Mada chine

Mada chine ho anao izay liana amin'ny resaka chine!? dia aza misalasala manontany ao amin'ny mp�

Ho anao izay mila renseignement mahakasika ny fiantsenana mivatana  Gouagzhou (Chine) direct dia afaka manome anzany iza...
10/01/2024

Ho anao izay mila renseignement mahakasika ny fiantsenana mivatana Gouagzhou (Chine) direct dia afaka manome anzany izahay amin volana février dia ho avy indray ny formation amin 'ny sarany mirary , midira mp direct izay mila zay fanazavana mahakasika anzay .

Ho anareo zay liana amin resaka Fividianana entana chine , hazavaiko tsara tompoko enao no mividy ny entanao any chine f...
30/10/2023

Ho anareo zay liana amin resaka Fividianana entana chine , hazavaiko tsara tompoko enao no mividy ny entanao any chine fa tsy zahay enao no manana faniriana ny hadeha direct chine no resahina eto, dia afaka manome renseignement direct anao izahay A/Z amin'ny izay tokony ho fatatrao rehetra sy tokony ho hainao ihany koa amin sarany mora tsy dia lafo ,

TANJONAY HO ANAO :

Enao tsy miatehitra amin'ny olona foana rehefa handeha ho any chine fa afaka mandeha irery satria samy sahirana ny olona ary ny olona tsy hanoro anao tena lalana sy marina ary lavaka rehetra mahakasika momba zay ,fa ny ampahany ihany . ... Maro be ihany koa no tokony ho fatatra mahakasika zay fa raha liana ny handeha direct ho any chine enao hividy ny entanao ,dia tongava ary amin 'ny MP zay vonona ny ho any chine .

FAFINARETANA AZO ,NY ASA VITA .😊

Iza mila Iphone 15 oooo sur commande a
25/09/2023

Iza mila Iphone 15 oooo sur commande a

21/09/2023

Ho avy farany taona dia jerijereo zao sahady izay mety aminao eeee, sur commande foana fa tsy dispo a

13/09/2023

Salama tompoko , raha misy zavatra tinareo client hatanina dia afaka manotany min message prive ianareo fa azo hifampiresahana tsara zahay tompoko

Ho anao zay manana faniriana hividy entana direct any✈️ chine ,dia afaka manome renseignements feno ho anao izahay ary a...
12/09/2023

Ho anao zay manana faniriana hividy entana direct any✈️ chine ,dia afaka manome renseignements feno ho anao izahay ary afaka mitondra anao ihnay koa raha mety aminao 😊 mp aza fa efa akaiky ny fete farany taona sao tara ny voyagenao eeee😊

Misaotra anareo natoky anay ka nanafatra entana taminay , hampahany ihany no sary havokako eto fa tsy ny rehetra
06/09/2023

Misaotra anareo natoky anay ka nanafatra entana taminay , hampahany ihany no sary havokako eto fa tsy ny rehetra

Ireto ko sur commande daholo a
04/09/2023

Ireto ko sur commande daholo a

04/09/2023

Mafinaritra eee, 😊

29/08/2023

Dia ity ilay video a

Fangatahanareo dia averiko mazava tsara avoko ilay sary lustre dia jerijereo any anatiny any a
29/08/2023

Fangatahanareo dia averiko mazava tsara avoko ilay sary lustre dia jerijereo any anatiny any a

28/08/2023

Zay te hanafatra an ireto , afaka mijery tsara fa eto daholo zay mety ilaina zao

Address

Antananarivo

Telephone

+261336244990

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mada chine posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category