Vokibe

Vokibe Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vokibe, Contractor, Antananarivo.

πŸ“’ Elaela tsy eno Vokibe fa niverina izahay miaraka @ ireo tolotra rehetra ato aminayπŸ˜€πŸ˜€πŸ“’ Ny fahafa-po anareo no tanjonay ...
26/02/2022

πŸ“’ Elaela tsy eno Vokibe fa niverina izahay miaraka @ ireo tolotra rehetra ato aminayπŸ˜€πŸ˜€
πŸ“’ Ny fahafa-po anareo no tanjonay πŸ€—
πŸ‘‰ Aza misalasala arany manantona anay ao @ mp πŸ’¬ raha mahaliana anareo πŸ€—πŸ‘ˆ

18/09/2021

❀❀

21/08/2021

Iza moa i Vokibe β“πŸ€”πŸ€”πŸ‘€
Santionan'ny mombamomba azy πŸ₯°πŸ₯°
Misaotra anareo mpanjifa rehetra❀❀
ary manasa anareo rehetra hanjifaπŸ€—πŸ€—

Mitady olona ibata ny entana mavesatraβ“πŸ§’πŸ‘¦πŸ§‘πŸ§”πŸ‘‰ Dokera vonona iara-iasa aminareo ny ato @ Vokibe  β€πŸ‘ˆπŸ—£ MidirΓ  MP avy hatrany...
13/08/2021

Mitady olona ibata ny entana mavesatraβ“πŸ§’πŸ‘¦πŸ§‘πŸ§”
πŸ‘‰ Dokera vonona iara-iasa aminareo ny ato @ Vokibe β€πŸ‘ˆ
πŸ—£ MidirΓ  MP avy hatrany arany eπŸ˜‰πŸ˜Ž

Faly manome fahafaham-po anareo hatrany izahay 🀝❀
09/08/2021

Faly manome fahafaham-po anareo hatrany izahay 🀝❀

πŸ“’ Ohatran'izao ny asa efa vitanay ka aza misalasala miresaka aminay raha misy mahaliana πŸ€—πŸ˜Š Vonona ny anome fahafaham-po ...
31/07/2021

πŸ“’ Ohatran'izao ny asa efa vitanay ka aza misalasala miresaka aminay raha misy mahaliana πŸ€—πŸ˜Š Vonona ny anome fahafaham-po anareo izahay ??😊

Misy taratasy πŸ’Œ ilainao ve na misy zavatra tokony hataonao? Kanefa filaharam-be? πŸ€”πŸ€”πŸ€”Mety tsy hanam-potoana ianao na koa ...
26/07/2021

Misy taratasy πŸ’Œ ilainao ve na misy zavatra tokony hataonao? Kanefa filaharam-be? πŸ€”πŸ€”πŸ€”
Mety tsy hanam-potoana ianao na koa kamo fotsiny hilahatra?πŸ˜‰πŸ˜‰
πŸ‘‰ Vokibe no vahaolana ho anao πŸ‘ˆ

MPANJIFA AFAPO πŸ€πŸ‘ŒπŸ”₯
22/07/2021

MPANJIFA AFAPO πŸ€πŸ‘ŒπŸ”₯

12/07/2021

πŸ“’ Ho fanampiana an'ireo olona sahirana ara-tsakafo 🍲πŸ₯—πŸœπŸ₯™
eto @ faritra Analamanga
πŸ“’ Ho fanampiana anareo rehetra @ fanaovana asa madinika πŸšΆβ€β™€οΈπŸ‘©β€πŸ”§πŸ€

πŸ‘‰Dia manao an'ireto asa ireto ho anareo izahay:
1⃣ milahatra
2⃣ manasa fiara
3⃣ manasa lamba
4⃣ dokera

Manasa anareo iditra ao @ MP an'ny pejy ho an'ireo fanazavana rehetra fanampiny πŸ“©πŸ€—.

05/07/2021

L'existence de la faim dans un monde d'abondance est inaccessible sur le plan moral, mais Γ©galement c'est une violation du droit le plus fondamental de l'homme, Γ  savoir le droit Γ  une nourriture suffisante.

05/07/2021

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vokibe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category