Ndao Nous aidons les pages, services et produits a se faire connaître rapidement.
(1)

grâce à la mise en avant, la création de contenus engageants( vlog, blog) et les publicités ciblées, nous accroissons votre audience et votre impact sur les réseaux sociaux.

28/05/2026

➡️ Izay commentaire mandona ny fonay eo indray dia mahazo bouquet money manokana ho an'i neny avy aty aminay 🎁, amin'ny sabotsy 30 mai amin'ny 06 Ora hariva no mihidy ny commentaire ✍️

Ndao isika samy hirary soa ho an'i Neny, fa vehivavy mendrika loatra izy, ilay nipoiran'ny aina, nampandefitra ny tenany, nanetry tena ho antsika tsirairay !

➡️ Ity hira ity kosa no irarianay soa ho an'ny Neny rehetra: na inona na inona ady lalovanao dia tadidio fa mpandresy ianao ao amiNy ❤️👑

➡️ Ho reny feno fahasalamana, voatahy, mahery sy ambinina anie ianao ! Mirary fahasoavana, fahombiazana, fitiavana tsy hita fetra ho anareo reny rehetra tompoko ❤️ !

Arahabaina tratry ny Pentecôte !Mirary fety sambatra sy feno fiadanana ho antsika rehetra mpanaraka ny pejy tompoko ✨  🌺...
24/05/2026

Arahabaina tratry ny Pentecôte !

Mirary fety sambatra sy feno fiadanana ho antsika rehetra mpanaraka ny pejy tompoko ✨

🌺 Harilanto

21/05/2026

Ny vehivavy sy ny cinéma any🤣

19/05/2026

Misaotra anareo rehetra izay mbola manaraka sy manjohy ny pejy hatrany izahay tompoko 🥰

Mbola ho avy indray ny lalaontsika fa manomana tanteraka ny fetin'ny Reny izahay .

hiaraka aminay
Aza miala lavitra fa hifampizara fitiavana be ho an'i neny indray isika 🤝❤️

Am-pitiavana be hatrany tompoko !

B-fety Moozik

Valin'ny LALAO BOUQUET MONEY ho an'i Neny 🎁➡️ Arahabaina i Aissat Xennah Ramarovololona fa  ianao indray no voasarika sy...
18/05/2026

Valin'ny LALAO BOUQUET MONEY ho an'i Neny 🎁

➡️ Arahabaina i Aissat Xennah Ramarovololona fa ianao indray no voasarika sy tsara vintana tamin'ny teny mamy voatokana ho an'i neny 💐

Tokana ny tanjona amin'ity lalao ity, dia ny fanolorana fitiavana ho an'i neny amin'izao akaiky ny fetin'ny reny izao ! Misaotra anareo rehetra nandray anjara fa tsapa tokoa hoe mbola hafa ihany ilay fitiavan'i neny ! ❤️

➡️ Miompana tanteraka amin'izay indray ny lalao ho an'ny abonnés rehetra hatramin'ny 31 Mey ho avy izao!

Raikitra indray ity e! Lalao mitohy ho an'ny abonnés 🤩Teny mamy ho an'i neny ✍️. Sao ianao no tsara vintana hahazo ny su...
14/05/2026

Raikitra indray ity e! Lalao mitohy ho an'ny abonnés 🤩

Teny mamy ho an'i neny ✍️. Sao ianao no tsara vintana hahazo ny surprise !

➡️ Izay teny mamy tena mandona ny fonay eo indray no mahazo bouquet money 🎁

➡️ Lalao ho an'ny abonnés Ndao sy Valin-Tsoa irery ihany an❗

Mivaly amin'ny Lundi izao ny lalaontsika. Afaka mandray anjara daholo na ny any amin'ny faritra na ny any ivelany rehefa abonné amin'ny pejy ❤️

13/05/2026

Valin'ny LALAO fetin'ny reny an-dalam-be ! 😍

➡️ Be dia be no nahazo, fanontaniana farak'izay mora nefa dia nahazoana Valisoa ho an'i neny tato amin'ny Ndao sy Valin-tsoa

➡️ Nahafinaritra be ny fiarahana an! 😍, nampihetsi-po, nampihorakoraka, tena hoe tsy hita izay teny mahalaza ny hafanana niarahana taminareo teto fa aleo ny vidéo no hilaza azy! 🎥

Araho kely anie e !
Lalao mitohy hatrany ho an'ny abonnés amin'ny Ndao sy Valin-Tsoa.

12/05/2026

Manampy be anao izay te hanomboka business miainga amin'ny kely ity vlog ity❗

➡️ Raha te hitady fidiram-bola fanampiny na te hanodim-bola ihany koa !

✅ Vahaolana ho anao Fiombonantsoa Frippe. Fa nahoana no hoe Fiombonantsoa fripperie ?

➡️ Manondro anao ny plaque tsara rehetra izy ireo, azo ifampiresahana tsara ary azo anontaniana ny antsipirihany ihany koa!

➡️ Entana azo antoka amin'ny vidiny mirary

➡️ Misy safidy maro, entana isan-karazany no hitanao ao amin'ny dépôt 😉

Ato anatin'ity vlog ity no andinindininy tsara ho fantatra rehetra fa araho anie e!
Mirary soa sahady ho anao izay hanomboka an'ity business ity izahay mba ho lasa lavitra indrindra !
Izany rahateo moa no antom-pijoroan'ny pejy : fifanampiana, fifanohanana, fizarana izay mahasoa hatrany mba ho tombotsoa iraisana 🤝

Mankasitraka ny Fiombonantsoa frippe nametraka fitokisana taminay tompoko 💝.

➡️ Ianao koa, raha manana orinasa tianao hampahafantarina olona ianao na toerana na manana pejy tsy misy mahita nefa mba tianao hisy visibilité, na ihany koa mba te hampahafantatra ny zavatra ataonao, aza misalasala mandefa hafatra miafina fa misokatra ho anareo izahay ❤️ !

11/05/2026

Ny Paozin-dry rehefa miasa VS ny Paozin-dry rehefa any an-trano 🤣


Bouquet money maimaimpoana ho an' i Neny 🤩Arahabaina i Ange de Paul fa izy indray no tsara vintana nahazo ny amboara sad...
10/05/2026

Bouquet money maimaimpoana ho an' i Neny 🤩

Arahabaina i Ange de Paul fa izy indray no tsara vintana nahazo ny amboara sady fans izy! 🎁

➡️ Iza indray no ho tsara vintana manaraka ! 🤩 Lalao mitohy ho an'ny abonnés ny eto amin'ny Ndao sy Valin-Tsoa

➡️ Nahafinaritra be ny nampilalao anareo an-dalambe androany

Hivoaka tsy ho ela ny vidéo 🎥

Am-pitiavana hatrany tompoko !

Lalao surprise tampoka be ho an'ny abonnés ety an-dalam-be 😍➡️Hanaovanao Shopping ho an'i Neny amin'izao akatony fetiny ...
10/05/2026

Lalao surprise tampoka be ho an'ny abonnés ety an-dalam-be 😍

➡️Hanaovanao Shopping ho an'i Neny amin'izao akatony fetiny izao 🎁

Abonner-o ny pejy Ndao sy Valin-Tsoa dia Ndao hiara-hilalao aminay !

Rahariva no mivaly ny lalao hahazoana bouquet money ho an'i neny ❤️

Address

Faravohitra
Antananarivo

Telephone

+261385434194

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ndao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share