Tranon' ny Tantsaha

Tranon' ny Tantsaha Vente de produit pour plantation et animaux

Nahafinaritra ny fihaonana taminareo mpanjifa 😍Mankasitraka ny ekipan'ny Montego Pet Nutrition - Madagascar tonga nampia...
24/08/2026

Nahafinaritra ny fihaonana taminareo mpanjifa 😍
Mankasitraka ny ekipan'ny Montego Pet Nutrition - Madagascar tonga nampianatra sy nifampizara taminay ny fikarakarana saka fa afa-po.
🐈Azo jifaina ato aminay avokoa ireo vokatra Montego.
Misy ody kankana sy vitamine ilain'ny saka ihany koa ato an.

Ianareo sisa no andrasana e 🥰
📍 Antohomadinika trois chemins
📍 Ambodihady route digue

Tongava manjifa sao mba ianao ilay hahazo Moto 🤗
07/08/2026

Tongava manjifa sao mba ianao ilay hahazo Moto 🤗

𝐋𝐀 𝐓𝐎𝐌𝐁𝐎𝐋𝐀 𝐊𝐀𝐑𝐎𝐎 𝐂𝐎𝐍𝐓𝐈𝐍𝐔𝐄 !

La 2ᵉ phase est officiellement lancée 🎉
Achetez pour 150 000 Ar ou plus de croquettes Karoo et tentez de gagner une moto neuve !

📅 Participation valable du 𝟐𝟐 𝐣𝐮𝐢𝐥𝐥𝐞𝐭 𝐚𝐮 𝟐𝟐 𝐚𝐨𝐮̂𝐭 𝟐𝟎𝟐𝟔
🏆 Prochain tirage : 𝟮𝟱 𝗮𝗼𝘂̂𝘁 𝟮𝟬𝟮𝟲

Pour participer, remplissez votre ticket de caisse avec votre nom, numéro de téléphone et adresse e-mail, puis déposez-le dans l’urne disponible en magasin.

𝑹𝒆𝒗𝒆𝒏𝒅𝒆𝒖𝒓𝒔 𝑴𝒐𝒏𝒕𝒆𝒈𝒐 mandray anjara :

• Carrefour Madagascar Ankorondrano
• Carrefour Smart Tanjombato
• Carrefour Ak’oor Digue
• Dogs and Co Ambohitrarahaba
• Dogs and Co Nanisana
• Dogs and Co By Pass
• Côté Jardin
• Cabinet Evet
• Vetclinic We Care
• Chien Chat Véto
• Tranon' ny Tantsaha Ambodihady
• Cabinet Vétérinaire d’Ampefiloha
• Cabinet Vétérinaire d’Avaradrano

Voir conditions dans les magasins participants.

Heyyy, aza tara fa manomboka amin'ny 3.000 Ar anie dia mahazo Croquettes ato aminay e🤗Misy karazany maro ho an'ny saka s...
06/08/2026

Heyyy, aza tara fa manomboka amin'ny 3.000 Ar anie dia mahazo Croquettes ato aminay e🤗

Misy karazany maro ho an'ny saka sy alika fa ianao sisa no andrasana.

📞MP na miantso amin'ireto laharana ireto
0341123453- 0349554336- 0385357041

🐕 CROQUETTES MONTEGO ATO AMIN'NY TRANON'NY TANTSAHA.🐱🐶 Monty & Me🐱🐶 Classic🐱🐶 Karoo🏷️Tongava manjifa fa ianareo sisa no ...
22/07/2026

🐕 CROQUETTES MONTEGO ATO AMIN'NY TRANON'NY TANTSAHA.
🐱🐶 Monty & Me
🐱🐶 Classic
🐱🐶 Karoo

🏷️Tongava manjifa fa ianareo sisa no andrasana e
📍 Ambodihady route digue 0349554336/0378186500
📍 Antohomadinika trois chemins 0341123453

❌AROVY AMIN'NY BIBIKELY NY FAMBOLENA ❌🌱Fonosana OGOUN A iray ho an'ny tany iray araInona intsony no andrasana fa tongava...
20/07/2026

❌AROVY AMIN'NY BIBIKELY NY FAMBOLENA ❌
🌱Fonosana OGOUN A iray ho an'ny tany iray ara

Inona intsony no andrasana fa tongava manjifa.
📞 0341123453

Miarahaba e🤗Efa hitanareo ety amin'ny point de vente ireo vokatra MONTEGO ka aza misalasala manjifa e🐶🐱🏷️Monty&me 🏷️Clas...
30/06/2026

Miarahaba e🤗
Efa hitanareo ety amin'ny point de vente ireo vokatra MONTEGO ka aza misalasala manjifa e🐶🐱
🏷️Monty&me 🏷️Classic 🏷️Karoo

📍 Ambodihady route digue
📍 Antohomadinika trois chemins

29/06/2026

Efa azonao jifaina ety amin'ny point de vente ireo vokatra Montego an🐱🐶
Sakafo feno otrikaina ho an'ny saka sy alika

Araho maso akaiky ny fahasalaman'ny fiompiana atao fa antoky ny vokatra tsara izany. 👍Hitanao ato aminay avokoa ireto: ✔...
12/05/2026

Araho maso akaiky ny fahasalaman'ny fiompiana atao fa antoky ny vokatra tsara izany. 👍
Hitanao ato aminay avokoa ireto:
✔️ Vitamine
✔️Ody kankana
✔️ Antibiotique
✔️ Anti-inflamatoire

🛒 Tongava manjifa eny amin'ny point de vente akaiky anao.

💡 Fikafika kely ho an'ny akoho mikotrika.Zava-dehibe ny fahasalaman'ny akoho mikotrika sy ny fahadiovan'ny lafika ka ata...
22/04/2026

💡 Fikafika kely ho an'ny akoho mikotrika.

Zava-dehibe ny fahasalaman'ny akoho mikotrika sy ny fahadiovan'ny lafika ka ataovy ara-dalàna ny:
🐔 Ody kankana
🐔 Vitamine
🐔 Ody tsingogoatra sy kongona

🛒 Aza tara mividy ety amin'ny point de vente akaiky anao.

AROVY AMIN’NY KANKANA NY ALIKANAO 🐶Matetika tsy hita maso ny kankana, nefa manimba ny fahasalaman’ny alika.🔍 Soritr’aret...
20/04/2026

AROVY AMIN’NY KANKANA NY ALIKANAO 🐶
Matetika tsy hita maso ny kankana, nefa manimba ny fahasalaman’ny alika.

🔍 Soritr’aretina :
Mivonto kibo
Mivalana na mandoa
Mazoto homana nefa tsy mitombo
Malemy, tsy mavitrika
Ratsiratsy volo
Mipetraka misosasosa
⚠️ TANDREMO NEFA: Na tsy misy soritr’aretina aza dia mety misy kankana ary mety hiafara amin'ny fahafatesana.

🛒Jifao eny amin'ny Tranon' ny Tantsaha akaiky anao ary ny ODY KANKANA.
☎️ 0341123453 - 0385357041

Address

Trois Chemins Antohomadinika
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Telephone

+261341123453

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tranon' ny Tantsaha posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tranon' ny Tantsaha:

Shortcuts

Share

Category