetra (totalitรฉ) na mety ho ampahany, arakarakinโ€™ny zava-misy ao aminโ€™ny fangatahana.

๐Ÿ‘‰๐Ÿป Aminโ€™ny fotoana hivoahanโ€™ny ny fanampahan-kevitra (dรฉcision) dia ampahafantarina (notifier) ny mpangataka.

๐Ÿ‘‰๐Ÿป Homanina ny antontan-taratasy rehetra hanaovana ny ยซImmatriculationยป sy ny tsato-bato dia alefa any aminโ€™ny sampandraharahanโ€™ny Fandrefesantany. Ny titra kosa dia any aminโ€™ny sampandraharahanโ€™ny Fanananantany. Ary ny tomponโ€™ny tany no manome ny anaranโ€™ny tany izay mety aminy.

๐Ÿ‘‰๐Ÿป Rehefa vita izany dia midina ifotony ny Sampandraharahanโ€™ny Fandrefesantany manao ny tsato-bato, ary misy fiantsoana ireo voakasika indray.

๐Ÿ‘‰๐Ÿป Raha tsy misy olana ny fanatanterahana ny tsato-bato dia averina any aminโ€™ny sampandraharahanโ€™ny Fananantany indray ny antontantaratasy sy ny tatitra (PV) nanaovana ny ยซimmatriculationยป ary ny saritany mifanaraka aminโ€™izany.

๐Ÿ‘‰๐Ÿป Ampahafantarina anโ€™ilay mpangataka ny tany aminโ€™ny alalanโ€™ny ยซavis de paiementยป ny vola tokony aloany, any aminโ€™ny ยซProvision Domanialeยป ary mahazo fanamarinana (quittance) izy rehefa voahefa izany. Ao anatinโ€™ny iray (1) taona no tokony handoavana izany, ka raha tsy tanteraka izany ao anatinโ€™io fe-potoana io dia azo atao ny manao fanafohanana ny fangatahany.

๐Ÿ‘‰๐Ÿป Manao sonia ny taratasim-pivarotana (acte de vente) ny mpangataka ary alefa any aminโ€™ny ยซautoritรฉs dโ€™approbationยป : fileovana (prรฉfet) na any aminโ€™ny foibe.

๐Ÿ‘‰๐Ÿป Miverina any aminโ€™ny foibem-pitantanana ara-ketra (centre fiscal) anaovana ny ยซ enregistrement ยป.

๐Ÿ‘‰๐Ÿป Miroso aminโ€™ny fanoratana aminโ€™ny ยซlivre foncierยป izay ยซregistreยป ampiasainโ€™ny sampandraharahanโ€™ny Fananantany hanoratana ny titra anโ€™ny olona tsirairay izay misoratra ao.

๐Ÿซด๐Ÿป Omena ny tompony ny ยซ Duplicatat du titre ยป na dika mitovy aminโ€™ilay ยซ livre foncier ยป ao aminโ€™ny Sampandraharahanโ€™ny Fananantany.

6๏ธโƒฃ ๐‘ญ๐’†-๐’‘๐’๐’•๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’•๐’๐’š ๐’๐’š ๐’‚๐’‰๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐’‰๐’‚๐’‰๐’‚๐’—๐’Š๐’•๐’‚๐’๐’‚ ๐’Š๐’›๐’‚๐’๐’š ?
Miankina aminโ€™ny fahavononanโ€™ny mpangataka, ny sampandraharahanโ€™ny Fananantany sy ny Fandrefesantany ary ireo sampana teknika izay miara miasa aminโ€™ny sampandraharahanโ€™ny Fananantany sy ny Fandrefesantany ny fahafaingananโ€™izany.

Aminโ€™izao, noho ny ODOC na titra faobe izay karakarainโ€™ny Minisitera dia haingana sy mora kokoa ny fangatahana ny tany. Mitambatra aminโ€™ny toerana ny fangatahana ka manamora ny fanatanterahana ny ยซprocรฉdureยป, sy ny vidinโ€™ny tany satria ny Fanjakana dia mitsinjo manokana anโ€™ireo mpangataka tafiditra ao anatinโ€™ny ODOC.

7๏ธโƒฃ ๐‘ต๐’š ๐’”๐’‚๐’“๐’‚๐’๐’š ๐’Ž๐’Š๐’๐’‚ ๐’‰๐’๐’Ž๐’‚๐’๐’Š๐’๐’‚
Eny aminโ€™ny peta-dridrina eny aminโ€™ny circonscription tsirairay avy.

30/06/2026

๐Ÿ“ฉ Noho ny hamaroan'ny hafatra miafina voaray dia hovaliana tsikelikely izy ireo araka ny filaharany.
Misaotra indrindra amin'ny faharetanareo sy ny fahatokisanareo. Hiezaka izahay hamaly ny tsirairay faran'izay haingana.
๐Ÿ™ Mankasitraka indrindra!

๐Ÿ“ ๐ƒรฉ๐ฅ๐ข๐ฆ๐ข๐ญ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐ฌ๐ฒ ๐๐จ๐ซ๐ง๐š๐ ๐žMaro no mbola manafangaro ny ๐—ฑรฉ๐—น๐—ถ๐—บ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป sy ny ๐—ฏ๐—ผ๐—ฟ๐—ป๐—ฎ๐—ด๐—ฒ.  Na dia samy mikasika ny famaritana ny...
29/06/2026

๐Ÿ“ ๐ƒรฉ๐ฅ๐ข๐ฆ๐ข๐ญ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐ฌ๐ฒ ๐๐จ๐ซ๐ง๐š๐ ๐ž

Maro no mbola manafangaro ny ๐—ฑรฉ๐—น๐—ถ๐—บ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป
sy ny ๐—ฏ๐—ผ๐—ฟ๐—ป๐—ฎ๐—ด๐—ฒ. Na dia samy mikasika ny famaritana ny sisin-tany aza izy ireo, dia samy manana ny tanjony sy ny dingana arahina.

โœ… ๐ƒรฉ๐ฅ๐ข๐ฆ๐ข๐ญ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง : Ny dรฉlimitation dia dingana entina hamaritana ny fetra sy ny velaran'ny tany. Matetika izy io no atao rehefa te hahafantatra mazava ny faritry ny taniny ny tompony, na rehefa misy fivarotana, fizarana, na fanamarinana ny sisin-tany.

โœ… ๐๐จ๐ซ๐ง๐š๐ ๐ž : Ny bornage kosa dia dingana ara-teknika sy ara-panjakana izay arahina rehefa hampidirina amin'ny dingana hahazoana titre foncier ny tany.
Alohan'ny hanaovana azy dia misy ireo fombafomba ara-panjakana, anisan'izany ny demande de bornage eny amin'ny Sampan-draharahan'ny Fananantany.

Mandritra ny bornage no:
โœ…Anatsatohana ny borne IF;
โœ…Anasoniavana ny Procรจs-Verbal de Bornage (PV de bornage);
โœ…Amboarin'ny Gรฉomรจtre Expert ny plan de bornage;
โœ…Alefa any amin'ny Circonscription Topographique (CIRTOPO) sy ny Service des Domaines ny dossier mba hanohizana ny fikarakarana ny titre foncier.

๐Ÿ“Œ Na ny dรฉlimitation na ny bornage dia samy tanterahina eo anatrehan'ny Chef Fokontany, ireo tompon-tany manodidina (voisins limitrophes), ary ireo olona voakasika, mba hiantohana ny mangarahara sy hisorohana ny fifanolanana any aoriana.

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ 26 Jiona โ€“ Fetinโ€™ny Fahaleovantena ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Aminโ€™izao 26 Jiona, andro manan-tantara ho anโ€™i Madagasikara izao, izahay eto a...
26/06/2026

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ 26 Jiona โ€“ Fetinโ€™ny Fahaleovantena ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Aminโ€™izao 26 Jiona, andro manan-tantara ho anโ€™i Madagasikara izao, izahay eto amin'ny Haiโ€™Tany dia mirary fety sambatra, firaisankina, ary fandrosoana ho anโ€™ny Malagasy rehetra.

Enga anie izao tsingerintaona izao hanamafy hatrany ny fitiavan-tanindrazana, ny fahavononana hiara-hiasa, ary ny ezaka iombonana ho fampandrosoana ny firenena.

โœจ Mirary soa sy fahombiazana ho anโ€™ny Malagasy rehetra.
Tratry ny Asaramanitra! ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

.

๐Ÿšจ ๐—ง๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—˜๐— ๐—ข ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—ฆ๐—ข๐—Ÿ๐—ข๐—ž๐—œ๐—”๐—ก๐—” ๐—”๐— ๐—œ๐—กโ€™๐—ก๐—ฌ ๐—”๐—ฆ๐—” ๐—šร‰๐—ข๐— รˆ๐—ง๐—ฅ๐—˜ ๐—˜๐—ซ๐—ฃ๐—˜๐—ฅ๐—ง! ๐Ÿ“๐ŸกMaro ireo olona milaza tena ho manao asa Gรฉomรจtre Expert, nefa ...
09/06/2026

๐Ÿšจ ๐—ง๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—˜๐— ๐—ข ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—ฆ๐—ข๐—Ÿ๐—ข๐—ž๐—œ๐—”๐—ก๐—” ๐—”๐— ๐—œ๐—กโ€™๐—ก๐—ฌ ๐—”๐—ฆ๐—” ๐—šร‰๐—ข๐— รˆ๐—ง๐—ฅ๐—˜ ๐—˜๐—ซ๐—ฃ๐—˜๐—ฅ๐—ง! ๐Ÿ“๐Ÿก

Maro ireo olona milaza tena ho manao asa Gรฉomรจtre Expert, nefa tsy manana fahazoan-dalana ara-dalร na. Alohanโ€™ny hanomezanao asa momba ny taninao dia ilaina ny manao fanamarinana.

โœ… ๐€๐ก๐จ๐š๐ง๐š ๐ง๐จ ๐ก๐š๐ก๐š๐Ÿ๐š๐ง๐ญ๐š๐ซ๐š๐ง๐š ๐Ÿ๐š ๐ญ๐ž๐ง๐š ๐†รฉ๐จ๐ฆรจ๐ญ๐ซ๐ž ๐„๐ฑ๐ฉ๐ž๐ซ๐ญ ๐š๐ซ๐š-๐๐š๐ฅร ๐ง๐š ๐ข๐ฅ๐š๐ฒ ๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐š?

โœ”๏ธ Manana Carte Professionnelle maha Gรฉomรจtre Expert
โœ”๏ธ Manao Gilet anโ€™ny Gรฉomรจtre Expert
โœ”๏ธ Voasoratra ao aminโ€™ny Tableau de lโ€™Ordre des Gรฉomรจtres Experts de Madagascar (OGEM)
โœ”๏ธ Afaka manatanteraka ara-dalร na ny asa momba ny bornage, morcellement, fixation des limites, expertise fonciรจre, sy ny asa topografika mifandraika aminโ€™ny tany.

๐Ÿ“Œ ๐€๐ณ๐จ๐ง๐š๐จ ๐ฃ๐ž๐ซ๐ž๐ง๐š ๐ž๐ญ๐จ ๐ง๐ฒ ๐ฅ๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐†รฉ๐จ๐ฆรจ๐ญ๐ซ๐ž๐ฌ ๐„๐ฑ๐ฉ๐ž๐ซ๐ญ๐ฌ ๐ฏ๐จ๐š๐ฌ๐จ๐ซ๐š๐ญ๐ซ๐š ๐š๐ซ๐š-๐๐š๐ฅร ๐ง๐š :
https://e-araka.ordre-geometres-experts.mg/annuaire-geometre

โš–๏ธ ๐—ง๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—ผ: Ny Gรฉomรจtre Expert irery ihany no manana fahefana ara-dalร na aminโ€™ny famaritana sy fanamafisana ny fetran-tany.

Raha misy olona manao asa Gรฉomรจtre Expert nefa tsy ao anatinโ€™ny lisitra ofisialy (Ordre des Gรฉomรจtres Experts) dia mazava tsara fa fanaovana asa tsy ara-dalร na izany.

๐Ÿ“Œ ๐™‰๐™ฎ ๐™‚รฉ๐™ค๐™ขรจ๐™ฉ๐™ง๐™š-๐™€๐™ญ๐™ฅ๐™š๐™ง๐™ฉ ๐™™๐™ž๐™– ๐™ฉ๐™จ๐™ฎ โ€œ๐™ฉ๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™šโ€ ๐™›๐™ค๐™ฉ๐™จ๐™ž๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™– ๐™–๐™จ๐™– ๐™ซ๐™ค๐™–๐™›๐™š๐™๐™ž๐™ฃโ€™๐™ฃ๐™ฎ ๐™ก๐™–๐™กร ๐™ฃ๐™–. ๐™ˆ๐™ž๐™™๐™ž๐™ ๐™– ๐™ž๐™ฏ๐™–๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™–:

Tsy afaka manao fandrefesana ofisialy (bornage, morcellement, dรฉlimitation) na manasonia dossier ara-panjakana raha tsy voasoratra ao aminโ€™ny Ordre des Gรฉomรจtres-Experts de Madagascar (OGEM) Ordre des Gรฉomรจtres-Experts de Madagascar

โš–๏ธ๐ˆ๐ง๐จ๐ง๐š ๐ง๐จ ๐ฏ๐จ๐ค๐š๐ง๐ฒ ๐ซ๐š๐ก๐š ๐ฆ๐š๐ง๐š๐จ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐š๐ซ๐š-๐๐š๐ฅร ๐ง๐š?
Raha olona tsy ao aminโ€™ny lisitra no manao:

โŒ Tsy ekenโ€™ny fanjakana ny asa vita (mety ho foana ny dossier)
โŒ Mety hisy olana aminโ€™ny domaine, na tribunal
โŒ Mety ho voasazy araka ny lalร na mifehy asa voatokana
โŒ Miteraka disadisa aminโ€™ny fananan-tany (ady tany)

๐Ÿ’ก ๐—”๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ธ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ (๐—ฏ๐—ผ๐—ฟ๐—ป๐—ฎ๐—ด๐—ฒ, ๐—ฑ๐—ถ๐˜ƒ๐—ถ๐˜€๐—ถ๐—ผ๐—ป, ๐—ฒ๐˜๐—ฐ.): ๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ต๐—ฎ ๐—ณ๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฝ๐—ผ๐—ฟ๐—ผ๐—ณ๐—ผ.

๐Ÿก ๐€๐“๐€๐Ž๐•๐˜ ๐€๐™๐Ž ๐€๐๐“๐Ž๐Š๐€ ๐๐˜ ๐“๐€๐๐˜ ๐‡๐Ž๐•๐ˆ๐ƒ๐ˆ๐€๐๐€! ๐Ÿ“โœ… Mialohanโ€™ny hividianana tany, ilaina ny manao fanamarinana lalina mba hisoroha...
01/06/2026

๐Ÿก ๐€๐“๐€๐Ž๐•๐˜ ๐€๐™๐Ž ๐€๐๐“๐Ž๐Š๐€ ๐๐˜ ๐“๐€๐๐˜ ๐‡๐Ž๐•๐ˆ๐ƒ๐ˆ๐€๐๐€! ๐Ÿ“

โœ… Mialohanโ€™ny hividianana tany, ilaina ny manao fanamarinana lalina mba hisorohana olana ara-pananantany sy fahaverezam-bola any aoriana.

๐Ÿ“Œ ๐ˆ๐ซ๐ž๐ญ๐จ ๐ง๐จ ๐ญ๐จ๐ค๐จ๐ง๐ฒ ๐ก๐จ๐ฃ๐ž๐ซ๐ž๐ง๐š ๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š ๐ฆ๐ข๐š๐ฅ๐จ๐ก๐š:

๐Ÿ“‘ ๐—›๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ผ ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐˜€๐˜† ๐—ฟ๐—ฒ๐—ต๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—บ๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—”๐˜‡๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐—ท๐—ฒ๐—ฟ๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐˜€๐˜† ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐˜† ๐—ณ๐—ผ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ป๐˜†.
Jereo raha mifanaraka sy ara-dalร na ny antontan-taratasy rehetra mifandraika aminโ€™ilay tany.

๐Ÿ”Ž ๐—๐—ฒ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐—ฐ๐—ฒ๐—ฟ๐˜๐—ถ๐—ณ๐—ถ๐—ฐ๐—ฎ๐˜ ๐—ท๐˜‚๐—ฟ๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—พ๐˜‚๐—ฒ
Zava-dehibe ny manamarina raha:
โœ”๏ธ Tsy misy olana na litige ilay tany
โœ”๏ธ Tsy misy opposition
โœ”๏ธ Azo amidy ara-dalร na ilay tany

๐Ÿ‘ค ๐—™๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ ๐—ป๐—ผ ๐˜๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐—ผ๐—บ๐—ฝ๐—ผ๐—ป๐˜†
Tsy maintsy mazava hoe iza marina no tomponโ€™ny tany ara-dalร na.

๐Ÿ‘ฅ ๐— ๐—ฏ๐—ผ๐—น๐—ฎ ๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ ๐˜ƒ๐—ฒ ๐—ป๐—ผ ๐—บ๐—ถ๐˜€๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ถ๐—น๐—ฎ๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜†?
Raha olona maro no tompony:
โœ”๏ธ Mety ilaina ny partage aloha
โœ”๏ธ Na koa mila ny fanekena sy sonianโ€™ny olona rehetra misoratra aminโ€™ilay tany mba hisorohana olana any aoriana.

๐Ÿ“ ๐—”๐—ป๐˜๐˜€๐—ผ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—šรฉ๐—ผ๐—บรจ๐˜๐—ฟ๐—ฒ ๐—˜๐˜…๐—ฝ๐—ฒ๐—ฟ๐˜ ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—ฟ๐—ฒ๐—ณ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐˜€๐˜† ๐—ฎ๐˜‡๐˜†
Mba hahazoana antoka fa:
โœ”๏ธ Marina ny superficie amidy
โœ”๏ธ Mazava ny limite
โœ”๏ธ Tsy misy fifanitsahana aminโ€™ny taninโ€™olona hafa

๐Ÿ—บ๏ธ ๐—ฅ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ป๐—ผ ๐˜ƒ๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ
Dia mbola ilaina koa ny Gรฉomรจtre Expert mba hanavaka sy hamaritra mazava ny ampahany amidy, hisorohana fifandirana aminโ€™ny tompony na ny manodidina.

โš ๏ธ๐™‰๐™ฎ ๐™ฉ๐™–๐™ฃ๐™ฎ ๐™ซ๐™ค๐™–๐™ข๐™–๐™ง๐™ž๐™ฃ๐™– ๐™ฉ๐™จ๐™–๐™ง๐™– ๐™ฃ๐™ค ๐™ฉ๐™–๐™ฃ๐™ฎ ๐™–๐™ฏ๐™ค ๐™–๐™ฃ๐™ฉ๐™ค๐™ ๐™– ๐™๐™ค๐™ซ๐™ž๐™™๐™ž๐™–๐™ฃ๐™–. ๐˜ผ๐™ฏ๐™– ๐™ข๐™–๐™ž๐™ ๐™– ๐™๐™–๐™ฃ๐™ค๐™ข๐™š ๐™ซ๐™ค๐™ก๐™– ๐™ง๐™–๐™๐™– ๐™ฉ๐™จ๐™ฎ ๐™ข๐™–๐™ฏ๐™–๐™ซ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฉ๐™–๐™ง๐™–๐™ฉ๐™–๐™จ๐™ฎ ๐™จ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฉ๐™š๐™ฃ๐™– ๐™ฏ๐™–๐™ซ๐™–-๐™ข๐™ž๐™จ๐™ฎ ๐™š๐™ฃ๐™ฎ ๐™–๐™ฃ-๐™ฉ๐™ค๐™š๐™ง๐™–๐™ฃ๐™–.

๐Ÿ“Œ ๐๐€๐‘๐“๐€๐†๐„ ๐“๐€๐๐˜: ๐๐€๐‡๐Ž๐€๐๐€ ๐๐Ž ๐ˆ๐‹๐€๐ˆ๐๐€ ๐€๐‘๐˜ ๐ˆ๐๐Ž๐๐€ ๐๐˜ ๐ƒ๐ˆ๐๐†๐€๐๐€ ๐€๐‘๐€๐‡๐ˆ๐๐€? ๐Ÿก๐Ÿ“Rehefa misy tany lova na tany iombonana anโ€™ny olona ma...
20/05/2026

๐Ÿ“Œ ๐๐€๐‘๐“๐€๐†๐„ ๐“๐€๐๐˜: ๐๐€๐‡๐Ž๐€๐๐€ ๐๐Ž ๐ˆ๐‹๐€๐ˆ๐๐€ ๐€๐‘๐˜ ๐ˆ๐๐Ž๐๐€ ๐๐˜ ๐ƒ๐ˆ๐๐†๐€๐๐€ ๐€๐‘๐€๐‡๐ˆ๐๐€? ๐Ÿก๐Ÿ“

Rehefa misy tany lova na tany iombonana anโ€™ny olona maro (mpandova, mpiray tampo, mpiara-mividy, sns.), dia zava-dehibe ny fanaovana partage mba hizarana ara-dalร na ny anjaranโ€™ny tsirairay sy hisorohana olana any aoriana.

โœ… ๐๐€๐‡๐Ž๐€๐๐€ ๐๐Ž ๐ˆ๐‹๐€๐ˆ๐๐€ ๐๐˜ ๐๐€๐‘๐“๐€๐†๐„?

โœ”๏ธ Misoroka ady sy fifandirana
Rehefa voafaritra mazava ny anjaranโ€™ny tsirairay dia mihena ny disadisa eo aminโ€™ny mpandova na tompony.

โœ”๏ธ Mamaritra mazava ny fetra sy ny velaranโ€™ny anjaran'ny tsirairay.Fantatra tsara hoe iza no tomponโ€™ny ampahany tsirairay aminโ€™ilay tany.

โœ”๏ธ Manamora ny vente sy mutation
Sarotra ny mivarotra tany mbola iombonana na tsy voapartage mazava.

โœ”๏ธ Misoroka opposition sy olana
Maro ny olana miseho rehefa hanao bornage, vente na construction nefa tsy mazava ny tompony.

โœ”๏ธ Miaro ny zonโ€™ny mpandova rehetra
Samy mahazo ny anjarany ara-drariny araka ny lalร na sy fifanarahana.

๐Ÿ“ ๐ƒ๐ˆ๐๐†๐€๐๐€ ๐€๐‘๐€๐‡๐ˆ๐๐€ ๐€๐Œ๐ˆ๐โ€™๐๐˜ ๐๐€๐‘๐“๐€๐†๐„ ๐“๐€๐๐˜

1๏ธโƒฃ ๐™๐™ž๐™›๐™–๐™ฃ๐™–๐™ง๐™–๐™๐™–๐™ฃโ€™๐™ฃ๐™ฎ ๐™ข๐™ฅ๐™–๐™ฃ๐™™๐™ค๐™ซ๐™– / ๐™ฉ๐™ค๐™ข๐™ฅ๐™ค๐™ฃ๐™ฎ
Voalohany fia tokony hisy fanekena sy fifanarahana aminโ€™ireo olona rehetra manana zo aminโ€™ilay tany momba ny fomba hizarana azy.

2๏ธโƒฃ ๐™๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™œ๐™ค๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ฉ๐™–๐™ง๐™–๐™ฉ๐™–๐™จ๐™ฎ ๐™ž๐™ก๐™–๐™ž๐™ฃ๐™–
๐Ÿ“Œ Taratasy momba ny tany (Titre, Certificat, plan, acte de vente, sns.)
๐Ÿ“Œ Acte de notoriรฉtรฉ na taratasy succession (raha tany lova)
๐Ÿ“Œ CIN anโ€™ireo mpandova / tompony

3๏ธโƒฃ ๐™๐™–๐™ฃ๐™–๐™ค๐™ซ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™‹๐™ก๐™–๐™ฃ ๐™™๐™š ๐™‹๐™–๐™ง๐™ฉ๐™–๐™œ๐™š ๐™–๐™ฉ๐™–๐™ค๐™ฃโ€™๐™ฃ๐™ฎ ๐™‚รฉ๐™ค๐™ขรจ๐™ฉ๐™ง๐™š-๐™€๐™ญ๐™ฅ๐™š๐™ง๐™ฉ
๐Ÿ‘ท Ny Gรฉomรจtre-Expert no manao ny fandrefesana sy ny Plan de Partage, izay mampiseho mazava ny fizarana sy ny anjaranโ€™ny tsirairay (superficie sy limites).

4๏ธโƒฃ ๐™๐™–๐™ ๐™–๐™ฃ-๐™ ๐™š๐™ซ๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™จ๐™ฎ ๐™›๐™–๐™ฃ๐™–๐™ข๐™–๐™ง๐™ž๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™š๐™ฃ๐™ฎ ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃโ€™๐™ฃ๐™ฎ ๐™Ž๐™๐˜ผ๐™
๐Ÿข Entina eny aminโ€™ny ny dossier sy plan de partage mba hanaovana fanamarinana sy hahazoana ny visa na autorisation ilaina arakaraka ny karazana tany sy toerana.

5๏ธโƒฃ ๐™๐™–๐™ฃ๐™–๐™ค๐™ซ๐™–๐™ฃ๐™– ๐˜ผ๐™˜๐™ฉ๐™š ๐™™๐™š ๐™‹๐™–๐™ง๐™ฉ๐™–๐™œ๐™š
๐Ÿ–Š๏ธ Atao ny taratasy partage ara-dalร na, izay manamarina ny fizarana sy ny fanekenโ€™ny rehetra.

6๏ธโƒฃ ๐™€๐™ฃ๐™ง๐™š๐™œ๐™ž๐™จ๐™ฉ๐™ง๐™š๐™ข๐™š๐™ฃ๐™ฉ ๐™š๐™ฃ๐™ฎ ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃโ€™๐™ฃ๐™ฎ ๐˜พ๐™š๐™ฃ๐™ฉ๐™ง๐™š ๐™๐™ž๐™จ๐™˜๐™–๐™ก
๐Ÿ’ผ Rehefa vita ny acte de partage dia atao enregistrement eny aminโ€™ny Centre Fiscal mba hanomezana lanja ara-dalร na sy handoavana ireo frais sy droits ilaina.

7๏ธโƒฃ ๐™๐™–๐™ฃ๐™™๐™š๐™›๐™–๐™จ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™™๐™ค๐™จ๐™จ๐™ž๐™š๐™ง ๐™š๐™ฃ๐™ฎ ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃโ€™๐™ฃ๐™ฎ ๐˜ฟ๐™ค๐™ข๐™–๐™ž๐™ฃ๐™š
๐Ÿ›๏ธ Entina eny aminโ€™ny Service des Domaines ny dossier rehetra mba hampidirana ara-dalร na ny fizarana ny tany sy hanaovana ny mutation ho amin'ny anaran'ny tsirairay avy eo.

โžก๏ธ ๐—ง๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐—ฝ๐—ฎ๐—ฟ๐˜๐—ฎ๐—ด๐—ฒ ๐—ฎ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐˜ƒ๐—ฒ๐—ป๐˜๐—ฒ ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ ๐—ต๐—ถ๐˜€๐—ผ๐—ฟ๐—ผ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ผ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ผ๐—ฝ๐—ฝ๐—ผ๐˜€๐—ถ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ผ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ.

๐Ÿ’ฌ โ€œ๐—ก๐˜† ๐—ฝ๐—ฎ๐—ฟ๐˜๐—ฎ๐—ด๐—ฒ ๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ผ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ป๐˜†, ๐—ณ๐—ฎ ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜‡๐—ผ ๐˜€๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฒ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐˜€๐—ฎ๐—บ๐˜† ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ."

๐Ÿ“๐๐˜ ๐Œ๐€๐‡๐€๐™๐€๐•๐€-๐ƒ๐„๐‡๐ˆ๐๐„ ๐๐˜ ๐…๐€๐๐€๐Ž๐•๐€๐๐€ ๐๐Ž๐‘๐๐€๐†๐„ ๐’๐˜ ๐ˆ๐‘๐„๐Ž ๐ƒ๐ˆ๐๐†๐€๐๐€ ๐€๐‘๐€๐‡๐ˆ๐๐€Ny ๐›๐จ๐ซ๐ง๐š๐ ๐ž dia fomba ara-dalร na sy ara-teknika entina ma...
11/05/2026

๐Ÿ“๐๐˜ ๐Œ๐€๐‡๐€๐™๐€๐•๐€-๐ƒ๐„๐‡๐ˆ๐๐„ ๐๐˜ ๐…๐€๐๐€๐Ž๐•๐€๐๐€ ๐๐Ž๐‘๐๐€๐†๐„ ๐’๐˜ ๐ˆ๐‘๐„๐Ž ๐ƒ๐ˆ๐๐†๐€๐๐€ ๐€๐‘๐€๐‡๐ˆ๐๐€

Ny ๐›๐จ๐ซ๐ง๐š๐ ๐ž dia fomba ara-dalร na sy ara-teknika entina mamaritra aminโ€™ny fomba ofisialy sy mazava ny sisin-tany iray aminโ€™ny alalanโ€™ny fandrefesana sy fametrahana borne eny an-toerana.

Izy io dia manome antoka fa mifanaraka ny refinโ€™ny velaran-tany voafaritra ao anaty plan sy ny zava-misy eny an-toerana.

๐Ÿ“Œ ๐™‰๐™ฎ ๐™‚รฉ๐™ค๐™ขรจ๐™ฉ๐™ง๐™š-๐™€๐™ญ๐™ฅ๐™š๐™ง๐™ฉ ๐™ž๐™๐™–๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ค ๐™ข๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃ-๐™Ÿ๐™ค ๐™๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฉ๐™–๐™ฃ๐™ฉ๐™š๐™ง๐™–๐™ ๐™– ๐™—๐™ค๐™ง๐™ฃ๐™–๐™œ๐™š.

๐Ÿ“๐๐˜ ๐Œ๐€๐‡๐€ ๐™๐€๐•๐€-๐ƒ๐„๐‡๐ˆ๐๐„ ๐๐˜ ๐๐Ž๐‘๐๐€๐†๐„

โœ… Mamaritra mazava sy ara-dalร na ny sisin-tany
โœ… Miaro ny zonโ€™ny tompon-tany
โœ… Misoroka ady sy fifandirana aminโ€™ny mpifanolo-bodirindrina
โœ… Manamarina ny tena refy sy velaran-tany marina
โœ… Manamora ny vente, mutation, partage ary succession
โœ… Manome antoka ara-teknika sy ara-panjakana ny tany iray

๐Ÿ“Œ Ny tany vita bornage dia tany voafaritra mazava, voaaro ary mora karakaraina ara-panjakana.

๐Ÿ“ ๐ˆ๐‘๐„๐Ž ๐ƒ๐ˆ๐๐†๐€๐๐€ ๐“๐„๐๐€ ๐€๐‘๐€๐‡๐ˆ๐๐€ ๐€๐Œ๐ˆ๐โ€™๐๐˜ ๐๐Ž๐‘๐๐€๐†๐„

โœ… ๐Ÿญ. ๐—™๐—ฎ๐—บ๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ
Ny tompon-tany na olona voakasika no mametraka fangatahana bornage eny anivonโ€™ny sampandraharahanโ€™ny fananan-tany (Domaine). Atambatra ao anatinโ€™izany ireo antontan-taratasy ilaina momba ilay tany.

โœ… ๐Ÿฎ. ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฑ๐—ผ๐˜€๐˜€๐—ถ๐—ฒ๐—ฟ ๐—ฒ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ฆ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฒ๐—ณ๐—ฒ๐˜€๐—ฎ๐—ป-๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜†
Rehefa voaray sy voamarina ny dossier dia alefanโ€™ny Domaine eny aminโ€™ny sampandraharahanโ€™ny fandrefesan-tany (Service Topographique) izany.

โœ… ๐Ÿฏ. ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—šรฉ๐—ผ๐—บรจ๐˜๐—ฟ๐—ฒ-๐—˜๐˜…๐—ฝ๐—ฒ๐—ฟ๐˜ ๐—ป๐˜† ๐—ฑ๐—ผ๐˜€๐˜€๐—ถ๐—ฒ๐—ฟ
Ny Gรฉomรจtre-Expert no maka ny dossier eny aminโ€™ny sampandraharahanโ€™ny fandrefesan-tany ary misahana ny fanatanterahana ny asa.

โœ… ๐Ÿฐ. ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฟ๐—ฒ๐—ฐ๐—ผ๐—ป๐—ป๐—ฎ๐—ถ๐˜€๐˜€๐—ฎ๐—ป๐—ฐ๐—ฒ ๐˜€๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ
Atao ny fitsirihana mialoha sy ny fikarohana ireo antontan-kevitra ara-teknika ary ireo marika mety efa misy eny an-toerana.

โœ… ๐Ÿฑ. ๐—™๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฒ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ
Mandefa taratasy fampiantsoana ireo mpifanolo-bodirindrina sy ireo olona voakasika ny Gรฉomรจtre-Expert alohanโ€™ny fidinana eny an-toerana.

โœ… ๐Ÿฒ. ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฏ๐—ผ๐—ฟ๐—ป๐—ฎ๐—ด๐—ฒ ๐—ฒ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ป-๐˜๐—ผ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ
Atao ny fandrefesana ara-teknika sy ny famaritana ny sisin-tany. Rehefa voafaritra ny sisin-tany dia apetraka aminโ€™ny fomba ofisialy ireo borne.

โœ…๐Ÿณ. ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฃ๐—ฟ๐—ผ๐—ฐรจ๐˜€-๐—ฉ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฏ๐—ฎ๐—น ๐—ฑ๐—ฒ ๐—•๐—ผ๐—ฟ๐—ป๐—ฎ๐—ด๐—ฒ
๐Ÿ“„ Ny Procรจs-Verbal de Bornage dia taratasy ara-dalร na manamarina sy manaporofo ny fanatanterahana ny bornage.

Izy io dia soniavinโ€™ny :
โœ… Ny tompon-tany
โœ… Ireo mpifanolo-bodirindrina voakasika
โœ… Ny Chef Fokontany
โœ… Ny solontenanโ€™ny Commune
โœ… Ny Gรฉomรจtre-Expert na mpandrefy tany nanatanteraka ny asa

โœ…๐Ÿด ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฝ๐—น๐—ฎ๐—ป.
Atao ny fandrafetana ny plan dรฉfinitif sy ny fanamarinana ara-teknika ny asa vita.

โœ… ๐Ÿต. ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ฒ๐—ต๐—ถ๐—ฟ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฑ๐—ผ๐˜€๐˜€๐—ถ๐—ฒ๐—ฟ
Rehefa vita ny bornage sy ny fanamboarana ny plan dia misy ny fanamarinana ara-teknika atao eny anivonโ€™ny sampandraharahanโ€™ny fandrefesan-tany. Rehefa voamarina ny dossier dia tehirizina eny anivonโ€™ny Topographie ny plan sy ireo antontan-taratasy ara-teknika.

Aorianโ€™izay dia averina eny aminโ€™ny Domaine ny dossier hanohizana ny dingana ara-panjakana. Ny Gรฉomรจtre-Expert no manome ny numรฉro de transmission ahafahana manaraka ny fandehanโ€™ny dossier.
Ny tompon-tany no manaraka ny dossier eny anivon'ny sampandraharahan'ny fananan-tany mandram-pivoakan'ny bokin-tany.

๐Ÿ“Œ ๐—”๐—ฅ๐—ข๐—ฉ๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—ง๐—”๐—ก๐—œ๐—ก๐—”๐—ข, ๐—™๐—”๐—ฅ๐—œ๐—ง๐—ข ๐—”๐—ฅ๐—”-๐——๐—”๐—Ÿร€๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—ฆ๐—œ๐—ฆ๐—œ๐—ก-๐—ง๐—”๐—ก๐—œ๐—ก๐—”๐—ข.
๐Ÿ“โ€œ๐™‰๐™ฎ ๐™ง๐™š๐™›๐™ฎ ๐™ข๐™–๐™ง๐™ž๐™ฃ๐™– ๐™ฃ๐™ค ๐™›๐™ค๐™ฉ๐™ค๐™ฉ๐™ง๐™–, ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฉ๐™–๐™ฃ๐™ฎ ๐™ซ๐™ค๐™–๐™›๐™–๐™ง๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™ฃ๐™ค ๐™ซ๐™ค๐™–๐™–๐™ง๐™ค.โ€

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ๐‡๐š๐ข'๐“๐š๐ง๐ฒ - ๐†รฉ๐จ๐ฆรจ๐ญ๐ซ๐ž ๐„๐ฑ๐ฉ๐ž๐ซ๐ญ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share