Trano 3D

Trano 3D Construisez un foyer où chaque espace est conçu pour des souvenirs précieux.

Marina fa hiezaka hanatsara izay asa tsy mety navelan’ny hafa foana izahay ahatsara ny fiainana ao an-Tranonao, fa aleo ...
11/08/2026

Marina fa hiezaka hanatsara izay asa tsy mety navelan’ny hafa foana izahay ahatsara ny fiainana ao an-Tranonao, fa aleo mba antsoina mialohan’ny hanombohana mikitika tany mihitsy izahay mba tsy ahatongavana amin’izao…
📞 +261386100222
www.trano3d.com

Ny trano no atao mifanaraka amin’ny terrain, fa tsy mifanohitra  ⛰️🏡Terrain en pente : mety ahatsara ny endriky ny Trano...
06/08/2026

Ny trano no atao mifanaraka amin’ny terrain, fa tsy mifanohitra ⛰️🏡

Terrain en pente : mety ahatsara ny endriky ny Trano. Ity izao villa moderne, miaraka amin’ny hazo, vato, & varavaram-pitaratra lehibe.
Natao nanaraka ny fitongilanan’ilay terrain ny trano.

Manao ahoana ny terrain-nao?

📞 Trano 3D
WhatsApp : +261 38 61 002 22
🌐 www.trano3d.com
📧 [email protected]

Tsy maintsy Tsara kokoa ve rehefa modern kokoa?A. modern x B. trano gasyIza no tianao?www.trano3d.com+261386100222
22/07/2026

Tsy maintsy Tsara kokoa ve rehefa modern kokoa?
A. modern x B. trano gasy
Iza no tianao?

www.trano3d.com
+261386100222

Iza avy ilay mpanao week-end any Ampefy, Mantasoa, Andasibe, Antsirabe… ? 😉Mino aho fa tianao ireto bungalows noforonina...
18/07/2026

Iza avy ilay mpanao week-end any Ampefy, Mantasoa, Andasibe, Antsirabe… ? 😉
Mino aho fa tianao ireto bungalows noforoninay ireto e.
www.trano3d.com
📞 +261349696373

Mety ho tianao ve raha ohatran’izao no endriky ny trano tendance manaraka eto Madagasikara?   Для вас, диаспора, в Москв...
18/07/2026

Mety ho tianao ve raha ohatran’izao no endriky ny trano tendance manaraka eto Madagasikara?


Для вас, диаспора, в Москве посмотрите на комментарий 👇🏽

www.trano3d.com
+261386100222

Tsy maninona fa tsy misy mahita io e…Afenintsika matetika ny any ambadiky ny trano fa androany asehontsika izy, any amin...
12/07/2026

Tsy maninona fa tsy misy mahita io e…
Afenintsika matetika ny any ambadiky ny trano fa androany asehontsika izy, any amin’ilay tsy hitondrana olona firy.

Aiza ho aiza amin’ny tranonao no tena tsy tianao ho hitan’olona indrindra? 😁

Architecture : Trano 3D
Natsangan’ny : Trano Bat
www.trano3d.com

Efa nifandinika tsara ve ianareo mianakavy? 😂Client : « ie, efa milamina ka, efa nifanaraka tsara daholo izahay»…👴 Dadab...
10/07/2026

Efa nifandinika tsara ve ianareo mianakavy? 😂

Client : « ie, efa milamina ka, efa nifanaraka tsara daholo izahay»…

👴 Dadabe : « Tsy mety ilay mandaka masoandro. »

👩 Mama : « Ny ahy hoa cuisine à l’américaine misy îlot no tiako. »

👨 Dadatoa : « Ampio étage iray. »

👧 Zandry : « efa hoe asio piscine hoa nena! »

Architect : « …Sao dia averina hatr@ voalohany aloha e ? »

Inona no tsy maintsy atao ao ny anao f’efa ho averinay ihany ilay izy? 😊

09/07/2026

❤️ Indray andro any...
Ianao sy ilay olona tianao dia hijoro eo anoloan'ilay trano izay nofinofisinareo nandritra ny taona maro.

👇 Mentionner-o ilay olona hiaraka aminao hanatanteraka io nofinofy io.

📞 WhatsApp : +261 38 61 002 22
✉️ [email protected]
🌐 www.trano3d.com

Manangana trano tsy mampiakatra rindrina fotsiny.Mamorona toerana : hitombon’ny ankizy, hihaonan’ny mpianakavy sy hamoro...
07/07/2026

Manangana trano tsy mampiakatra rindrina fotsiny.

Mamorona toerana : hitombon’ny ankizy, hihaonan’ny mpianakavy sy hamoronana fahatsiarovana mandritra ny taona maro.

Misaotra anareo rehetra efa nahatoky sy hametraka fitokisana aminay. ❤️

Inona no efitra tianao indrindra ao anatin’ilay tranonao ?

Address

Alarobia Ivandry
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 20:00
Tuesday 08:00 - 20:00
Wednesday 08:00 - 20:00
Thursday 08:00 - 20:00
Friday 08:00 - 20:00
Saturday 08:00 - 19:30
Sunday 08:00 - 14:00

Telephone

+261349696373

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Trano 3D posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Trano 3D:

Shortcuts

Share