Tia Alavoly :Team Building et Excursion

Tia Alavoly :Team Building et Excursion ORGANISATEUR :
-Team Building de A à Z
-Excursion et Voyage organisé/Privé

☎️034 91 899 48

01/10/2026

⭕TEAM BUILDING 🎤

Ao anatin'ny lalao no hanatrarana ny tanjona
✨Tena hoe miray hina ,miombona ,mifampihaino ary miara-miasa tanteraka 🙏

✨MANDRAY AN-TANANA NY FIKARAKARANA REHETRA IZAHAY:

⭕Toerana
⭕Animation
⭕Trasport
⭕Sakafo

Aza misalasala fa ny "Fahafaham-ponareo no hasamvaranay "

☎️034 91 899 48
📲Wattsap : 032 80 098 98
📧[email protected]

⭕ TEAM BUILDING 🫰🤝 Manamafy ny firaisankina🔥 Mampitombo ny motivation👂 Mampivelatra ny fahaiza-mihaino💬 Mampifandray sy ...
29/09/2026

⭕ TEAM BUILDING 🫰

🤝 Manamafy ny firaisankina
🔥 Mampitombo ny motivation
👂 Mampivelatra ny fahaiza-mihaino
💬 Mampifandray sy manatsara ny fifandraisana

✨ Ny ekipa iray miray hina no fototry ny fahombiazana!

🚀 Andao hanorina ekipa matanjaka, miray hina ary vonona hiatrika fanamby, mba hahafahan’ny orinasanao mandroso haingana kokoa!

💪 TEAM BUILDING — Miara-mandroso, miara-mahatratra fahombiazana!

📩 Antsoy izahay raha te hikarakara Team Building ho an’ny ekipanao.

☎️034 91 899 48
📲Wattsap : 032 80 098 98
📧[email protected]

29/09/2026

Makamaka kely aloha mandrapahatonga ny client 🕺💃

⭕ TEAM BUILDING 🎤✨🗓️ 25 Septembre 2026🎯 Tanjona tratra !🤝 Niray hina ny ekipa😊 Hafaliana sy firaisankina no niarahana🏆 A...
26/09/2026

⭕ TEAM BUILDING 🎤✨
🗓️ 25 Septembre 2026

🎯 Tanjona tratra !
🤝 Niray hina ny ekipa
😊 Hafaliana sy firaisankina no niarahana
🏆 Ary nahafinaritra ny fotoana rehetra !

🙏 Mankasitraka indrindra ny English School of Madagascar noho ny fahatokisana sy ny fiaraha-miasa taminay.

💙 TIA ALAVOLY dia eto foana hanampy anareo amin’ny fikarakarana ny événement-nareo, manomboka amin’ny fandrindrana ka hatramin’ny fanatanterahana.

🏢 Orinasa
🤝 Fikambanana
🏫 Sekoly
🌍 ONG
… sy ny hafa !

✨ Izahay no hikarakara , ianareo kosa mankafy🫰

📩 Contactez-nous pour organiser votre prochain Team Building sur mesure.

☎️034 91 899 48
📲Wattsap : 032 80 098 98
📧[email protected]

25/09/2026

⭕TEAM BUILDING : 25 septembre 2026🎤
Aty amin'ny Marlix Andakana

🎉Aniversaire 🎉Izy no  Miando Uryalmiah  animatrice et encadreur ato amin'ny Tia Alavoly :Team Building et Excursion Anda...
25/09/2026

🎉Aniversaire 🎉
Izy no Miando Uryalmiah animatrice et encadreur ato amin'ny Tia Alavoly :Team Building et Excursion
Andao hirary soa azy amin'izao tsingerintaonany izao.

Miarahaba anao ny rehetra dia mirary fanambinana sy fahasalamana ho anao 🎉🎉🎉🙏🫂

✨VOTRE TEAM BUILDING, DE A À Z AVEC TIA ALAVOLY 🎤Vous souhaitez organiser une journée conviviale, dynamique et mémorable...
21/09/2026

✨VOTRE TEAM BUILDING, DE A À Z AVEC TIA ALAVOLY 🎤

Vous souhaitez organiser une journée conviviale, dynamique et mémorable pour votre équipe ?

TIA ALAVOLY vous accompagne avec une prestation complète :

🍽️ Sakafo | Restauration
🎤 Animation & Team Building
🏞️ Lieu & espace de loisirs
🚌 Transport aller-retour

Nous nous occupons de tout pour vous permettre de profiter pleinement de votre journée avec votre équipe.

Entreprises • Associations • Écoles • Familles • Organisations

📩 Contactez-nous pour une offre adaptée à votre groupe et à votre budget.
De A à Z, nous organisons pour vous.

☎️034 91 899 48
📲Wattsap : 032 80 098 98
📧[email protected]

⭕TEAM BUILDING 🎤✨
20/09/2026

⭕TEAM BUILDING 🎤✨

⭕TEAM BUILDING 🎤✨✨Tsy vitan'ny hoe faly fotsiny ny mpiara-miasa fa miray hina sy tena mifandray ary miombona tanteraka ....
19/09/2026

⭕TEAM BUILDING 🎤✨

✨Tsy vitan'ny hoe faly fotsiny ny mpiara-miasa fa miray hina sy tena mifandray ary miombona tanteraka .
Rehefa tanteraka ireo dia mora ho an'ny mpiara-miasa no mampandroso ny Orinasa

👉Eto izahay vonona anampy anareo amin'ny fikarakarana .

-Orinasa
-Fikambanana
-Fianankaviana
-Sekoky

☎️034 91 899 48
📲Wattsap : 032 80 098 98
📧[email protected]

⭕TEAM BUILDING ✨✨Hasambaranay foana ny ahafaham-ponareo ✨Ho anareo : ⭕ORINASA⭕FIKAMBANA⭕SEKOLY⭕FIANANKAVIANA sns....Mamp...
16/09/2026

⭕TEAM BUILDING ✨

✨Hasambaranay foana ny ahafaham-ponareo ✨

Ho anareo :
⭕ORINASA
⭕FIKAMBANA
⭕SEKOLY
⭕FIANANKAVIANA
sns....

Mampitombo fahatokisan-tena sy mampiray hina ny ekipanao ny building .
Rehefa mavitrika sy mandroso ny mpiara-miasa dia mamokatra tsara amin'izay atao

✨Eto izahay mandray an-tanana ny fikarakarana ny team building na excursion anareo.

☎️034 91 899 48
📲Wattsap : 032 80 098 98
📧[email protected]

Address

Antananarivo
112

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tia Alavoly :Team Building et Excursion posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tia Alavoly :Team Building et Excursion:

Shortcuts

Share

Category