Trano Bat

Trano Bat Manao ny asa momba ny tao-trano : fananganana, fanitarana ary fanavaozana.

17/07/2026

Noravana tanteraka ilay trano taloha mba hananganana trano vaovao sy matanjaka ary mifanaraka kokoa amin’ny filàn’ny tompony.

Ny ekipan’ny Trano Bat no miandraikitra ny asa rehetra, manomboka amin’ny fandravana ka hatramin’ny fanorenana tanteraka ilay trano vaovao.🧱✨

📧 [email protected]
📞 038 61 002 22

🚁 👀 Raha eny akaiky dia biriky sy simenitra no hitanao fa toy izao ny tena endriky ny chantier rehefa jerena avy eny amb...
13/07/2026

🚁 👀 Raha eny akaiky dia biriky sy simenitra no hitanao fa toy izao ny tena endriky ny chantier rehefa jerena avy eny ambony.

💬Misy antsipiriany hitanao ve izay tsy hita rehefa eny akaiky? Lazao anay.

Mandroso tsikelikely ny asa 🏗️👷‍♂️Dingana iray indray no vita, ary mitohy hatrany ny lalana.📧 contact.tranobat@gmail.com...
10/07/2026

Mandroso tsikelikely ny asa 🏗️👷‍♂️
Dingana iray indray no vita, ary mitohy hatrany ny lalana.

📧 [email protected]
📞 038 61 002 22

Trano Bat mivory manatsara ny asa atolotra, hampety tsara ny tranon’ny mpanjifa… 🏡👷Manomboka amin'ny fandrindrana tsara ...
09/07/2026

Trano Bat mivory manatsara ny asa atolotra, hampety tsara ny tranon’ny mpanjifa… 🏡👷

Manomboka amin'ny fandrindrana tsara ny asa no ahafahana manangana trano matanjaka sy manara-penitra.

📞 WhatsApp : +261 38 61 002 22

08/07/2026

🏡 Alohan'ny hahazoana trano tsara sy maha te honina... dia misy dingana maro lalovana.

👇 Aiza ho aiza amin'ireo dingana ireo no misy ny tetikasanao amin'izao fotoana izao?

📞 WhatsApp : +261 38 61 002 22
✉️ [email protected]
🌐 www.tranobat.com

🏗️ Tsy dia mahafinaritra jerena ... fa io no tena iankinan'ny tanjaky ny trano.👇 Efa nitsidika chantier mbola eo am-pano...
06/07/2026

🏗️ Tsy dia mahafinaritra jerena ... fa io no tena iankinan'ny tanjaky ny trano.

👇 Efa nitsidika chantier mbola eo am-panorenana ve ianao? Soraty eo amin'ny commentaire.

📞 WhatsApp : +261 38 61 002 22
✉️ [email protected]
🌐 www.tranobat.com

🎇Tratry ny Asaramanitra !🇲🇬Mirary fety sambatra sy feno hafaliana ho an'ny Malagasy rehetra ny ekipan'ny Trano Bat.🏗️ Ma...
26/06/2026

🎇Tratry ny Asaramanitra !🇲🇬
Mirary fety sambatra sy feno hafaliana ho an'ny Malagasy rehetra ny ekipan'ny Trano Bat.
🏗️ Manangana trano, manangana ho avy.

09/06/2026

🏡 ET SI VOTRE FUTURE ADRESSE ÉTAIT ICI ?
Imaginez...
Vous vivez dans un quartier calme et résidentiel.
Les enfants rejoignent leur école en quelques minutes.
L’aéroport d'Ivato, Talatamaty, Alarobia et Ankorondrano restent facilement accessibles.
Bienvenue à VALORIA, une résidence privée exclusive développée par TRANO 3D.
✨ 4 villas disponibles
✨ Jardin privatif
✨ Parking privé
✨ Architecture moderne et élégante
✨ 4 chambres pour toute la famille
✨ Paiement échelonné pendant la réalisation
Parce qu'une maison n'est pas seulement un bâtiment.
C'est l'endroit où votre famille grandit.
C'est votre tranquillité.
C'est votre avenir.
⚠️ Seules 4 familles auront l'opportunité de rejoindre la résidence VALORIA.
📩 Contactez-nous dès maintenant en message privé ou sur WhatsApp pour recevoir toutes les informations et réserver votre villa.
📞 +261 38 61 002 22

Andrainarivo - partie 3Vita soamantsara ny fananganana ilay étage vaovao. Miova tanteraka ny endriky ny trano.💬 Tianao i...
21/05/2026

Andrainarivo - partie 3

Vita soamantsara ny fananganana ilay étage vaovao. Miova tanteraka ny endriky ny trano.

💬 Tianao ihany koa ve ny fampiakarana étage ho an'ny tranonao mba hahazoana efitra hafa vaovao ?

Architecture : Rojo Nantenaina - Trano 3D
Ingénierie : Cyprien Ravatsy Trano 3D
Réalisation : Trano Bat
📞 +261 34 96 963 72

Address

Même Enceinte Que Liquimoly Alarobia, Entre Stephaina Et Luminart
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Trano Bat posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Trano Bat:

Shortcuts

Share