13/05/2026
“ Salus Per Aquam”.
Tonga any antrano ny hydrothérapie miaraka aminay, amin’ny alalan’ny rano, sauna, hammam. “ Wellness” no tanjona.
Aiza ny toerana tsara noho ny ao antrano hisian’izany?
Rehefa hanao ny salle des bains-nao ianao, na hanavao kely azy io, miaraha aminay.
Domus
Mamamba Ambohibao,
300mt alohan’ny ranoben’i Mamamba
Tel 0346056643/0345587842