02/03/2024
Ho anao mitady asa nefa tsy manampotoana na sahirana dia afaka manampy anao manamboatra ireto izahay:
- Lettre de motivation,
- Demande d'emploi,
- Diverses lettres administratives.
Alefa mp ny cv-nao sy ny motivation-nao amin'ilay
Asa hotadiavina ary Ilay avis de recrutement dia
afaka hataonay eo noho eo.
Mp ho an'izay mila fanazavana fanampiny.
Services Matsilo, manampy anao hivoatra hatrany.