Mamy Haja

Mamy Haja Je crée des espaces pour mieux vivre et des mots pour mieux penser. Bienvenue sur ma page : ici on construit des maisons… mais surtout des mentalités.
(7)

14/08/2026

Madagasikara-Rosia, ahoana no hevitry ny Masohivoho, Atoa Ny Hasina Andriamanjato ?

Interview miaraka amin'i Stéphane Mamy Haja
Tao Moscow - Aogositra 2026

Misaotra ny African Initiative nanome ahy fahafahana hanao ity fanadihadiana ity tany Moscow.

60sec Monsieur Francko dia tafatory…Ataontsika inona izy?A. Atosika moramoraB. Domina kelyC. Avela tairin’ny receveur @ ...
12/08/2026

60sec Monsieur Francko dia tafatory…
Ataontsika inona izy?
A. Atosika moramora
B. Domina kely
C. Avela tairin’ny receveur @ le hoe “aiza ary le frais antsika ao e?!”

Ianao koa ve efa tratran’izao? Dia nataonao akory? 😂

🙏 Fitahiana 5 ho tanteraka amin’ny fiainanao!1. Hahita contrat hampidiram-bola misimisy kokoa anie ianao,2. Handroso ny ...
10/08/2026

🙏 Fitahiana 5 ho tanteraka amin’ny fiainanao!

1. Hahita contrat hampidiram-bola misimisy kokoa anie ianao,
2. Handroso ny fanangananao trano na tsikelikely aza,
3. Hisy vahaolana ho an’ilay problem efa nampiasa ny sainao ela,
4. Hiverina ny fiadanana ao aminareo 2 / ny tokatranonao,
5. Mialohan’ny faran’ity herinandro ity dia handre vaovao tsara efa tsy nantenanainao intsony ianao.

Iza amin’ireo no irianao manokana ho tanteraka aminao sy ny olona tianao ?

Ianao no tempoly hitoeran’ny Fanahin’Andriamanitra fa ny fiangonanao dia trano hihaonana fotsiny.Karakarao tsara ny vata...
09/08/2026

Ianao no tempoly hitoeran’ny Fanahin’Andriamanitra fa ny fiangonanao dia trano hihaonana fotsiny.
Karakarao tsara ny vatana sy ny fanahy 😉
1 Korintiana 3:16
Tahian’ny Tompo manokana ianao namako!

Valin’ny fanontaniana ao an-tsainao:
1. eny volamena ny ankamaroan’ireo ao an-damosiko ireo 😮
2. Tsy naka aho na 1 grama aza 😜

Toerana : Patriarchal Compound of Temples of Nikolo-Perervinskiy / Moscow / Russia

Fiangonana orthodoxe nataona architecte sy sculpteurs t@ fiandohan’ny taon-jato faha XX ity. Ho an’ny zanaka lahin’i Nicolas II. Perle de Moscou no fiantso azy.

Africa Initiative

07/08/2026

Ahoana ny fahitan’ny créateurs de contenus malagasy ny Rosia?
Willynay Monsieur Francko valisoa.regardelemonde
#русский

Africa Initiative

🇲🇬🤝🇷🇺 Omen’i M. L’Ambassadeur, Ny Hasina Andriamanjato, interview aty Moscou za hiresahana ny fahitany ny fifandraisan’n...
05/08/2026

🇲🇬🤝🇷🇺 Omen’i M. L’Ambassadeur, Ny Hasina Andriamanjato, interview aty Moscou za hiresahana ny fahitany ny fifandraisan’ny firenena 2 tonta, fa ampio aho hametraka ireo fanontaniana ❓ manitikitika ny sainao dia ho valiany: anontanio izay mahaliana anao na resaka fianarana, na asa, fifandraisan’ny firenena 2 tonta, na momba ny fandrosoana mety hisy raha mihatsara ny fifanakalozana)…

Miandry anao 😊

Nandeha avions privés & hôtels 5* étoiles maro nefa tsy nandoha ariary 🤩Tsiambaratelo sy fahasoavana azoko manokana tsy ...
04/08/2026

Nandeha avions privés & hôtels 5* étoiles maro nefa tsy nandoha ariary 🤩
Tsiambaratelo sy fahasoavana azoko manokana tsy mbola nozaraiko t@ hafa mihitsy izy io: na mitety an’i Madagasikara na firenena hafa aho dia mipetraka anaty hôtel farafahakeliny 4* foana, ary indraindray aza dia mandeha avions privés. Fa ny tena mahavariana : tsy nisy nalohako mihitsy ireo fandaniana ireo(presque) fa misy miantoka foana. Na za aza mba gaga aho hoe fa maninona no hoe “za” fa tsy ny hafa?

Lesona : Ataovy izay hilan’olona anao mafy (@ fahaizana, toetra, fitondran-tena,…) ary mivavaha fa Andriamanitra manao ny ambiny mahasoa anao.

Sady manararaotra misaotra ny Africa Initiative aho nandefa ahy aty Moscow(Rosia) androany fa tsara ny fikarakarana 🙏🏽

Mino ve ianao fa vitanao izany?

Tahian’ny Tompo ianao.Taiza nareo no nandeha nivavaka androany?Izahay niaraka tamin’ny malagasy tato amin’ity Fiangonana...
02/08/2026

Tahian’ny Tompo ianao.
Taiza nareo no nandeha nivavaka androany?

Izahay niaraka tamin’ny malagasy tato amin’ity Fiangonana Loterana.
Mahafinaritra ery ny fifandraisana, mifanohana.

31/07/2026

Tokony mitandrina ve Madagasikara eo anatrehan’ny Rosia? Sa tokony hijery amin’ny fomba hafa fotsiny?
Valiako ny fanontanianareo.

Mino aho fa ho afaka hahita ilay firenena nirianao ho hita hatr@ izay ianao; Na izay tsy nampoizina aza handehananao!Ary...
28/07/2026

Mino aho fa ho afaka hahita ilay firenena nirianao ho hita hatr@ izay ianao; Na izay tsy nampoizina aza handehananao!
Ary ianao ve mino izany?
Africa Initiative

Address

Lot II A Ivato
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mamy Haja posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share