20/05/2026
🖌️“Tsy rindrina fotsiny no hitako teto… fa toerana afaka mitantara fiainana sy hatsarana.
🌺Ny voninkazo tsirairay dia maneho fifaliana sy fanantenana ary mitahiry nofy sy aingam-panahy.
Ny grillage geometrika dia mampiseho fa na ny zavatra tsotra aza afaka avadika ho kanto rehefa asiana fitiavana sy créativité.
❤️Ny tanjoko tamin’ity œuvre ity dia ny hanova lavarangana tsotra ho toerana velona sy manintona maso, mba hahafahan’ny olona mahatsapa fiadanana sy hatsarana isan’andro. Satria indraindray, ny art dia tsy natao hijerena fotsiny… fa natao hahatsapana fiainana.”