CV Making MDG

CV Making MDG Nous rendons votre CV plus attractif pour que votre identité soit bien mise en avant. Un CV moderne s

Mila CV moderne, miavaka, mampiavaka anao ve ianao? 👉👉Ny fomba fipetrak'io CV anao io no hamoaka ny maha izy anao ary an...
21/01/2022

Mila CV moderne, miavaka, mampiavaka anao ve ianao?
👉👉Ny fomba fipetrak'io CV anao io no hamoaka ny maha izy anao ary anisan'ny mason-tsivana voalohany jerena aminao.

⚠️⚠️CV Miavaka CV Mampiavaka⚠️⚠️Mbola eo an-dalam-pitadiavana asa ve ianao na stage❓Tsy mety misy miantso nefa efa nande...
19/01/2022

⚠️⚠️CV Miavaka CV Mampiavaka⚠️⚠️
Mbola eo an-dalam-pitadiavana asa ve ianao na stage❓
Tsy mety misy miantso nefa efa nandefa ny antontan-taratasy❓
Hainao ilay asa ary afaka mifaninana tsara amin’olona maro ianao❓
👉👉MILA ATAO MIAVAKA NY CV ANAO
✅Mila avoaka ny MAHA IZY ANAO.✊

Anisan’ny sivana voalohany ny CV rehefa mitady mpiara-miasa ny orinasa iray.
☝️Manampy anao amin’ny fanavaozana sy ny fanatsarana ny CV anao izahay na aiza na aiza misy anao.
☝️24 ora hatramin’ny 48 ora no hanavaozanay ny CV anao ary Pdf imprimable format A4 avy hatrany no handraisanao ny CV.
☝️Manasa anao hiditra hafatra miafina (mp) avy hatrany raha mila ireo andinindininy amin’izany ianao.
🤗Mifanampy isika!





#2022

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CV Making MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category