Onjaniary

Onjaniary Welcome to Onjaniary🤝

Mila Certificat anglais international (TEFL) ve ianao ? Efa mahay anglais fa certificat sisa no tsy misy?🤔Maro be ny seh...
19/08/2026

Mila Certificat anglais international (TEFL) ve ianao ? Efa mahay anglais fa certificat sisa no tsy misy?🤔

Maro be ny sehatra mitaky fananana certificat international na eto an-toerana na any ivelany🗺️✌️

🎉Tongasoa fa karakarainay ianao ☺️

🔴 Azo hamarinina amin'ny alalan'ny code QR sy "serial number" ny certificat ary reconnu international

Natao ho anao ity tolotra omenay ity ary andro vitsy monja dia mivoaka ny Certificat-nao 🎊😍

Raha mahaliana anao dia mandefasa MP aminay avy hatrany tompoko 🙏

📢 DOUBLE CERTIFICATS INTERNATIONAL (TEFL certificate + CEFR-English Certificate)⭕ Natao ho anao :✅ Hianatra any ivelany ...
17/08/2026

📢 DOUBLE CERTIFICATS INTERNATIONAL
(TEFL certificate + CEFR-English Certificate)

⭕ Natao ho anao :

✅ Hianatra any ivelany
✅ Hiasa any ivelany
✅ Hampianatra teny anglisy
✅ Mila Complément de dossiers
✅ Hanokatra Centre de langue na Club d'anglais
✅ Mpampianatra na tompona centre des langues te hanome certificat international ho an'ny mpianatra

🔴 Mihatrika EXAMEN international (en ligne) équivalent amin'ny TOEFL sy IELTS ireny ianao rehefa haka ilay "CEFR-aligned Certificate". Minitra vitsy monja aorian'ny fahavitanao ny test no mivoaka io Certificat io.

💯 Ny examen hahazoana TEFL kosa dia izahay ihany no misahana azy ary herinandro monja dia mivoaka ilay TEFL Certificate

🔵 Sessions d'examen international isaky ny sabotsy sy alahady 9h00 sy 15h00 (Ireo ihany ny andro sy ora isafidianana). Ary maharitra 90 minitra kosa ny session d'examen iray.

‼️ Promotion miavaka be -40% ‼️

💰 Tarif: lasa 50.000ar (double certificats) fa tsy 80.000ar intsony (mandritra ny roa andro fotsiny io).

👉 Ho anareo efa nahazo TEFL teto aminay ka maniry te hahazo ilay CEFR-Certificate dia omenay tarif manokana.

⚫ Afaka miara-miasa amin'ny institut, centre de langues na mpampianatra manana mpianatra te hisitraka Certificat international koa izahay.

👉 Midira MP avy hatrany ary tompoko🙏

Infoline: 034 10 518 10

‎🇬🇧🔥 ADVANCED ENGLISH : hahazoana Certificat international.‎‎🔴 Efa mahay teny Anglisy ianao, saingy mbola te-hanana conf...
17/08/2026

‎🇬🇧🔥 ADVANCED ENGLISH : hahazoana Certificat international.

‎🔴 Efa mahay teny Anglisy ianao, saingy mbola te-hanana confiance, fluidité ary précision kokoa rehefa miteny? 👀

‎👉 Ity formation Advanced English ity dia natao ho an'ireo izay te-hanatsara ny fahaizany teny Anglisy ho an'ny asa, fianarana ary opportunités internationales 🌍

‎📚 Inona avy no hianarana?

‎🔹 Advanced Grammar – grammaire avo lenta
‎🔹 Advanced Vocabulary & Idiomatic Expressions
‎🔹 Speaking & Oral Fluency – hiteny amin'ny fomba naturel sy fluide kokoa
‎🔹 Debate & Communication Skills – hahay hiady hevitra sy haneho hevitra amin'ny teny Anglisy
‎🔹 Academic & Professional Writing
‎🔹 Persuasive Communication – hahay handresy lahatra amin'ny alalan'ny teny
‎🔹 Critical Thinking sy analyse amin'ny sujets internationaux

‎🎯 Misy 17 isa ny modules ao anatiny
‎⏱️ Faharetany : 20 à 33h
‎💻 100% en ligne – mianara amin'ny fotoana mety aminao, na aiza na aiza misy anao.

‎🏆 CERTIFICATE INTERNATIONAL (azo mialoha satria iray andro aorian'ny fisoratana anarana dia mivoaka ny certificat na Diploma)

‎✅ Ny Certificate sy formation dia manana reconnaissances sy accréditations maro, anisan'izany ny UKRLP, CPD, AGCD ary IHEAC.

‎🎓 Formation proposée en collaboration avec YOUVIEW LONDON UNIVERSITY UK.

‎📩 Te hahafantatra ny prix, conditions ary fomba fisoratana anarana?

👉 Midira MP aminay 📩

‎🔴 Te hiasa na hianatra any ivelany ve ianao? Sa te hahazo poste tsara eto an-toerana? Mila certificat international ami...
12/08/2026

‎🔴 Te hiasa na hianatra any ivelany ve ianao? Sa te hahazo poste tsara eto an-toerana? Mila certificat international amin'ny domaine tianao hidirana?

‎🎉 Faly izahay mampahafantatra anao amin'ny fomba ofisialy fa ny "Onjaniary" na "TEFL Services " dia Ambassadeur officiel an'ny Youview London University UK eto Madagasikara ankehitriny 🇬🇧🇲🇬

‎⚫ Tolotra vaovao no atolotray ho anao te hahazo Certificat international amin'ny domaine misy anao, manan-kery erak'izao tontolo izao.

‎🔴 Fiaraha-miasa miaraka amin'ny "Youview London University"

‎👉 mahazo fihenam-bidy manokana ireo izay misoratra anarana eto aminay.

‎⚫ Iray andro monja aorian'ny fisoratana anarana dia afaka mahazo certificat ianao ary azonao atao ny mianatra tsikelikely amin'ny rythme-nao avy eo.

‎🔴 Certificat version PDF imprimable (très haute qualité) no ho azonao

‎✅ Misy Tampon officiel, Signatures, Serial Number ary Code QR azo hanamarinana azy tsara

‎🙏 MP avy hatrany maka ny andinindininy rehetra

‼️🔴 Fihenam-bidy goavana be ( -50% ) Satria maro ianareo no tara tamin'ilay promotion teo aloha ireny dia namaly ny fang...
22/07/2026

‼️🔴 Fihenam-bidy goavana be ( -50% ) Satria maro ianareo no tara tamin'ilay promotion teo aloha ireny dia namaly ny fangatahanareo izahay‼️

📢 Mila Certificat international Anglais TEFL ianao? Natao ho anao efa mahay teny anglisy fa mila certificat fotsiny sisa ity tolotray ity🫶

⭕ Natao ho anao :

✅ Hianatra any ivelany no
✅ Hiasa any ivelany
✅ Hampianatra teny anglisy
✅ Mila Complément de dossier
✅ Hanokatra Centre de langue na Club d'anglais
✅ Sy izay sehatra mitaky fananana Certificat international rehetra

🔴 Haingana ny fikarakarana satria andro vitsy monja dia mivoaka ny certificat-nao

💯 Azo hamarinina tsara amin'ny alalan'ny code QR sy Serial number ny certificat

🔵 Voafetra mandritra ny 10 andro ihany (manomboka ny Zoma 17 jolay ary mifarana ny alahady 26 jolay) ity promo 50% ity ary miverina amin'ny sarany teo aloha aorian'izay

‼️Araraoty ary fa tonga ny fotoana‼️

⚫ Afaka miara-miasa amin'ny institut, centre de langue na mpampianatra manana mpianatra te hisitraka Certificat international koa izahay.

👉 Midira MP tompoko🙏

‼️🔴 Fihenam-bidy goavana be ( -50% ) Satria maro ianareo no tara tamin'ilay promotion fête nationale dia namaly ny fanga...
28/06/2026

‼️🔴 Fihenam-bidy goavana be ( -50% ) Satria maro ianareo no tara tamin'ilay promotion fête nationale dia namaly ny fangatahanareo izahay‼️

📢 Mila Certificat international Anglais TEFL ianao? Natao ho anao efa mahay teny anglisy fa mila certificat fotsiny sisa ity tolotray ity🫶

⭕ Natao ho anao :

✅ Hianatra any ivelany no
✅ Hiasa any ivelany
✅ Hampianatra teny anglisy
✅ Mila Complément de dossier
✅ Hanokatra Centre de langue na Club d'anglais
✅ Sy izay sehatra mitaky fananana Certificat international rehetra

🔴 Haingana ny fikarakarana satria andro vitsy monja dia mivoaka ny certificat-nao

💯 Azo hamarinina tsara amin'ny alalan'ny code QR sy Serial number ny certificat

🔵 Voafetra mandritra ny 3 andro ihany (28, 29 ary 30 Juin) ity promo 50% ity ary miverina amin'ny sarany teo aloha aorian'izay

‼️Araraoty ary fa tonga ny fotoana‼️

⚫ Afaka miara-miasa amin'ny institut, centre de langue na mpampianatra manana mpianatra te hisitraka Certificat international koa izahay.

👉 Midira MP tompoko🙏

📢 Mila Certificat international Anglais TEFL ianao? Natao ho anao efa mahay teny anglisy fa mila certificat fotsiny sisa...
20/06/2026

📢 Mila Certificat international Anglais TEFL ianao? Natao ho anao efa mahay teny anglisy fa mila certificat fotsiny sisa ity tolotray ity🫶

‼️🔴 Fihenam-bidy goavana be ( -50% ) no atolotray amin'izao fankalazana ny fetim-pirenena izao‼️

⭕ Natao ho anao :

✅ Hianatra any ivelany no
✅ Hiasa any ivelany
✅ Hampianatra teny anglisy
✅ Mila Complément de dossier
✅ Hanokatra Centre de langue na Club d'anglais
✅ Sy izay sehatra mitaky fananana Certificat international rehetra

🔴 Haingana ny fikarakarana satria andro vitsy monja dia mivoaka ny certificat-nao

💯 Azo hamarinina tsara amin'ny alalan'ny code QR sy Serial number ny certificat

🔵 Voafetra mandritra ny 5 andro ihany (21 juin à 25 Juin) ity promo 50% ity ary miverina amin'ny sarany teo aloha aorian'izay

‼️Araraoty ary fa tonga ny fotoana‼️

⚫ Afaka miara-miasa amin'ny institut, centre de langue na mpampianatra manana mpianatra te hisitraka Certificat international koa izahay.

👉 Midira MP tompoko🙏

🔴 Fampahafantarana :🤖✨ Mampiasa Agent IA ankehitriny ny TEFL Services mba hanomezana valiny haingana, mazava ary matihan...
14/05/2026

🔴 Fampahafantarana :

🤖✨ Mampiasa Agent IA ankehitriny ny TEFL Services mba hanomezana valiny haingana, mazava ary matihanina kokoa ho anareo.

📌 Mba hahazoanao valiny marina sy mifanaraka amin’ny zavatra ilainao dia lazao mazava tsara ny service tadiavinao : TEFL Certificate, CEFR-aligned Certificate, Double Certificat, Certificat Youview, sns...

💯 Agent IA azo antoka tsara sady professionnel no mandray anao amin'ny fanomezana informations sy torolalana rehetra. Izahay tompon'andraikitra kosa no mi-traiter ny commande rehetra rehefa mahavita ny dingana rehetra ianao.

🎯 Ny tanjonay dia ny hanome assistance haingana, mahomby ary manara-penitra ho an’ny clients rehetra. Maro loatra mantsy ianareo no tsy voavaly ara-potoana teo aloha ka nahatonga anay niroso amin'ny fanatsarana ny fomba fiasa🫶

Misaotra hatrany amin'ny fahatokisana tompoko 🙏

📢 Mila Certificat international Anglais TEFL ianao? Natao ho anao efa mahay teny anglisy fa mila certificat fotsiny sisa...
11/03/2026

📢 Mila Certificat international Anglais TEFL ianao? Natao ho anao efa mahay teny anglisy fa mila certificat fotsiny sisa ity tolotray ity🫶

‼️🔴 Fihenam-bidy goavana be ( -50% ) no atolotray amin'izao fankalazana ny P***a izao‼️

⭕ Natao ho anao :

✅ Hianatra any ivelany
✅ Hiasa any ivelany
✅ Hampianatra teny anglisy
✅ Mila Complément de dossier
✅ Hanokatra Centre de langue na Club d'anglais
✅ Sy izay sehatra mitaky fananana Certificat international rehetra

🔴 Haingana ny fikarakarana satria andro vitsy monja dia mivoaka ny certificat-nao

💯 Azo hamarinina tsara amin'ny alalan'ny code QR sy Serial number ny certificat

🔵 Voafetra mandritra ny 2 andro ihany ity promo 50% ity ary miverina amin'ny sarany teo aloha aorian'izay

‼️Araraoty ary fa tonga ny fotoana‼️

⚫ Afaka miara-miasa amin'ny institut, centre de langue na mpampianatra manana mpianatra te hisitraka Certificat international koa izahay.

👉 Midira MP avy hatrany ary tompoko🙏

Thank you 🎉🥳 1.6k Followers👏
02/01/2026

Thank you 🎉🥳 1.6k Followers👏

Address

Atsimondrano
Antananarivo
102

Telephone

+261341051810

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Onjaniary posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Onjaniary:

Shortcuts

Share

Category