04/06/2026
🎨 NAHOANA NO MISAFIDY PEINTURE AURLAC ?
✅ Mahafina tsara ny rindrina
✅ Finition madio sy tsara tarehy
✅ Lavable, mora diovina
✅ Maharitra ka mitsitsy fandaniana
✅ Mety amin’ny anatiny sy ivelany
🏠 Ny tanjonay dia ny hanome anao loko kalitao, hahatonga ny tranonao ho tsara tarehy sy maharitra kokoa.
📍 Tongava mitsidika ny magasin DISTRIBUTEUR AGRÉÉ AURLAC Ambohidratrimo & Anosiala, en face restaurant Sapin Vert.
📞 038 46 135 57
🤝 Mandray anareo am-pifaliana izahay ary manoro ny loko sy produit mety amin’ny asa hataonareo.