29/12/2021
Miarahaba antsika rehetra,
Mila manampy ny entam-barotrao ve ianao nefa tsy afaka miakatra aty an-drenivohitra (Antananarivo)?
Misy entana tianao hamidy ve nefa tsy misy any an-toerana fa tsy maintsy miakatra aty an-drenivohitra (Antananarivo)?
Misy entana ilainao amin'ny andavanandronao ve (sakafo, kojakoja, lamaody,...) tianao nefa tsy misy any amin'ny faritra misy anao?
Tsy manam-potoana ianao? Ary indrindra tsy misy olona afaka hanao izany eo amin'ny toeranao?
IZAHAY eto amin'ny Yetsenao dia afaka misolo toerana anao hanao izany fietsenanao izany ary mandefa izany any amin'ny toerana izay misy anao manerana an'i Madagasikara.
Manantona ao amin'ny hafatra miafina (MP) raha mila fanazavana fanampiny dia ho valiana ianao.
FIFANDRAISANA-FIFAMPITOKISANA
"ATAONAY IZANY HO ANAO"
🙏🙏🙏