Fanilo Corporation - Service Chine

Fanilo Corporation - Service Chine Entreprise Malgache Un prestataire de service d'achat en Chine
- Fanilo Corporation Service -
Manampy anao ahazo tombony!

‼PROMOTION ‼ Micro Studio: 180.000 Ar (BM800+V8S Pro)Micro condensateur BM-800 + support antichoc + filtre anti-pop + br...
21/07/2025

‼PROMOTION ‼ Micro Studio: 180.000 Ar (BM800+V8S Pro)
Micro condensateur BM-800 + support antichoc + filtre anti-pop + bras de suspension réglable + capuchon en mousse anti-vent + carte son V8S

Idéal pour podcast, enregistrement son, voix off, chanson, cover, les guitares acoustiques, les pianos acoustiques

Autres materiels audios disponibles:
Alimentation phantom 48v: 60 000 ar

Livraison à partir de 5.000 ar

Toerana: En ligne ihany

Contact: 034 78 131 62 ou MP

01/01/2025

Mankasitraka feno anareo mpanjifa sy mpiara-miasa rehetra tamin'iny taona 2024 iny tamin'ny fahatokisana ny teo amin'ny tolotra rehetra tato aminay.

Mino izahay fa mbola hitohy izany fahatokisanareo ny izay.

Mirary antsika rehetra taona 2025 feno fahasalamana, fifaliana ary fahombiazana izahay.

Mirary soa be dia be 🎊🎉💐

‼PROMOTION ‼ Micro Studio: 150.000 Ar (BM800+V8S)Micro condensateur BM-800 (noir) + support antichoc + filtre anti-pop +...
24/12/2024

‼PROMOTION ‼ Micro Studio: 150.000 Ar (BM800+V8S)
Micro condensateur BM-800 (noir) + support antichoc + filtre anti-pop + d' bras de suspension réglable + capuchon en mousse anti-vent + carte son V8S

Idéal pour podcast, enregistrement son, voix off, chanson, cover, les guitares acoustiques, les pianos acoustiques

Autres materiels audios disponibles:
Alimentation phantom 48v: 60 000 ar
BM800 + V8S Pro: 190.000 ar
Casque studio ISK: 100.000 ar

Livraison à partir de 5.000 ar

Toerana: Propriété Fitiavana Maharitra Ankadindramamy (na Lycée Vitale Cité Nanisana) - Eo ampitan'ny Station Shell Vatosoa no miditra làlana pavé dia 400m miala eo no misy ilay Lycée Vitale

Contact: 034 78 131 62 ou MP

Alimentation phantom 48v disponiblePour micro condensateur et autres microphones avec amplificateur intégré Prix: 60.000...
24/12/2024

Alimentation phantom 48v disponible
Pour micro condensateur et autres microphones avec amplificateur intégré

Prix: 60.000 ar
Lieu: Propriété Fitiavana Maharitra Ankadindramamy (na Lycée Vitale Cité Nanisana) - Eo ampitan'ny Station Shell Vatosoa no miditra làlana pavé dia 400m miala eo no misy ilay Lycée Vitale
Contact: 034 78 131 62

Casque Studio ISK  HP-960B disponiblePrix: 100.000 arContact: 034 78 131 62 ou MPRécupération: Propriété Fitiavana Mahar...
24/12/2024

Casque Studio ISK HP-960B disponible
Prix: 100.000 ar

Contact: 034 78 131 62 ou MP
Récupération: Propriété Fitiavana Maharitra Ankadindramamy (na Lycée Vitale Cité Nanisana) - Eo ampitan'ny Station Shell Vatosoa no miditra làlana pavé dia 400m miala eo no misy ilay Lycée Vitale

‼IMPORTANT‼ (Manasa anao hamaky hatramin'ny farany tompoko)Miarahaba antsika rehetraEfa ho telo taona izao izahay no nis...
03/12/2024

‼IMPORTANT‼ (Manasa anao hamaky hatramin'ny farany tompoko)
Miarahaba antsika rehetra

Efa ho telo taona izao izahay no nisehatra tamin'ity fanampiana anareo mpanjifa teo amin'ity fanafarana entana avy any Chine ity. Ary mbola mijoro toy izao izahay noho ny fahatokisana napetrakareo teo aminay.

Ankehitriny anefa dia hita fa miha maro ireo olana eo amin'ilay sehatra izay tsy voafehinay ny fizotrany no ho ilay izy tsy miankina direct aminay, koa mahatonga ny tolotra izay omenay tsy mahafapo ary mandiso fanantenana anareo mpanjifa. Na dia eo ary ny ezaka atao andaminana sy anarenana izay olana izay, hita fa tsy ampy ary mbola lavitra ny ezaka anarenana azy. 😔😔

Koa noho izany dia tao arinan'ny fivorian'ny mpiara miombon'antoka rehetra, dia nanapa-kevitra izahay ato amin'ny fa 𝐡𝐚𝐡𝐚𝐭𝐨 𝐧𝐲 𝐭𝐨𝐥𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐩𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐨𝐥𝐨𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐟𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐞𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐧𝐲 𝐂𝐡𝐢𝐧𝐞. 🥲🥲

Tsy tonga dia hijanona izao anefa izany fa hisy dingana ho arahina.
Ka toy izao ny fizotrin'izay fihatohan'ny tolotra fanampiana fanafarana entana avy any Chine izay:

- Voalohany, Manomboka 𝐧𝐲 𝟎𝟒 𝐃𝐞𝐬𝐚𝐦𝐛𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟒, 𝐝𝐢𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 𝐞𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐜𝐨𝐦𝐦𝐚𝐧𝐝𝐞 𝐚𝐥𝐞𝐟𝐚 𝐚𝐭𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧𝐚𝐲 intsony izahay na Aérien na Maritime.

- Faharoa, 𝑰𝒓𝒆𝒐 𝒆𝒏𝒕𝒂𝒏𝒂 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒕𝒓𝒂 𝒊𝒛𝒂𝒚 𝒂𝒏-𝒅𝒂̀𝒍𝒂𝒏𝒂 𝒌𝒐𝒔𝒂 𝒅𝒊𝒂 𝒎𝒃𝒐𝒍𝒂 𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒊𝒌𝒊𝒕𝒓𝒂𝒚 𝒇𝒆𝒏𝒐 ny ahazoanao azy eo am-pelatananao koa ho karakarainay hatramin'ny farany izy ireny (Fanamarihana, tsy misy ny remboursement ho an'ny commande izay efa an-dalana rehetra)

- Fahatelo, 𝐇𝐢𝐤𝐚𝐭𝐨𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐛𝐢𝐫𝐚𝐨𝐧'𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐢𝐥𝐨 𝐂𝐨𝐫𝐩𝐨𝐫𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐞𝐭𝐨 𝐀𝐧𝐤𝐚𝐝𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚𝐦𝐚𝐦𝐲 𝐚𝐨 𝐚𝐫𝐢𝐧𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝟑𝟏 𝐉𝐚𝐧𝐨𝐚𝐫𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟓

- Faha-efatra, Ireo entana rehetra mbola tsy voaray ao arinan'io fikatonana io dia 𝒉𝒐 𝒍𝒊𝒗𝒓𝒆́-𝒏𝒂 𝒂̀ 𝒅𝒐𝒎𝒊𝒄𝒊𝒍𝒆 𝒂𝒏𝒚 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒊𝒓𝒆𝒐 𝒕𝒐𝒎𝒑𝒐𝒏'𝒆𝒏𝒕𝒂𝒏𝒂 (Gratuit)

- Farany, mbola 𝐦𝐢𝐭𝐨𝐡𝐲 𝐧𝐲 𝐭𝐨𝐥𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐜𝐨𝐦𝐦𝐢𝐬𝐬𝐢𝐨𝐧𝐚𝐠𝐞, 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐟𝐢𝐯𝐢𝐝𝐢𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐟𝐨𝐭𝐬𝐢𝐧𝐲 ireo entana avy any Chine (izany hoe tsy mitondra azy izahay), ka alefa amin'izay olona tianao hitondrana azy, 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝟑𝟏 𝐉𝐚𝐧𝐨𝐚𝐫𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟓 𝐢𝐡𝐚𝐧𝐲 𝐤𝐨𝐚 𝐢𝐨 𝐭𝐨𝐥𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐢𝐨.

Eto dia maneho fialantsiny lehibe ny amin'ireo mety tohina nohon'ny fizotry ny asa rehetra teto anivon'ny orinasa izahay. Ary ihany koa, 𝑚𝑎𝑛𝑒ℎ𝑜 𝑓𝑖𝑠𝑎𝑜𝑟𝑎𝑛𝑎 𝑓𝑒𝑛𝑜 𝑙𝑒ℎ𝑖𝑏𝑒 ℎ𝑜 𝑎𝑛𝑡𝑠𝑖𝑘𝑎 𝑟𝑒ℎ𝑒𝑡𝑟𝑎 izay nahatoky an'ny ekipan'ny tao anatin'izay telo taona izay.

Mino izahay fa na dia teo ary ny olana samihafa dia ny soa sy ny tsara no ho fahatsiarovana ananao teo amin'izay fiaraha-miasa taminay izay.

Mandrapihoana ihany ny atao, fa mahatoky izahay fa mbola hiara-hiasa aminareo any aorina any na tsy eo amin'ny sehatra fanafarana entana intsony ary.

𝑀𝑎𝑚𝑒𝑟𝑖𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑓𝑖𝑠𝑎𝑜𝑟𝑎𝑛𝑎 𝑓𝑒𝑛𝑜 𝑡𝑜𝑚𝑝𝑜𝑘𝑜, 𝑎𝑟𝑦 𝑚𝑖𝑟𝑎𝑟𝑦 𝑠𝑜𝑎 ℎ𝑜 𝑎𝑛𝑡𝑠𝑖𝑘𝑎 𝑟𝑒ℎ𝑒𝑡𝑟𝑎.


**Cessation d'activité**

Ry mpanjifa hajaina,😊Ampahafantarina isika fa manana 𝐢𝐫𝐚𝐲 𝐯𝐨𝐥𝐚𝐧𝐚 ianao hakana ny entanao rehefa tonga ao amin'ny birao M...
28/11/2024

Ry mpanjifa hajaina,😊

Ampahafantarina isika fa manana 𝐢𝐫𝐚𝐲 𝐯𝐨𝐥𝐚𝐧𝐚 ianao hakana ny entanao rehefa tonga ao amin'ny birao Madagascar ilay izy.

Dila izay dia ilaina ny fandoavana 𝐀𝐂𝐂𝐎𝐌𝐏𝐓𝐄 𝐦𝐢𝐧𝐢𝐦𝐮𝐦 𝟑𝟎% 𝐧𝐲 𝐫𝐞𝐬𝐭𝐞 𝐚̀ 𝐩𝐚𝐲𝐞𝐫, raha toa ka mbola tianao ho tazomina ireo entanao.

Miampy ny accompte dia misy droit de magazinage ihany koa ny entana raha mbola hijanona mihoatra io iray volana io, 𝐅𝐫𝐚𝐢𝐬 𝐝𝐞 𝐦𝐚𝐠𝐚𝐳𝐢𝐧𝐚𝐠𝐞: 𝟐𝟎 𝟎𝟎𝟎 𝐚𝐫/𝐬𝐞𝐦𝐚𝐢𝐧𝐞.

Raha toa tsy misy voaloha ireo ambony ireo dia tsy maintsy andraisana fanapahan-kevitra ireo entanao.

Mankasitraka indrindra tompoko ny amin'ny fanajana ny fandaminana. 😊🌹


Votre partenaire de confiance

Mamerina ny fankasitrahana antsika mpajifa sy mpiara-miasa rehetra ny amin'ny fahatokisana anay ato amin'ny   .  😊😊Na di...
21/11/2024

Mamerina ny fankasitrahana antsika mpajifa sy mpiara-miasa rehetra ny amin'ny fahatokisana anay ato amin'ny . 😊😊

Na dia eo ary ny olana indraindray dia miezaka hatrany izahay ny hanome tolotra tsara ho antsika rehetra. ☺😊

Vonona hatrany izahay ny anome ny soa sy ny tsara ho anareo eo amin'ny resaka fanafarana entana avy any . 📦🔛

Mirary soa hatrany tompoko 🌹

Maneho fialantsiny lehibe ho antsika mpanjifa rehefa ny amin'ny fahataran'ny entana anabakabaka izao. 😔🥲Efa miezaka mand...
12/11/2024

Maneho fialantsiny lehibe ho antsika mpanjifa rehefa ny amin'ny fahataran'ny entana anabakabaka izao. 😔🥲

Efa miezaka mandamina araka izay vita ny ekipan'ny Fanilo Corporation amin'izao fotoana izao.🔛

Mampandre antsika mpanjifa rehetra ihany rehefa azo raisina ireo entana. 📦☺️

Mankasitraka hatrany tompoko. 🙏

Mampafantatra antsika mpanjifa rehetra fa mihidy isika ny anio Zoma 25 Oktobra sy rahampitso Sabotsy 26 Oktobra. Efa mik...
25/10/2024

Mampafantatra antsika mpanjifa rehetra fa mihidy isika ny anio Zoma 25 Oktobra sy rahampitso Sabotsy 26 Oktobra.

Efa mikarakara ny fampiakarana Tana ireo entana maritime taraiky sy ireo aérien taraiky izahay.

Amin'ny herinandro ambony no ho disponible avokoa ireo entana izay taraiky ireo.

Mankasitraka indrindra tompoko 🙂

Address

Propriété Fitiavana Maharitra/Ankerana/Ankadindramamy
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 12:00

Telephone

+261337239430

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fanilo Corporation - Service Chine posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Fanilo Corporation - Service Chine:

Share