Kolo Gazon

Kolo Gazon dia manao ny asa rehetra momban'ny gazon:mamboly,mivarotra.

Amin'izao fotoanan'ny fahavaratra izao indrindra no tena hikarakaran'ny maro ny manodidina ny tranony.Aza misalasala mia...
20/02/2025

Amin'izao fotoanan'ny fahavaratra izao indrindra no tena hikarakaran'ny maro ny manodidina ny tranony.Aza misalasala miantso anay fa hovainay ho maintso izay manimba ny masonao any,
Araraoty izao fotoanan'ny orana izao e

📣📢Ndeha hovaina maintso ny manodidina ny tananan-tsika amin'izao akaiky ny 🌧⚡🌧orana izao       🏞sady fahafinaretan'ny 🌹m...
18/10/2024

📣📢Ndeha hovaina maintso ny manodidina ny tananan-tsika amin'izao akaiky ny 🌧⚡🌧orana izao
🏞sady fahafinaretan'ny 🌹maso🌹 no tsy hisy koa ny 🧲fotaka e💡
🚿ny rano rahateo efa ho avy,

💭Aza misalasala ary 🏃🏻‍♀️mandefa hafatra ato amin'ny fa manao ny asa rehetra mikasika izany izahay,💭
📲na miantso avy hatrany ny:
#0381156324.
😎

034 74 519 49
15/03/2024

034 74 519 49

👍Eto foana izahay hoan´ireo izay maniry hanana toerana maintso na koa mila mpikarakara(entretient) amin´izay efa ao amin...
11/03/2024

👍Eto foana izahay hoan´ireo izay maniry hanana toerana maintso na koa mila mpikarakara(entretient) amin´izay efa ao aminy.
Mandray vita hatrany ianareo tompoko;na vao hovolena na koa hokarakaraina.
👍Koa aza misalasala ary mandefa hafatra miafina na koa miantso ny :034 74 519 49👌

05/12/2023
Salama tompoko!Ny   dia manao ny asa rehetra momba ny gazon.mamboly(plaque/atsaika) sy mivarotra ny:-golf-tamatave-villa...
22/11/2022

Salama tompoko!
Ny dia manao ny asa rehetra momba ny gazon.mamboly(plaque/atsaika) sy mivarotra ny:
-golf
-tamatave
-villa
Manomboka @ 10 000ar

Madefasa hafatra @ page raha mila fanazavana bebe kokoa
Ny asa vita no mamaritra ny mbola ho atao

Salama tompoko!Ny   dia manao ny asa rehetra momba ny gazon.mamboly(plaque/atsaika) sy mivarotra ny:-golf-tamatave-...Ma...
22/11/2022

Salama tompoko!
Ny dia manao ny asa rehetra momba ny gazon.mamboly(plaque/atsaika) sy mivarotra ny:
-golf
-tamatave
-...
Madefasa hafatra @ page raha mila fanazavana bebe kokoa
Ny asa vita no mamaritra ny mbola ho atao!

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261346456267

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kolo Gazon posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category