08/05/2026
👉Ho antsika izay sahirana mitady hoe aiza no misy manamboatra samboady na echarpe personnalisé mamoaka couleur écriture doré?🧣
Izahay dia afaka manamboatra
samboady na ny « écharpe » « personnalisés » ho antsika sekoly, fikambanana, olon-tsotra, orinasa, fiangonana amin’ny lokony rehetra😊😇 asa voakaly ary ara-potoana hatrany arakin’ny fotoana izay hifanarahana🤩
Ireto sombiny tamin’ny samboady efa navoakanay fa misy maro be ihany koa ago amin’ny pejy
Mikasika ny vidiny kosa indray dia miankina amin’ireto manaraka ireto:
-QUANTITE (manomboka amin’ny 1 dia efa afaka ataonay ary hatramin’ny isa tsy voafetra)
-MODELE (afaka manome modèle ianareo, afaka koa hoe misafidy amin’ireo modèles efa vitanay ireo fa samihafa avokoa ny vidiny)
-DIMENSION an’ilay soratra sy logo
-COULEURS an’ilay lamba hanaovana azy sy ny soratra apetraka aminy
Raha maniry te hisalotra izany ary ianareo dia manasa anareo izahay hanoratra ao anaty mp🙂