Chic Peint

Chic Peint 🎨 Poducteur de Peinture en vrac pour toutes surfaces : Mur - Sol - Métal - Bois Chic peint est une marque de peinture existant depuis 2005.

Multiples déclinaisons, nuances et dégradés de couleurs ont été développé et sont adaptés à tous les travaux courant d’entretien et de décoration. Professionnels ou non, résidentiel ou bâtiment, Chic a la solution technique pour vos décorations intérieures comme extérieures. Peinture en bâtiment
Décoration
Revêtements muraux
Enduits
Vernis
…. Chic peint, la peinture professionnelle haut de gamme

🎨 TOLOTR'ASA ❗️Faritra Andoharanofotsy sy ny manondidina 📣 • Manana traikefa amin'ny sehatran'ny fanamboarana loko ve ia...
26/03/2025

🎨 TOLOTR'ASA ❗️

Faritra Andoharanofotsy sy ny manondidina 📣

• Manana traikefa amin'ny sehatran'ny fanamboarana loko ve ianao ❓
• Mitady asa ❓

💡Raha toa ka mila fanazavana fanampiny,
Antsoy ny 📞 0340848174

💡Ny loko maivana sy maizina dia manova tanteraka ny fomba fahitana ny hefitrano iray. ➡️ Ireto ary misy ohatra vitsivits...
26/02/2025

💡Ny loko maivana sy maizina dia manova tanteraka ny fomba fahitana ny hefitrano iray.

➡️ Ireto ary misy ohatra vitsivitsy azonao ampiharina !

Aza misalasala manatona ny tranombarotra akaiky anao mba hiarahan-tsika mijery ny loko mety ho anao 😉
______________________
📍Chic Peint Mandrimena, Andoharanofotsy
Antsofinondry, Sabotsy Namehana
Amboanjobe, Bâtiment AVISOA, RN7
📞 +261340848174

📢 Omeo endrika vaovao, mampiavaka amin'ny hafa ny rindrinao ! 😉 Miaraka amin’ny rouleau vita manokana, azonao atao ny ma...
21/02/2025

📢 Omeo endrika vaovao, mampiavaka amin'ny hafa ny rindrinao !

😉 Miaraka amin’ny rouleau vita manokana, azonao atao ny mamorona endrika tokana izay manome toetra sy maha-izy azy ny rindrinao.

Ny effet crépi dia azo amboarina mifanaraka amin’ny safidinao ho an’ny endrika anatiny sy ivelany. Mora atao sady maharitra ela, fomba kanto sy miavaka ho an'ny tranonao 🔝

➡️ Rouleau crépi, afaka jifainao eny amin'ny
tranombarotra :
📍Chic Peint Mandrimena, Andoharanofotsy
Amboanjobe, Bâtiment AVISOA, RN7
📞 +261340848174

💡Andian-doko lamaody 2025 • Ireto ny famintinana ny loko lamaody amin'ity taona ity, nofidina manokana ho anareo 🤩! Iza ...
17/02/2025

💡Andian-doko lamaody 2025

• Ireto ny famintinana ny loko lamaody amin'ity taona ity, nofidina manokana ho anareo 🤩!

Iza amin'ireto no tianao indrindra ❓
Aza adino ny mandalo eny amin'ny tranombarotra 😉

📍Chic Peint
• Mandrimena, Andoharanofotsy
• Antsofinondry, Sabotsy Namehana
• Amboanjobe, Bâtiment AVISOA, RN7
📞 +261 34 08 481 74

° Efa nampiasa Rouleau Mousse ve ianareo❓ Raha toa ka tia anandrana dia aza misalasala manantona ny tranombarotra 📍Chic ...
14/02/2025

° Efa nampiasa Rouleau Mousse ve ianareo❓

Raha toa ka tia anandrana dia aza misalasala manantona ny tranombarotra
📍Chic Peint Mandrimena / Amboanjobe 😉

📞 +261 34 08 481 74

📣 Nouvelle boutique Chic Peint sur la route RN7 ! Vous êtes la bienvenue 😄📍Bâtiment AVISOA, Alarobia Amboanjobe, RN7📞 +2...
30/01/2025

📣 Nouvelle boutique Chic Peint sur la route RN7 !
Vous êtes la bienvenue 😄

📍Bâtiment AVISOA, Alarobia Amboanjobe, RN7
📞 +261 34 08 481 74

📣 SOUS-COUCHE désormais disponible chez Chic Peint ! 🗯️ 3.500 Ariary / Kilo 📍Chic Peint Mandrimena, Andoharanofotsy 📍Chi...
14/02/2024

📣 SOUS-COUCHE désormais disponible chez Chic Peint !

🗯️ 3.500 Ariary / Kilo

📍Chic Peint Mandrimena, Andoharanofotsy
📍Chic Peint Antsofinondry, Sabotsy Namehana
📞 +261 34 08 481 74

🎨 « Peach Fuzz » hoy PANTONE no lokon'ity taona 2024 ity. 🔅 Chic Peint koa anefa dia manana tolo-kevitra loko ho anareo ...
17/01/2024

🎨 « Peach Fuzz » hoy PANTONE no lokon'ity taona 2024 ity.

🔅 Chic Peint koa anefa dia manana tolo-kevitra loko ho anareo mpanjifa, tsy iray ihany fa maro maro 😜

➡️ Manasa anao hijery ny sary tsikelikely 😁

💡Afaka manao composition an'ireo loko ireo izahay, na izay loko hafa ilainao ! Aza misalasala manantona ny tranombarotra akaiky anao :

📍Chic Peint Mandrimena, Andoharanofotsy
📍Chic Peint Antsofinondry, Sabotsy Namehana
📞 +261 34 08 481 74

• Hoy PANTONE :Trad: " Peach Fuzz dia loko misarika ny fanirian-tsika hikarakara ny tenan-tsika sy ny hafa ihany koa. Loko malefaka sy midorehitra izy io, izay mampanan-karena ny vatana sy fanahy "
🌐 pantone.com

🎨 Cérémonie d'inauguration du Centre UCY.◾️ Nos vives applaudissements pour cette belle concrétisation de projet Associa...
08/11/2023

🎨 Cérémonie d'inauguration du Centre UCY.

◾️ Nos vives applaudissements pour cette belle concrétisation de projet Association Union of Committed Youth 👏🏽

▪️ Nos boîtes de peinture à l'eau BLANC 5kg / Intérieur & Extérieur sont maintenant disponibles.📍Chic Peint Mandrimena, ...
20/09/2023

▪️ Nos boîtes de peinture à l'eau
BLANC 5kg / Intérieur & Extérieur sont maintenant disponibles.

📍Chic Peint Mandrimena, Bâtiment en face de Makiplast
📍 Chic Peint Antsofonondry Sabotsy Namehana

📞 034 08 481 74

Mikasa handoko trano? Mitady loko tsara na hoan’ny anatiny na ivelany? Tsy ampy ny loko amitana ny fanaingona trano ?Ato...
08/09/2021

Mikasa handoko trano? Mitady loko tsara na hoan’ny anatiny na ivelany? Tsy ampy ny loko amitana ny fanaingona trano ?

Ato amin’ny Chic Peint no ahitanao ny karazana loko ilainao

Satria samy manana ny filàny sy ny tetikasany ny tsirairay dia namokatra loko maro karazany azo isafidianana tsara izahay.
Na hoan’ny rindrana, ny valindrihana, ny varavarana sy varavarankely dia manana safidy ianao : loko maivana, matroka na mafana

Ankoatran’ny loko dia manana ireo karazana fitaovana ilainao amin’ny fandokona ihany koa izahay.

Koa aza misalasala ary manatona ny magazay ety Mandrimena na Sabotsy Namehana fa ho afa-po tanteraka ianao, na litatra maro aza no ilainao.

Midira hafatra miafina na antsoy ny 034 08 481 74

Ne jetez pas vos pinceaux sales et secs !Vous pouvez encore les récupérer, en les faisant tremper dans du savon noir liq...
08/09/2021

Ne jetez pas vos pinceaux sales et secs !

Vous pouvez encore les récupérer, en les faisant tremper dans du savon noir liquide ou du vinaigre blanc préalablement chauffé.

Vous leur donnerez une deuxième vie et vous pouvez ainsi les réutiliser.

Address

Mandrimena
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:30 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 12:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00

Telephone

+261340848174

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chic Peint posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Chic Peint:

Share

Category