18/03/2026
Salama daholo ny mpanaraka ny pejy! ๐ค
๐ซ Ilazana isika fa afaka atao tsara ny famandrihana mialoha ny daty ilร nao ny prestation anay. ๐ซMarihana fa ireny sary sy vidรฉos mivoka eto ireny tompoko dia asa vitanay avokoa tsisy IA tsisy Gemini ๐ koa anjaranao sisa no misafidy e... ๐ค๐๐ฅฐ
Mandrapitafa ary ohhhhh ๐๐ค๐๐