Enock 3D

Enock 3D Entreprise d'infographie 3D à Madagascar

Mikasa hanangana trano ve ianao ? Natao ho anao ity tolotra ity raha izany ⤵️☑️ Manao plan 2D ahafahanao mahazo permis d...
15/04/2024

Mikasa hanangana trano ve ianao ?

Natao ho anao ity tolotra ity raha izany ⤵️

☑️ Manao plan 2D ahafahanao mahazo permis de construire izahay

☑️Manao sary 3D an'ilay trano ihany koa izahay, hanampy anao hahita ny paozin'ilay trano rehefa voatsangana ilay izy

☝️Fa tsy lafo be ve ?

Tsia ☺️

Indrindra moa raha mitaha amin'ny soa azo avy amin'ireo plans 2D sy 3D.

Tsy ny commune ihany no mila ireo plans ireo. Na ianao ary afaka manaraka tsara ny asa, rehefa any aoriana any ka hoe tanteraka ilay tetikasa.

⤵️

Jereo ato ambany anie ireo karazana tetikasa efa noraisinay an-tànana e ?

___

Ny orinasanay dia manampy anao amin'ny fanaovana plans 2D sy 3D amin'ny sarany mora 🤩 Aza misalasala ary manantona amin'ny hafatra miafina mba iresahantsika bebe kokoa mahakasika ny ho tranonao ! 📧

𝐍𝐚𝐡𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐢𝐥𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐩𝐥𝐚𝐧 𝟐𝐃 𝐬𝐲 𝟑𝐃 ?Amin'ny ankapobeny izy io de atao alohan'ny anamboarana ilay trano. Ankoatrin'ny mpa...
21/02/2024

𝐍𝐚𝐡𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐢𝐥𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐩𝐥𝐚𝐧 𝟐𝐃 𝐬𝐲 𝟑𝐃 ?

Amin'ny ankapobeny izy io de atao alohan'ny anamboarana ilay trano.

Ankoatrin'ny mpanao trano, de eo koa ny commune mila azy io.

Fa zao ⚠️

Ianao no tena mila azy io voalohany indrindra !

Raha hitanao mialoha mantsy hoe hanao ahoana lay trano (na ny ao anatiny izany na ny ao ivelany), de mba afaka maneho ny hevitrao ianao.

👍Ohatra : sao mba tsy tianao ilay eritreretan'ilay mpanao trano hanaovana azy, nefa ianao zao no tompony 😱

👍Na koa hoe, misy zavatra mba tianao hisy ao anatin'ilay trano, fa ny mpanao an'ilay trano anefa tsy voatery hahalala an'izay any an-tsainao.

👍Raha fantatrao mialoha daholo ny mombamomban'ilay trano, de azo antoka fa isoroka fandaniam-bola sy fotoana izany izany. Satria tsy hoe betsaka ny fiovana mila atao rehefa vita ilay asa.

Ohatra fotsiny ireo an, fa na ianao aza mety hahita antony hafa ilanao an'ilay manana plan 2d sy 3d 🙂

___

Izahay manao plan 2D sy 3D, manomboka amin'ny sarany 50.000 ariary fotsiny. Azonao ampiasaina ho anao manokana, na mba ahazoana permis de construire. Andefaso hafatra miafina izahay raha te hahafantatra bebe kokoa momba izany tolotra izany ianao 🚀

𝐍𝐚𝐡𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐢𝐥𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐩𝐥𝐚𝐧 𝟐𝐃 𝐬𝐲 𝟑𝐃 ?Io ihany no ahafahanao mahita ny pozipozin'ny tranonao. Aiza ho aiza ny chambre, ny ...
20/02/2024

𝐍𝐚𝐡𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐢𝐥𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐩𝐥𝐚𝐧 𝟐𝐃 𝐬𝐲 𝟑𝐃 ?

Io ihany no ahafahanao mahita ny pozipozin'ny tranonao. Aiza ho aiza ny chambre, ny salle d'eau, ny wc, ny cuisine, sy ny sisa...

Inona moa ny tombony amantaranao an'zany ?

Azonao an-tsaina sahady hoe hanao ahoana ny fiainana ao an-trano, na dia mbola tsy vita akory aza ilay trano fa vao vinavina 🥰

___

Izahay manao plan 2D sy 3D, manomboka amin'ny sarany 50.000 ariary fotsiny. Azonao ampiasaina ho anao manokana, na mba ahazoana permis de construire. Andefaso hafatra miafina izahay raha te hahafantatra bebe kokoa momba izany tolotra izany ianao 🙂

Hitantsika matetika teto koa hoe ALOHAN'NY ANAMBOARANA ILAY TRANO no atao ny plan 2d sy 3d.✅ Tena marina zany☝️ Saingy !...
19/02/2024

Hitantsika matetika teto koa hoe ALOHAN'NY ANAMBOARANA ILAY TRANO no atao ny plan 2d sy 3d.

✅ Tena marina zany

☝️ Saingy !

Mandritran'ilay fanamboarana, mbola tena ilaina be izy iny.

Nahoana ?

➡️ Iny no arahin'ireo mpanamboatra trano

➡️ Raha toa ka misy fiovana tampoka, dia iny plan iny koa no atao "référence". Tsy mora very ireo mpanamboatra trano amin'zay. Ary na ianao koa aza afaka manao suivi tsara ilay fanovana.

___

Izahay manao plan 2D sy 3D, manomboka amin'ny sarany 50.000 ariary fotsiny. Azonao ampiasaina ho anao manokana, na mba ahazoana permis de construire. Andefaso hafatra miafina izahay raha te hahafantatra bebe kokoa momba izany tolotra izany ianao 🚀🚀🚀

𝐀𝐡𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐦𝐨𝐦𝐛𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐩𝐥𝐚𝐧 𝟑𝐃 ?Niresaka matetika mahakasika ny plan 2d sy 3d isika tato ato.Ary ny plan 3d manokana ? Ahoa...
16/02/2024

𝐀𝐡𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐦𝐨𝐦𝐛𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐩𝐥𝐚𝐧 𝟑𝐃 ?

Niresaka matetika mahakasika ny plan 2d sy 3d isika tato ato.

Ary ny plan 3d manokana ? Ahoana ny aminy ? Inona ny soa tena entin'izy io ?

➡️ Raha raisintsika manokana ny "extérieur", zany hoe ny sary 3D ivelany, de tena ilaina tokoa.

Hanampy anao hahita ny karazan'ny matériaux na akora ampiasaina amin'ny fanamboarana ilay trano izany.

🧱Biriky ve ?
🪨Simenitra ve ?
💎Vato ve ?
🌈Miloko ve ? Raha eny, dia inona ilay loko ?
🏡Eny fa na ny paozin'ny zaridaina eo an-tokotany aza.

Afaka mijery zany ianao hoe mifanaraka ve ireo akora ? Araka ilay neritreretinao ve ilay izy ? Sns

___

Izahay manao plan 2D sy 3D, manomboka amin'ny sarany 50.000 ariary fotsiny. Azonao ampiasaina ho anao manokana, na mba ahazoana permis de construire. Andefaso hafatra miafina izahay raha te hahafantatra bebe kokoa momba izany tolotra izany ianao 🚀🚀🚀

𝐍𝐚𝐡𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐢𝐥𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐩𝐥𝐚𝐧 𝟐𝐝 𝐬𝐲 𝟑𝐝 ?➡️ Hafa mihitsy ny trano nandalo étude manokana, sy ny trano vita maimaika fotsinyRa...
15/02/2024

𝐍𝐚𝐡𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐢𝐥𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐩𝐥𝐚𝐧 𝟐𝐝 𝐬𝐲 𝟑𝐝 ?

➡️ Hafa mihitsy ny trano nandalo étude manokana, sy ny trano vita maimaika fotsiny

Raha raisintsika fotsiny ny resaka "espace" 👇

Mandritran'ilay fanaovana plan 2d ireo mpanao azy dia efa afaka mahita hoe toa kely zany espace ato amin'ny salon zany (ohatra). Afaka jereny hoe aiza no azo akelezina kokoa, na angezaina kokoa. Na koa hoe : inona ny fikafika mamitaka maso azo ampiasaina mba ho toy ny hoe ngeza kokoa ilay trano (fitaratra ve, loko ve, sns...)

⚠️Fantatrao ve ? Dieny zao de azonao ampiandraiketina anay sahady ny fanaovana ny plan 2d sy 3d anao.

___

Izahay manao plan 2D sy 3D, manomboka amin'ny sarany 50.000 ariary fotsiny. Azonao ampiasaina ho anao manokana, na mba ahazoana permis de construire. Andefaso hafatra miafina izahay raha te hahafantatra bebe kokoa momba izany tolotra izany ianao 🚀🚀🚀

𝐍𝐚𝐡𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐢𝐥𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐩𝐥𝐚𝐧 𝟐𝐝 𝐬𝐲 𝟑𝐝 ?➡️ Mba ahazoana permis de construireTena ilain'ny commune ireo documents ireo, indri...
14/02/2024

𝐍𝐚𝐡𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐢𝐥𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐩𝐥𝐚𝐧 𝟐𝐝 𝐬𝐲 𝟑𝐝 ?

➡️ Mba ahazoana permis de construire

Tena ilain'ny commune ireo documents ireo, indrindra fa ilay plan 2d.

Ahafahany mahita izany hoe manara-dalàna ve ny fomba anamboarana ilay trano, ka ahafahany manome toromarika anatsarana ilay plan raha toa ka misy tsy mety izany

⚠️ Fantatrao ve ?

Izahay de miaraka miasa amina urbaniste. Nianatra manokana momban'ny urbanisme izy, ary afaka manampy anao amin'ny sosokevitra.

___

Izahay koa manao plan 2D sy 3D, manomboka amin'ny sarany 50.000 ariary fotsiny. Azonao ampiasaina ho anao manokana, na mba ahazoana permis de construire. Andefaso hafatra miafina izahay raha te hahafantatra bebe kokoa momba izany tolotra izany ianao 🙂

𝐍𝐚𝐡𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐢𝐥𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐩𝐥𝐚𝐧 𝟐𝐝 𝐬𝐲 𝟑𝐝 ?➡️ Mba ahamora ny fikajiana ny devis. Na ny resaka matériaux ho ampiasaina izany (bi...
13/02/2024

𝐍𝐚𝐡𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐢𝐥𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐩𝐥𝐚𝐧 𝟐𝐝 𝐬𝐲 𝟑𝐝 ?

➡️ Mba ahamora ny fikajiana ny devis. Na ny resaka matériaux ho ampiasaina izany (biriky, simenitra, sy ny sisa...), na ny resaka vola.

Tsy manao tomba-maso fotsiny isika rehefa misy ny plan 2d.

🔢Azo jerena amin'ny antsipiriany kosa ohatra ny refin'ny rindrina sns...

Matetika moa dia olona nianatra manokana momba azy io no ampiandraiketintsika io fanaovana devis io.

Ary tena ilainy ny plan amin'ireny fotoana ireny 🙂

___

Izahay manao plan 2D sy 3D, manomboka amin'ny sarany 50.000 ariary fotsiny. Azonao ampiasaina ho anao manokana, na mba ahazoana permis de construire. Andefaso hafatra miafina izahay raha te hahafantatra bebe kokoa momba izany tolotra izany ianao 🙂

𝐀𝐧𝐭𝐨𝐧𝐲 𝐡𝐚𝐟𝐚 𝐢𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐩𝐥𝐚𝐧 𝟐𝐝 𝐬𝐲 𝟑𝐝➡️ Manafaingana ny asa izany.Ahoana koa izany ?Matetika rehefa tsy misy ireo pla...
12/02/2024

𝐀𝐧𝐭𝐨𝐧𝐲 𝐡𝐚𝐟𝐚 𝐢𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐩𝐥𝐚𝐧 𝟐𝐝 𝐬𝐲 𝟑𝐝

➡️ Manafaingana ny asa izany.

Ahoana koa izany ?

Matetika rehefa tsy misy ireo plans ireo, de sahirana foana amin'ny fanazavana sy fifanakalozan-kevitra.

Eny fa na rehefa vita aza ny fifampiresahana, dia mbola misy foana ny olana. 😠

Isika mantsy tsy voatery hitovy fisainana amin'ny hafa (ireo mpanao ny trano zany amin'ny cas-antsika eto).bm

De iny tokoa ary fa mandeha ny asa...

💥 Hitanao anefa fa HAFA MIHITSY ny nandraisan'ilay mpanao trano ny teninao 😅

⌛Ny fotoana mandeha, nefa dia voatery averina zany lay asa tsy mety koa !

Mba isorohana an'zany, de manaova plan 2d sy 3d aseho azy ireo alohan'ny anaovanao trano.

Mety mila mandany vola kely ianao, na maka fotoana kely anao zany, fa tena misoroka zavatra maro kosa anefa 👍

𝐈𝐧𝐨𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐢𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐩𝐥𝐚𝐧 𝟐𝐝 𝐬𝐲 𝟑𝐝 ?➡️ Raha tsorina, de manamora ny fifandraisanao amin'ny mpanao tranonao izany (na ny chef d...
09/02/2024

𝐈𝐧𝐨𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐢𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐩𝐥𝐚𝐧 𝟐𝐝 𝐬𝐲 𝟑𝐝 ?

➡️ Raha tsorina, de manamora ny fifandraisanao amin'ny mpanao tranonao izany (na ny chef de chantier, na ouvriers...).

Mora kokoa mantsy ny mampita hevitra amin'ny alalan'ny sary, toy izay hanazava be ny zavatra ao an-tsainao amin'ny teny sy fihetsika fotsiny 😅

➡️ Amin'zay koa de misoroka ny tsy fifankazahoan-kevitra mety hisy eo aminao sy ireo mpanao trano izany.

Araka ilay fomba fiteny vahiny hoe : "une image vaut mille mots" (sary iray de mahazava zavatra maro dia maro tokoa)

Raha mikasa hanamboatra trano ary ianao, de aza atao ambanin-javatra mihitsy ny fanaovana plan 2d sy 3d an 😉

___

Izahay manao plan 2D sy 3D, manomboka amin'ny sarany 50.000 ariary fotsiny. Azonao ampiasaina ho anao manokana, na mba ahazoana permis de construire. Andefaso hafatra miafina izahay raha te hahafantatra bebe kokoa momba izany tolotra izany ianao 🚀

✅Ohatrinona ny prestations anay ?Manomboka 50.000 Ariary tompoko.Tsy voatery ho io, fa arakaraka ny projet anao ihany. R...
05/11/2023

✅Ohatrinona ny prestations anay ?

Manomboka 50.000 Ariary tompoko.

Tsy voatery ho io, fa arakaraka ny projet anao ihany. Raha toa ka be pitsopitsony loatra, na projet lehibe, de mety hihoatra izay prix izay.

Tsara kokoa ary ny mandefa ny sary/capture an'ilay fichier anao mba hojerenay, ahafahanay mamaritra ny tena vidiny.

✅Hafiriana no vita ny projet iray ?

Amin'ny ankapobeny de 3 andro izany. Mahazo sary 3 isan-karazany ianao amin'io prestations de base io, ao anatin'izay 3 andro izay.

Toy ny vidiny ihany anefa, de arakaraka ny zavatra tadiavinao io. Ka raha be pitsopitsony izany, de mety hiakatra kely. Izay no maha zava dehibe ilay miresaka mialoha, ahafahanay mamaritra izany mazava kokoa aminao.

✅Ahoana no atao raha tsy misy plan mihitsy ?

Prestations de base ilay atolotray ho anao io, hoe manana fichier 3D ianao de izahay manao rendu. Raha tsy manana fichier 3D anefa ianao, manana prestations hafa toy ny fanaovana plan 2D sy 3D izahay.

Tsy afaka mamaritra ny vidiny mialoha izahay satria miankina be amin'ny zavatra tadiavinao izy io. Toy ny teo aloha, de resao anay mialoha ny zavatra tadiavinao : velaran'ny tany, isan'ny efitra, isan'ny rihana, ny matériaux ho ampiasaina, sns. Toy izay koa no ahafahanay mamaritra ny fotoana ahavitanay azy.

✅Ahoana ny conditions de vente na ny paiement ?

Ny 50%n'ny vola de alohanao eo ampanaovana commande amin'ny alalan'ny mobile banking (na telma na airtel na orange, mety foana). Rehefa voalohanao izany vao azonay atomboka ny asa.

Rehefa vita indray ny asa vao alefanao ny 50% ambiny, amin'ny alalan'ny mobile banking ihany.

⏱️ Mandany fotoana ny manao 3DMarina ve zany ?📌 ie ! Tena mandany fotoana izy raha mila zavatra tsara. Rehefa vita ohatr...
03/11/2023

⏱️ Mandany fotoana ny manao 3D

Marina ve zany ?

📌 ie ! Tena mandany fotoana izy raha mila zavatra tsara. Rehefa vita ohatra ny rendu, ka hita fa misy tsy mety (na détails kely fotsiny aza), de :

Na mamerina manao rendu
Na miezaka manarina ny tsy mety amin'ny post production

📌Afaka ny tsy handany fotoana amin'io anefa ianao. Amin'ny fomba ahoana ?

🤣 na atao kitoatoa (🤫)
👍na maka olona/orinasa mba hanao izany. Koa satria asany mihitsy izany, azo antoka fa tsy hanao kitoatoa mihitsy izy !

❌Ny orinasa Enock 3D de afaka manatanteraka tsara an'izany ! ❌

Alefaso aty aminay fotsiny ny fichier 3D anareo de ataonay tsara kely ohatran'ito alefanay eto ambany ito 🥰 santionany amin'ny asa vitanay izy io

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00

Telephone

+261324481735

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Enock 3D posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share