Asl construction

Asl construction Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Asl construction, Antananarivo.

🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬entreprise spécialisée sur tout travaux de finition pour maison ( revêtement sol,plafond,meuble industriel,ouvrage metalique,menuiserie alluminium...)🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Firy ny isan'ny varavarana hitanao amin'ny sary ❓
30/09/2026

Firy ny isan'ny varavarana hitanao amin'ny sary ❓

🚪 + 💜Ity modèle iray ity tonga dia mifanaraka aminy daholo na inona na inona lokon'ny rindrina anao 😍✨
29/09/2026

🚪 + 💜

Ity modèle iray ity tonga dia mifanaraka aminy daholo na inona na inona lokon'ny rindrina anao 😍✨

28/09/2026

Mangirana 😍✨

Maro ianareo no nanontany hoe fa aiza ihany ry Asl construction ny porte extérieure fa dia porte intérieure foana ve.Efa...
24/09/2026

Maro ianareo no nanontany hoe fa aiza ihany ry Asl construction ny porte extérieure fa dia porte intérieure foana ve.

Efa misy ato tompoko ✅

Sady misy modèle afaka isafidianana.

Aleo asiana avant sy après indray aloha fa efa ela izay.🤩✨Aza adino fa maimaimpoana hatrany ny mangataka devis ana famet...
22/09/2026

Aleo asiana avant sy après indray aloha fa efa ela izay.🤩✨

Aza adino fa maimaimpoana hatrany ny mangataka devis ana fametahana Parquet flottant ato amin'ny Asl construction .

Manasa anao andefa MP raha mila fanazavana fanampiny tompoko.🙏🏻

21/09/2026

Mankany mankany ✨🚪

Salama tompoko.Ireto avy ny modèle misy amin'ny Porte Coulissante ato aminay.🚪Misy couleur afaka isafidianana.Livraison+...
17/09/2026

Salama tompoko.

Ireto avy ny modèle misy amin'ny Porte Coulissante ato aminay.🚪

Misy couleur afaka isafidianana.

Livraison+installation ✅

Afaka mandefa MP ianao raha mila fanazavana fanampiny.

________________
📍 Showroom Bevalala Andoharanofotsy
📞 034 66 557 35

15/09/2026

HAFA IHANY ANIE RY ZAREO IZANY HOE MAMPIASA ZAVATRA TSARA KALITAO SY MATEZA ARY AZO ANTOKA EH 💪🏻🚪

📢 MARO NO EFA NIANDRY AZY ITY FA IZAY VAO VITA TOMPOKO 🙏🏻Vokatra be ato no atolotry ny Asl construction androany.✨PORTE ...
14/09/2026

📢 MARO NO EFA NIANDRY AZY ITY FA IZAY VAO VITA TOMPOKO 🙏🏻

Vokatra be ato no atolotry ny Asl construction androany.

✨PORTE EXTÉRIEUR 🚪
- Serrure Blindé
- Bâtis avec chambranle
- 3 pomel blindés

👀 Tsindrina kely ilay sary fa efa ao daholo ny détails sy prix .

Afaka jerenao aty amin'ny Showroom daholo ireo tompoko ✅

------------------------
📍 Showroom Bevalala Andoharanofotsy
📞 034 66 557 35

12/09/2026

Mentionnéo ilay olona tsy manaiky ireny vao mahita fitaratra fa maka selfie 10 farafahakeliny 🤣🚪
N.B : Ialana tsiny fa vao vita installation mihitsy ilay izy dia somary nalotoloto kely ilay fitaratra 😁

Address

Antananarivo

Telephone

+261346655735

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Asl construction posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Asl construction:

Shortcuts

Share