Leah Voix Off

Leah Voix Off 🎙️ VOIX OFF PROFESSIONNELLE / MC 🎤
🇲🇬 Malagasy | 🇫🇷 Français

Ny paoziko mamaky an'ilay hoe tsy miasa dia aveo miasa 🙄..........dia aveo Tsy miasa🤗 faly sahirana ihany 😅😅 dia lasa ny...
24/09/2026

Ny paoziko mamaky an'ilay hoe tsy miasa dia aveo miasa 🙄..........dia aveo Tsy miasa🤗 faly sahirana ihany 😅😅 dia lasa ny saiko hoe aona indray izany ireto Voix off ireto? Ao fa tsy maintsy livré rahampitso ireo👌👌 za miasa 🥰🥰🥰 A demaiiiiiin 🙏

✨ Petite motivation pour ce lundi…Je publie cette photo parce qu’elle représente un peu le studio de mes rêves. 😍🎙️Bon… ...
21/09/2026

✨ Petite motivation pour ce lundi…
Je publie cette photo parce qu’elle représente un peu le studio de mes rêves. 😍🎙️
Bon… je vous avoue, ce studio n’existe pas encore comme ça chez moi 😂 C’est une inspiration créée avec l’IA.

Mais au fond, c’est justement ça qui me motive : ✅️avoir une vision,
✅️croire en ce qu’on aime
✅️et avancer petit à petit.

Ne renoncez jamais à ce qui vous fait vibrer. Commencez avec ce que vous avez, faites un pas après l’autre… et gardez votre rêve en tête. ❤️

Aujourd’hui, c’est une inspiration créée par l’IA.
Demain, qui sait… peut-être que je vous montrerai le vrai. 😁🎙️
Belle semaine à tous ! ✨

😅Resaka hafa mihitsy ity,Tsy tsaroako mbola niakanjo mafana be sy mitampify  oatr'izao aho t@ volana septambra t@taona l...
16/09/2026

😅Resaka hafa mihitsy ity,Tsy tsaroako mbola niakanjo mafana be sy mitampify oatr'izao aho t@ volana septambra t@taona lasa! Fa tena mangatsiaka be anie e🥶🤒

Ny zavatra tsapa dia tena tsy mifanaraka @ tokony ho izy intsony ny toetr'andro 🌱 Inona no mety ho antony??? Sao mba avy ihany?

Ny fiarovana ny tontolo iainana no tokony ho amafisintsika🙏🙏 maro be ny fihetsika azo atao na dia kely fotsiny ary dia afaka iarovantsika izany tontolo iainana izany, mino aho fa samy mahay avokoa isika hoe inona avy izany no tokony ho atao fa tsy ho tanisaiko be intsony🥰 Samia mandray andraikitra ary oooo🤗🤗

15/09/2026

🎙️ J’ai prêté ma voix à "ALPHA CIMENT" pour "SIMENITRA LOVA"!

Leur attente ? Un spot qui raconte une histoire, avec du storytelling, tout en gardant un petit côté commercial… juste ce qu’il faut.

Et voilà le rendu ! 😊
Un client satisfait, et moi aussi ravie d’avoir donné vie à ce projet avec ma voix. ❤️

Et vous, vous voulez quel ton pour votre prochain projet ?
✨️Parlons-en.🎙️

💖Oser rêver grand. Oser essayer. Oser découvrir jusqu’où l’on peut aller. Parfois, nous avons en nous des talents et  de...
14/09/2026

💖Oser rêver grand. Oser essayer. Oser découvrir jusqu’où l’on peut aller.

Parfois, nous avons en nous des talents et des passions que nous n’avons jamais pris le temps d’explorer.🤩
On se dit parfois qu’on n’est pas capable,🙈 qu’on n’est pas prêt,🤔 ou que ce n’est peut-être pas pour nous…🤷‍♀️
Pourtant, on ne saura jamais jusqu'ou l'on peut aller, si l'on ose jamais essayer 👌

Alors,n'ayez pas peur de rêver grand, osez, essayez, sortez de votre zone de confort, c'est le bon moment🫵 💪

✨ Retour en images sur une belle soirée, cette fois-ci derrière le micro en tant que MC : Maîtresse de Cérémonie 🎤Ce fut...
11/09/2026

✨ Retour en images sur une belle soirée, cette fois-ci derrière le micro en tant que MC : Maîtresse de Cérémonie 🎤

Ce fut un réel plaisir et un honneur d’avoir accompagné cette soirée🥰

Un grand merci à SICÉ pour sa confiance et pour cette belle opportunité. 🙏🏽

De belles rencontres et surtout… beaucoup de plaisir à partager cette soirée avec vous. ❤️

Inona ny vokatra vaovao be itanareo any an-tsena any amizao?? 🤔🤩 ho ataoko mifandraika  ity asa androany ity... 💖 izy al...
09/09/2026

Inona ny vokatra vaovao be itanareo any an-tsena any amizao?? 🤔🤩 ho ataoko mifandraika ity asa androany ity... 💖 izy aloha zavatra fihinana 😁 vinavinao dia itantsika eo izay nahay naminany 🧘‍♂️🧘‍♀️rehefa ho avoakako eto ilay dokambarotra 😅

Manahoana nareoooo🥰 Tsetsatsetsa tsy aritra e, nareo oa tena mamyyy🥰 ilay mahazo compliment tsara an,tiako! Fa ilay mahe...
07/09/2026

Manahoana nareoooo🥰
Tsetsatsetsa tsy aritra e, nareo oa tena mamyyy🥰 ilay mahazo compliment tsara an,tiako!
Fa ilay maheno koa hoe : " no recommandeko t@olona ianao fa nahafapo ahy ny asanao".Iny koa tena zavatra hafa mihitsy,tena mamy be loatra 😍😍
Mankasitraka eee🫶🫶

01/09/2026

Eh 👉Mbola mitohy rahampitso ny salon des etudes superieurs raha izao ianao vao nahafantatra an😊 mbola tsy tara mihitsy🏃‍♀️‍➡️🏃‍➡️ dia izao,marobe ny mp voaraiko mahakasika an'ilay izy,👇misy contact madajeune io io raha mila fanazavana fanampiny 😊 na koa tonga dia mandehana eny des sport rankizy ooooo🤗🥰Madajeune

👋Inona ary ilay ho resahintsika eto? Te Anampy an'ireo tanora ,mpianatra vao nahazo ny Bacc teo aho☺️ Mbola misalasala h...
31/08/2026

👋Inona ary ilay ho resahintsika eto?

Te Anampy an'ireo tanora ,mpianatra vao nahazo ny Bacc teo aho☺️
Mbola misalasala hoe aiza no aleha?inona ny atao? Iza no sekoly mety??

🫵Mety hanampy anao ity : Misy salon des etudes superieurs ao des sport mahamasina manomboka rahampitso iarahanao Madajeune ,ho voavaly ao avokoa ireo fanontaninao reo 🥰

Ho resahiko be be kokoa ao anatin'ny vaovao real news rahariva eo 💌

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261388916228

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Leah Voix Off posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Leah Voix Off:

Shortcuts

Share

Category