Trano MOD

Trano MOD - Conception de plans architecturaux en 2D et modélisation 3D
- Devis quantitatifs/estimatifs
- Études de bâtiment

Client satisfait 🤩Mahafaly anay foana ny mahita anareo satisfait amin'ny asa vitanay ❤Ito aseho amintsika ito izao modél...
20/05/2024

Client satisfait 🤩
Mahafaly anay foana ny mahita anareo satisfait amin'ny asa vitanay ❤

Ito aseho amintsika ito izao modélisation 3D vitanay. 🏠

Raha hanao conception 2D izay ilaina amin'ny fangatahana permis de construire, na koa modélisation 3D toy ny amin'ny sary,na mila devis amin'ny fanaovana trano dia aza misalasala manatona anay 😁

Hanamboatra trano ianao sa hanavao?  🏡Mila 👉Plan 2D  📁 izay ilaina amin'ny fangatahana permis de construire ?Na koa 👉Mod...
25/02/2024

Hanamboatra trano ianao sa hanavao? 🏡

Mila 👉Plan 2D 📁 izay ilaina amin'ny fangatahana permis de construire ?

Na koa 👉Modélisation 3D intérieur/extérieur 🏠 izay ilaina mba ahitanao sahady ny endrikin'ny tranonao na anatiny na ivelany ?

Mila manao 👉Devis quantitatif/estimatif 💵 ve mba ahafantaranao ny vola sy ny materiaux ilaina hamitana ny tranonao?

Aza misalasala intsony, mandefasa mp na antsoy ny 0346424808 fa vonona hanampy anao izahay 🤗

Manana heritreritra hanamboatra trano ve ianao? Na koa hanavao? ☺Izahay dia afaka manampy anao ny amin'ny fanantanteraha...
07/02/2024

Manana heritreritra hanamboatra trano ve ianao? Na koa hanavao? ☺
Izahay dia afaka manampy anao ny amin'ny fanantanterahana izany amin'ny vidiny mora be 🤩🏡

👉Plan 2D extérieur 📁 (izay ilaina amin'ny fangatahana permis de construire)
👉Modélisation 3D intérieur/extérieur 🏠(ahitanao sahady ny endrikin'ny tranonao na anatiny na ivelany)
👉Devis quantitatif/estimatif 💵 (ahafantaranao ny vola sy ny materiaux ilaina hamitana ny tranonao)

Aza misalasala intsony, mandefasa mp na antsoy ny 0346424808 fa vonona hanampy anao izahay 🤗

Fantatratreo ve hoe inona izany  𝒎𝒂𝒊𝒔𝒐𝒏 𝒃𝒊𝒐𝒄𝒍𝒊𝒎𝒂𝒕𝒊𝒒𝒖𝒆 ? 🏡Fomba iray ilazana ny fampiasana tsara ny harena voajanahary (u...
23/01/2024

Fantatratreo ve hoe inona izany 𝒎𝒂𝒊𝒔𝒐𝒏 𝒃𝒊𝒐𝒄𝒍𝒊𝒎𝒂𝒕𝒊𝒒𝒖𝒆 ? 🏡

Fomba iray ilazana ny fampiasana tsara ny harena voajanahary (utilisation optimale des ressources naturelles) rehefa manamboatra trano. 🌥️🌞

Misy ohatra vitsivitsy omena anareo ireto:

✔️ Ny fitodikin'ny trano sy ny efitra izay ao anatiny. Mba hisian'ny hazavana tsara sy ny fidiran'ny hafanan'ny masoandro.

✔️ Ny fampiasana angovo azo havaozina (panneaux solaires, sns)

✔️ Ny fampiasana ny "ventilation naturelle" na azo lazaina tsotsotra hoe rivotra natoraly ihany no ao an-trano fa tsy mila climatiseur na ventilateur ireny.

Any amin'ny tany mandroso toa an'ny Eoropa no tena efa mampihatra azy ity.

Sculptez vos rêves en réalité architecturale 🏘✨Anisan'ny asa vitanay izao ito aseho anareo ito 🥰N'hesitez plus, notre éq...
10/01/2024

Sculptez vos rêves en réalité architecturale 🏘✨

Anisan'ny asa vitanay izao ito aseho anareo ito 🥰

N'hesitez plus, notre équipe passionnée donne vie à vos idées avec des plans architecturaux 2D précis, des modélisations 3D ainsi que des devis detaillés. 🎯

Iza koa no te hanana trano tsara kely mahafatifaty ohatran'io ? 😁Afaka manampy anao i Trano MOD amin'ny fanaovana ny pla...
06/01/2024

Iza koa no te hanana trano tsara kely mahafatifaty ohatran'io ? 😁

Afaka manampy anao i Trano MOD amin'ny fanaovana ny plan 2D sy ny rendu 3D an'ny tranonao 🏡 🤗

Aza misalasala mandefa MP na koa miantso ny 034 64 248 08 raha mila fanazavana fanampiny ☺

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Trano MOD posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share