16/07/2026
Mandray anjara amin'ny Hetsika Zahao ny nosiko 🇲🇬 andiany faha 02, ny Tanan'ako tour,anio, rahampitso, ary ny asabotsy ho avy izao.
°05 izahaya👀👀👀
misy tolotra maro be eny, ianao sisa no andrasana,fa tongava daholo eeee✌🌱🌿🌿🌱
ireto avy izany tolotra vaovao be, mafana be aza tara oa à, tongava e manombaka amin'ny🕒 09 ora maraina ka hatramin'ny 05 ora hariva🕔
- misy atelier vacance ho an' ankizy kely ao à, araho hatrany ny pejy👌🌿🌿
- hisy tsidibohitra ho an'ny akizy kely ihany koa, tsy lavitra be à, fa mba manal'azy kely isika rankizy mba manintsana kely fa toa hoe nona lava hono nareo ao🙃🏃👣👣👣
- ny farany dia hisy fitantarana angano ho antsika ankizy eny n'a ny lehibe aza, tsara ery izany, i koto be kibo sy i fara malemy hono rankizy...wow tsara ery 🤞🤫
- tena tsara ery, fa izao manantena fiaraha.miasa be izahay,
vive les vacances yoopiiiii🥳🥳🥳🥳🥳🥳🥳🥳🥳🥳🥳🥳🥳🥳🥳🥳🥳😇
fa standn°05 oa a🙏🤝🌿🌿🌿