01/08/2026
🧺 ABONNEMENT MENSUEL
LIVRAISON GRATUIT! TIANAO VE?
Ny fanasana lamba dia asa tena izy, fa tsy resaka fotsiny.
✅ Mila maka rano aloha
✅ Mividy savony
✅ Mila koveta, seau, ary borosy
✅ Mila toerana malalaka sy azo antoka hanahazana
✅ Mila toerana madio rivotra, tsy feno setroka, mba hahafahan'ny lamba "miaina" tsara
✅ Mila rano farafahakeliny 40 litatra, raha lamba 20 no tianao hodiovina tsara
😩 Sasatra amin'ny hery very ve ianao? Tokony ho fotoana hikarakaranao zavatra hafa io fotoana io!
👉 IZAHAY no mikarakara izany rehetra izany ho anao, ary MAIMAIM-POANA ny LIVRAISON rehefa maka ny OFFRE ABONNEMENT MENSUEL ianao!
📲 Antsoy izahay izao 037 02 817 77
🏠 Tonga mivantana hisitraka ny tolotra!