28/08/2024
Madiva ho tapitra ny fialan-tsasatra, anatin'ny fanomanana ny fidirina amin'ny taom-pianarana vaovao ny ankamaroan'ny Ray aman-dReny.
Na mety sahirana ary ianao dia aza adino ny manome andraikitra ny zaza, mifanaraka amin'ny taonany.
๐๐๐Raharaha madinika sahaza ny zaza anelanelan'ny roa (2) hatramin'ny Telo (3) taona :
โ
Mampirina ny kilalao sy ny lamba maloto amin'ny toerana tokony hisy azy
โ
Manary ny fako any amin'ny fanariam-pako
โ
Ireo hirakiraka madinika.
Faly sy mavitrika ny zaza amin'io sokajin-taona io rehefa ampanaovina zavatra ๐ฅฐ. Mahaiza manararaotra ary.